Komanda Lylson de Roland sy ny ekipany no nitifitra ny vahoaka tamin’ny 07 febroary 2009 ?

07 fev 09

07 fev 09
07 fev 09
Ankatoky ny fankalazana ny faha roa taona ny nanaovana sorona ny vahoaka nanani-dapa ny 07 Febroary 2009, dia inty misy fijoroana vavolom-belona nataon’i Lietnant Colonel Rabe Jules izay mitantara fa ny Komanda Lylson René de Roland mpitarika ny FIS dia teny Antaninarenina, teo ambonin’ny tranobe « ex PSM », Trésor, Minisitère des Finances, ary teo ambonin’ny Hotel de Louvre nitifitra ireo vahoaka taty aoriana. io datin’ny 07 Febroary io niaraka tamin’ny zandary mirongo fiadiana tsy anisan’ireo ekipan’ny EMMONAT.Ampamoaka lehibe hiteraka ady hevitra manoloana ny fanonganam-panjakana indray ity tranga ity.
Complément Déclaration Charles sur le 07 février 2009
Complément Déclaration Charles sur le 07 février 2009

12 pensées sur “Komanda Lylson de Roland sy ny ekipany no nitifitra ny vahoaka tamin’ny 07 febroary 2009 ?”

  1. Tokony hampirisihana ny miaramila mba hanatevin-daharana ireo izay sahy mijoro milaza ny marina.Vita io raha mivadika daholo ny tafika ary araky ny tenin’i KMD dia tsy matim-bola daholo ny gasy rehetra.

  2. Tena gravy marina izany ry zalahy an!
    Efa tena miseho daholo marina ny zava-drehetra tamin’ireny raharahan’ny 07 Febroary ireny!.. Maninona no tsy saha mankalaza an’izany rizareo FATn’alika toy ny tamin’ny herin-taona?… Satria efa miseho izany izao fa rizareo ihany no namono ny MPIRAY TANINDRAZANA AMINY!
    Tsy maintsy mivaly ny rà nalatsaka ry zalahy a!…. Ary izany angamba no antony namonoana an’ilay journaliste tao amin’ny RTA satria nahita sy naka sary ny marina izy!.. Mbola hanontaniana amin’ireo tsy mataho-tody ireo izany rehetra izany!

  3. En mémoire du 07 Février 2009, le jour où le commandant Lylyson avec des milices sous les ordres d’Andy Rajoelina ont tirés sur la foule à Ambohitsirohitra, le jour où du sang innocent de simples citoyens manipulés a été versé.

    Partagez votre indignation et votre colère en :

    * Appelant au téléphone ces assassins ce 07 Février 2011 toute la journée

    Andry Rajoelina : (+261) 20 22 547 03
    Camille vital : (+261) 33 15 228 89
    Edgard Razafindravahy (+261) 33 15 501 14
    Hery Rasoamaromaka : (+261) 33 11 769 22
    Alain Andriamiseza : (+261) 34 41 106 80
    etc …

    ** Liste à venir dans la journée **

    * Mettant cette image en profil de votre Facebook

    http://a3.sphotos.ak.fbcdn.net/hphotos-ak-snc6/hs077.snc6/168752_144422538952943_100001555936755_266013_6052843_n.jpg

    PS :
    * Appelez de l’international en utilisant une carte prépayé (Africa, World Talk)

  4. Très bonne idée, Comm GTT Intl!
    On ne va plus les laisser en paix!…. On va les poursuivre comme des ombres, les harceler moralement!… Ils finiront par craquer!… Et ce n’est pas aujourd’hui seulement!….. Ce sera tous les jours, à n’importe quelle heure, à n’importe quel moment!…. Contnues à nous donner toutes les listes téléphonique car je suis partant pour les faire!

  5. C’est vrai: on se demande pourquoi y a rien au programme des putshistes pour cette fois-ci?

    Un témoignage par écrit de plus à faire circuler!

  6. A quoi sa sert de les appeler? Franchement, ce n’est pas comme ça que l’on va changer quoique ce soit. S’ils étaient capables de tuer des gens de sang froid je ne vois pas comment auraient-ils peur de simple coup de fils…

  7. tsy mintsy mpipoitra ny marina.Mbola ho avy ny hoe basy avy any amin’i Organes no nampiasaina tamin’io fotoana io.Ny bala no nahafantarana izany satria tsy kalack no nitifitra avy ato aoriana .Misy sarin’i Organes miaraka amin’io basy ,ho avy tsy ho ela ny sary

  8. tairo tairo fa efa tonga ny farany ary de ho avy aminy ny valin-kafatra……ts’isy miala eo kama a!!!!!
    efa vita ny vatapatin-radomelina vita t@ bois de rose!!!

  9. Avez-vous enregistré toutes ces déclarations écrites sans oublier les vidéos ?
    Si oui, il ne nous reste plus qu’à les rassembler et saisir le tribunal International !!!
    Sa voan’ny fandrekirekena isika ?
    Sa ireo articles rehetra ireo dia juste pour faire vendre fotsiny ???

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *