De futurs candidats aux présidentielles en pré-campagne…

Le pays est en pleine crise, la paix n’est pas restaurée et déjà certains candidats se précipitent à faire des meetings et promettent beaucoup de choses comme ils ont l’habitude de faire. Leur façon de s’y prendre pour piéger les électeurs reste le même, une descente sur terrain dans des zones loin de la ville. Là où la population est naïve et se précipitent en voyant des voitures et des étrangers de passage.
Tout cela pour dire et pour montrer qu’ils arrivent encore à réunir des milliers de personnes malgré ce que l’on se dit sur eux. Une pré-campagne totalement illicite mais peu importe, ils vont tout faire pour que les élections présidentielles aient lieu. Parmi ces candidats, figure en première liste le leader des foza dont Andry Rajoelina qui fit sa première descente sur terrain après avoir annoncé qu’il va se porter candidat aux élections présidentielles. Ensuite, Roland Ratsiraka qui lui n’a jamais cessé de prétendre à la présidence et cela depuis toujours.
Cette semaine, Rajoelina a fait sa précampagne à Toamasina et Roland Ratsiraka à Antsiranana. Ils vont continuer dans ce sens durant quelques semaines dans le but de se faire élire. Tous assoiffés de pouvoir, ils ne pensent pas du tout à faire sortir notre pays de la crise. Tout ce qui les intéresse c’est de s’enrichir et de se servir du pouvoir pour leurs intérêts propres.

3 pensées sur “De futurs candidats aux présidentielles en pré-campagne…”

  1. Raha vao mitondra anarana ratsy iraka aloha dia miesona eo ,i amiraly ty tsy tafaody fa hampifilafilain’dry tgvendrana nefa malaza nanosika an’i lavanify teo amitoerany

    ,iza koa no hifidy zay neveudratsy iraka ,jereo ty izy ratsy tarehy otran’ny gidro tsy aleo mijery maki ,hanala baraka eo fotsiny ,gaha nisy nanadino ny nataon’i amiraly sa lany tamingana i Gasikara NO HANDEHA HIFIDY ZAY ROLAND ratsy iraka na tamatave aza tsy tia azy satria ry zareo tsy tia merina sady mpandranitra adimpoko nefa jomaka avy ao tananarive fa mody hoe betsimisaraka izahay ,i celine no avy any Tmatave!

  2. MArina io hoe tsy tian’i Roland intsony i Tamatave. Lasa nifindra fitÀna izy. Ny tetika dia mamono omby, manao ‘tsitsika’. Mamono omby, ka izay mihinana ny hena dia toy mivoady hoe tsy maintsy handatsaka vato ho azy.
    Efa fikan’antitra io fa mbola mandaitra raha ny gasy no tenenina. Fa aza hadino fa olo-meloka daholo ireo milaza hirotsaka ireo. Namono olona ka tsy maintsy ahazo ny anjarany.
    Ireo taratasy navoakan’i CMD Charles ho ah’ tokony atao large diffusion. Fantatra fa misy nametraka sakana rehefa te-hi-telecharger azy ny olona nefa nahoana moa raha atao toy ny WIKILEAKS ireny ireo piece sy porofo ireo ? Asiana miroir be dia be ka raha misy sakana ny iray dia afaka mandeha toerana maro hafa. Ny tsara sitrapo @ mpisurf eto ve no tsy hisy hanome toerana hametrahana an’izany ?

    Satria ny misy olona te hampita vaovao ihany rehefa mandeha any ambanivohitra any ary afaka mitantara ny tena zava-nisy marina t@ feb 2009 iny. Ireo taratasy ireo dia porofo mazava. Fomba iray hiadivana @ FAT ireo.

    Mamkarary fo koa ny mahita fa ireo radio sasany dia mbola mivohy ny vaovaon’ny FAT, milaza ny (pseudo) ezaka vita tatsy sy teroa. Ny fi-interpréter-na an’izany dia mi-cautionner ny fisian’ny FAT, mankato ny famonoana olona nataony sy fanitsakitsahana ny safidim-bahoaka. Mahagaga sady mampalahelo raha radiom-pivavahana (RDB surtout) no manao izany. Mankato fanitsakitsahana ny didy folo. (Aza Mamono olona…!). Sady izay koa mamilivily vaovao… ny hevitr’ireo olona mitondra messge tiany hampitaina ihany no alefany sy dradradradrainy. Nanota tokoa t@ hevitra sy teny ary t@ ADIDY TSY VITA…

  3. Efa ho fatin’ny hanoanana ihany ny vahoaka, ka avelao izy hihinana ê ! Hena adala-tompo !
    Mba vola tsy mivaoka avy ao am-paosy io ! Tsy midika mihintsy fa hifidy azy ireo nihinana ireo !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *