Ry Vahoaka Tia Tanindrazana,
Amin’izao ora izao: Samia manomana manomana BANDEROL IRAY ISAN-TOKANTRANO
- vive Madagascar
- vive la Demogratie
- Rajoelina FOZA miala
- Mahantra ny Vahoaka
- Aoka izay ny lainga
- Fianana tsy laitra intsony
- mijaly zahay vahoka madinika
- Rajoelina : aiza ty fianana mora ty e
- …sns…
Rehefa tonga ny ora de: samy maoaka ny azy ary miara mirohatra eny an-dalana araky ny toromarika
Rehefa tonga ny ora dia tsy hadino Place 13 mai, Place Démokasia
Ambassade de France
Ho ela velona ny Vahoka madinika Voahitsakitsaky ny FOZA ORANA
Ho ela velona I Madagasikara TIANTSIKA
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?


Fa taaaaaaaaoooo anaty haizim-pitoooooooo
Nandrenesana antsoantsoooooooooo
Feo nihiaka nikiaka fahafahana ê ê ê ê !
Injao manakoako ren-tany, manako ren-danitra ê ê ê !!!
Nikotroka ny basy nefa tsy kivy,
tsy kivy tsy kivy tsy miato ireo mpitolona …………….
touchez pas à notre président
OK, KintanaManandRambo!
Hanakoako tokoa ny ho ataontsika rehefa tonga eo ny Filohantsika!… Aza misy matahotra e!
Sahia amin’izay re mijoro e!.. Tongava daholo ianareo avy any amin’ny Faritra rehetra e!…. Hitsena ny Filoha mahery fo isika e!… Samy ho tahian’Andriamanitra daholo e!
Ô yes Elas
pas touche !!!!!!!!
Mangataka izahay mba hampitaina mivantana eto @ mydago ny zava mitranga rehetra @ io fotoana io.
mba hampitaintaina an-Dry Kristely sy ny Foza eee.
mankahery antsika rehetra ary manentana hatrany @ asabotsy e.
VOUS ETES FOU TOUSSES COMME VOTRE DADA
Voary
haut les mains , peau de lapin
Nadia et ses fautes de Français !!!
Voary o!!!
Tsy fou zay fa faly be fa ho avy ihany ilay nandrandraina hatry ny ela e.
tsy zakan’i Voary le fidirana favori an!
Iny o dada ooo!!!!!!!!!!!
Ha ha ha ha ha ha !!!!!!!!!!!
Coucou Nadia !
Boribory ny tany an !
Am’sabotsy mifankahita ry gamara kely ô !
Eo amin’ny devan’ny gara ! Am’folo !! Za hanao pataloa fotsy, de polo maintso !!
De mitsena an’i dada ! Hitondra vaon-dalana be de be izy !!
MDR !!!!
Allo, allo:
Tsy maninona izany fa aleo ho avy fa tena mahatsara zavatra e! efa ela no niandrasa azy, tena potika mintsy ny firenena. ary aza sakanana izy refa milatsaka hofidiana fa aleo ny vahoaka no hitsara azy. Dia ho hitan’ny HAT eo ny tohiny, fa matoa manakana azy (MRac,DRastk)dia matahotra izay. Izany hoe raha sur amin’ny tenany ny Hat (lead) oe tokn iz no eo, dia mifaninàna am Mrac, na … dia ho hita eo ny tena fitsarana ara démocratique. Tsy hoe akory refa namono ny voay de miakanjo ny hodiny (efa lany andro zany am démokrsia), fa aleo ny vahoaka malagasy no hitsara direct fa tsy misy akanilika fa matahotra. Fa amin’izay kosa aloa ze lany eo de eken’ny rehetra fa vita ny match (fifidianana eken’ny rehetra zany). Ho antsika vahoaka indray, asehoy ny tena hevitsika fa aza afenina fa mety hanimba ny firenetsika izany. Amiko zao ny fifidianana farany teo de « mal élu », koa az haverina intsony ireny fa ho hitanareo fa ho simba isika.
Ambony/Ambany ny lohan’i gamara ! ‘Ty vô T hozy ny….. (MDR)
raninja,
« Izay lany eo dia eken’ny rehetra » à une condition : La France ne s’en mêle pas !!!
Marina zany ka (babyfoot); Ito ndray tsy misy miataka izany ka. Efa mazava be nge oe frantsay no ao ambadiky THA e!! HIHIHIHIHIHI
Baby â !
la france est EMPETREE dans ses difficultés internationales…
1) toutes les mésaventures (Alliot Marie/Tunisis , Fillon/Egypte,Sarkozy/Maroc)et déclarations autistiques concernant le monde arabe
(rappel le FLOP TOTAL de l’union por la Méditerranée : UPM avec MOUBARAK comme cheville ouvrière ! MDR !!!!)
2)Flop total par rapport aux autres « mondes civilisées et démocratiques »
3) FLOP par rapport au Méxique : mélange de genre et INGERENCE DANS DES AFFAIRES JUDICIAIRES NATIONALES : RIDICULE
4) flop avec le monde judiciaire :
chef d’Etat ,après délibérations,CONDAMNE INCAPABLE !!!
Pauvre France , pauvre UMP qui n’a plus rien du gaullisme initial qui souhaitait instituer une séparation absolue entre affaires privées et affaires politiqes.
VIVEMENT 2012!!!
Un pitbull ne fera jamais un chat persan ! Valable pour Mada !
Coucou GBD, Kintana etc.
La DOUCE FRANCE n’est plus ce qu’elle était !
Lasa firantsa pikobila sisa (MDR) !!!