Inona ihany aza ity fifamelana ity ?

Magro BEHORIRIKA 09 Janv 11

Magro BEHORIRIKA 09 Janv 11
Magro BEHORIRIKA 09 Janv 11
Ry Malagasy Mpiray Tanindrazana,

Tena tsy SEXY ny dicours.
Tsy efa ampy ve ny hoe : Andevozin’ny foza e

Angatahina amin »izay ny Place de la Démocratie,
Rehefa tsy azo dia rotaka
Aoka izay Magro
Fa sady place kely tsy hitan’i Madagasikara
No tsy mandeha TV

Tsy mahalala rotaka ve e ?

Ndao daholo
Fa soa dia lany andro eo
Efa hoe terroriste ireo

Rehefa tonga eo amin’ny place de la Démocratie dia inty no takiana voalohany
Takiana amin’i Rakrisy tsy misy fepetra ny Procès pour Coup D’Etat

Nous devons passer à la vitesse supérieure
Aoka izay ny kabary tsy SEXY
Soa dia lasa eo ny olona fa efa reraka

Time is very impoprtant
So important
Don’t negociate with terrorists

Adabohy amin’izay
Raha tia TanindRazana ianao
Ndao hampakatra feo
Ho re tany sy ren-danitra

Egypte
Tunisie

Madagascar

9 pensées sur “Inona ihany aza ity fifamelana ity ?”

  1. Mba asio contenu misy analyse ihany ry mydago izay zavatra publié-nareo a!!! Tena tsy ao mihitsy marina e!! Izaho tsy mankasitraka mihitsy ny HAT fa tsy izao kosa no fomba entina miady e!!

    Asehoy fa mpampahalala vaovao ianareo ary mahay ny zavatra ataonareo. Ahoana moa no hiarahantsika hitambatra raha fomba fiteny sy fisaina ohatran’izao no vohizinareo.

  2. Dia mba omeo hevitra kosa ary izy ry ENTITRA FA EFA ALOHALIKA NY RANOMBARY é! tena marina marina fa mila mi passer vitesse supérieure ary ampy izay OILAY NEGOCIATION FA TOKONY MBA ho menatra ny vahaoaka efa mahantra fadiranovana ary io tsy TAFAVOKA ETO ISIKA RAHA IZAY HIANDRY IZAY SADEC SY je ne sais pas qui ,tsy resahina any @izay fivoriAna any @OUA AKORY I MCAR FA RESAKA AMBONY LATABATRA fotsiny ,tsy misy miraharaha le problème hatramizay tsy IZANY FA NY ANTONY LEHIBE KOA TSY HIRAHIRANIN’IZAO TONTOLO IZAO ANTSIKA SATRIA ISIKA tompony aza lany andro negociation TSisY FIHETSIKETSEHANA goavana any ka refa tsy mihetsika dia manaiky !!!

    ISIKA ANGE KA EFA HATAON’ny firenena Afrikana fihomehezan é! hanontanio ange ny gasy mipetraka any Afrika e!

    tsy MANAIKY MPANONGANA NEFA MI NéGOCIER AMI MPANONGANA dia inona moa ny dikan’IZANY ???

    rESPONSABLE NY FANIMBAN4NY FATINALIKA DAOLO ISIKA REFA manaiky sy tsy mietsika ,tena marina fa mila mankeny ami 13 mai amizay dia efa tairo ra8 hiresaka amin’ny Amerikana handefa miaramila Amerikana ,tsy casque bleu fOPLE OHATRAN4NY ANY CÖTE D4IVOIRE ?MILA MAILO FA NY CASQUE BLEU ANY CÖTE D’IVOIRE LAZaINNY OLONA AVY ANY fa OLONA ERY ANTSISITOSY ERY NO MISY MANAKARAMA REFA HANGATAHANa HONO ny papier hoy le namako ivoirienne olona tsy manana papier akory !ireo miaramila casque bleu ireo

    KA AZA MIDITRA AMI CASQUE BLEU FA MIARAMILA AMERIKANA AMI ZAY neutre na Allemand !fa raha vao casque bleu no hatao ao dia ny tsotsoka no hampiditra mpikarama an’ADY AO !
    Io no hataoko hoe i ra8 raha te hiverina dia tsy miankina afatsy ami tenany ary le 2 mouvances FOPLE koa fa vaza mody miady ami fatinalika FA FOPLE IRAY TRANO !
    Efa IMBETSAKA IHHANY ZA NO NITENY fa tsisy issue ny hahatafavoahana ami krizy satria ny CI tsy manaiky ny Hat nefa ny pire dia TSY MANDA KOA SATRIA TSY MANASAZY !!!
    DIA NA NY FIDINANA ANDALAMBE NA MIANgavy antanadroa i ra8 amin’ny Amerikana hoe mbola izy no prezida refa ekenareo fa coup d’état tgv ka noho izany ny mandat -ko tsy vita dia izao no hatao ,halefaso ny mpampandry tany fa tsy TAFA MIINTSY IO RAHA TSY IZAY HASAINA MIDINA ANDALAMABE ALOHA NY OLONA HO HITAN’IZAO TONTOLO IZAO FA TSY MANAIKY izao fitondrana jiolahy izao!!!
    Moi ,personnellement ,je ne crois plus à Chissano ou momo,Simao ou tous les autres bons à rien ,hypocrite ,il faut compter sur soi-même ,sinon hataon’olona fihomehezan fotsiny na zato taona aza isika eto foana ,izao ry zareo mahazo aide ny ministère ny agriculture dia nefa ny vary mihalafo andro aman’alina !!!

  3. Ilay Lojikanareo mpirevy ra8 mihytsy no mihemotra!!!!!
    Ka ny teto Madagasikara nanalana an-i Pdt nero iny anie ni fianarana ho an’i Tunisie sy Egypte e!!!!!!!!!
    Ny Pratique nataon-dra8 sy i Ben Ali no nanaovan’ny olona fihetsiketsehana ka nampitsoaka azy ireo!!!!!
    Mandiniha kely fotsiny de mandiniha tsara!!!!!!

  4. Tsisy te hahalala izay resakao ry gisa lahy sa vavy ,ndeha mipitsika any madagetotra fa fitondrana miaraka amibasy tsy ho rava aiza ary raha mafy be nareo sy ny basinareo inona no hatahoranareo andra8 lava ,tsy tokony namaly akory enao fa matahotra lava NY OLONA TSISY VALEUR NO MITAMBASY FA NY OLONA MISY CERVEAU MAPIASA CERVEAU !
    ny VAHOAKA NAPANATENAINAREO KINTANA lasa naenina tongotra amantanana DIRANDOZA NA VONoINAREO AMIVARY MORA Nisy POIZINA AMIBONBON VAO MAY PIRE ,i Mcar TSY DJ KA ENTINA bandy dj tsy manana bepec akory fa marionnette mbazaha ,zao ny gasy tsy afaka » fier » intsony fa gisitra fa mafieux no mitomany prezida ,vidina daolo ny deputé tsotsoka sy ny rehetra io dia mbola mandry ihany ny sain’tony gasy vendrana tony ,tsy tonga eny ampaladiandra8 ary ra mafy hapetraka ny basy de toute façon ho halain’ny vahaoaka antananareo ny basy dia hita eo raha mbola mafy be ny TSY METY VOKY VOLA HALATRA NY BOIS DE ROSE ,jereo ny orambe noho ny nanomezanDRADOMELINA NY BOIS DE ROSE HO TAPAHINY VAHINY !POTEHO NY FIRENENA E!fa aza taitra fa be noho ny vitsy fa ny tena vahoaka ihany no manala an’io ary refa tsy tian’ny vahaoka dia manakambo mipitsika raha ny olona misy valeur tsy mitondra raha tsy lanimbahoaka fa tsy hoe aty aminay ny basy ka potehinay aloha ny firenena aleonay ny gasy hihinany fatiny any fa ny tsotsoka no omenay ny harena ambanin’ny tany !
    Aza manao resaka vioretra iano fa mpomba andra8 no makato!
    Mandalo eny andalana izahy sihian’olona ,mirifatra ny mpangalapitondrana !taiza ny mbola nisy milaza ho mpitondra sihian’olona otran’ireny raha tsy ny DJ ?TARANAKA I GALLIENI!
    ndeha mankany any madagetotra sy ry livreur,mpisolelaka vazaha any ,taolana ny nify dia miomehy ,ny MALAGASY TOA AZY HALIKAINY ,inona zao mba hain’i lava nify amity vary miakatra,avoahy ny milice-nareo mitondra basy fa hataon’ny gasy otran’ny tany Birmanie amizay!
    Managalara tsra aloha fa fotoana’ny fanagalarana izao fa aza taitra fa mbola hopotehina’ny vahoaka anaty tapakandro daolo ,angony tsra aloha ny halatra !!!

  5. Olona mba mahay mampiasa ôrdinatera, kanefa toa mirefarefa amin’ny tany ny fisainan-dry gasla ! Vongany mihintsy !!!!
    Fantaro tsara ry gasla fa betsaka no mahafantatra zavatra betsaka toa-dry Charles sy Noël â ! Mivaoka daholo izany indray andro any, fa aza ampitoviana mihintsy ny zavatra nataonareo sy domelina, sy ny zavatra nataon’ny vahoaka toniziana.
    Efa nolazainay tamin-dry zareo ny vava navaokan’i domelina ! Ny vahoaka tonizaiana mbola tsy voan’izany SANS QUALITE IZANY !! MBOLA TSY VOARAOKA TANY AMIN’NY ONU NY MPITONDRAN-DRY ZAREO !!!! MBOLA TSY VOAFELAKA TOY NY NAHAZO AN’I JEMISAONA KA NANDRAINGIRAINGY NAMONJY AN’ITY VARAVARANA !!!!

  6. Marina mihitsy ry Kintana

    roindefo mbola hano ampamoaka fa miandry fotoana, tahaka izany i ORGANES, ary koa ity minisitra FOP, William noelson voasazy.

    ireo aloha ,efa anisan´ny atidoha nikotroka efa niala ny Foza.
    Mbola ho avy ireo tra-panenenana tahaka ny Psdt HCC sy ireo miaramila manamboninahitra,,hiverina q vahoaka.

    Tsy ho ela hipoaka ny rotaka, sy ny firotsaan an-dalambe

    Mbola ho zaka ve ny vary 10000 fmg ny kilao

    Ny menaka efa ho 30.000 fmg

    ny siramamy 20.000 fmg.ny lafarine, ny solika etsy amdaniny.

    ny mahantra efa maty noana, ny tokantrano mapidim-bola tsy mahazaka anío intsony, indrindra ny fonctionnaire, ireo mpangalatra sy voky kolikoly ihany no manai´ky izao vidim+piaianana midangana izao

    feuille de route papier hygienique, tsy iny no probleme ,fa ity vidin´ny PPN

    resaka ambony latabatra sy politika tsy rahrahiny vahoaka malagasy tsotra ,fa ny kibo tsy mba lamosina.

  7. Marina mihitsy ny an’ i ENTITRA io.Diso adresse angamba io  » Zanaky ny mahery fon ‘ ny 1947  » io izany fa magagate .com no naika nandefasany an’ io lahatsorany io na koa actumada. com

  8. tandremo fa hitady hiala zigla ny faty.raha misondrotra toa izao dia hilaza ry zareo fa noho ny fiakaran’ ny vidiny eny amin’ ny tsena iraisam – pirenenena. Fa ny vay gasy angaha any new york na any londres no mametra ny vidiny hividianan’ i rakoto sy ravololona ny iray kilao? ao koa ny hoe ny conditions clmatques . ny marina dia tsy mahay mitatana ry zalahy faty fa ny mamaika azy dia taxe entin -dry zareo hividianana 4X4 sy hanaovana fety etsy sy eroa ampatoriana ny halemena ny vahoaka.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *