Je répète, on ne négocie pas avec les terroristes !

RY MPIRAY TANINDRAZANA,

ANGAMBA EAFA ELA NO NIERITRERETNA NA NY ANDANINY NA NY ANKILANY:

VELESO NY VY DIENY MAFANA E’!

AHOANA MOA NO FOMBA ANEKEN’NY HAT HIFANARAKA AMINTSIKA:

OLONA MANANA CONTRAT ANGE NY TERRORISTES E!

EFA FANTANY ANGE NY ZAVATRA ATAONY E!

SOA DIA LANY ANDRO MI-NEGOCIER

ON NE NEGOCIE PAS AVEC LES TERRORISTES!

ON NE NEGOCIE PAS …

AOKA IZAY E!

TAKIO NY FIALAN’I ANDRY RAJOELINA

TROTRA

TROTRA

ENY ANALAKELY SY AMBOHITSOROHITRA ISIKA

EFA TSY MIHINAN-KANINA IZAHAY

ALIKAIN’NY FRANTSAY NY MALAGASY E!

KA DIA SOA DIA TSY TAFAKATRA ENY INTSONY RAHA REREKA KA ELA LOATRA E!

VIVE Marc Ravalomanana
VIVE MADAGASCAR

3 pensées sur “Je répète, on ne négocie pas avec les terroristes !”

  1. tairo ary aiza ny mpanentana d’efa izy…hika tokana anie io de tonga ny olona e…fa tokony week-end fotsiny ny fanomboana..

  2. tonga dia raketo hotrany tany TUNISIE io hoy aho fa dia eo io raha tsy isika vahoka no mihetsika ……
    raikitra io eh!
    lasa izao……

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *