Mampiady ny vahoaka Malagasy i Dr Simao !

Magro 04 fev 11
Magro 04 fev 11
Magro 04 fev 11

Nandray fitenenana tao amin’ny kianjan’ny Finoana Atoa Raveloson Constant tamin’ity Zoma 04 Febroary ity ary namotsipotsitra ny tsy mety nataon’ny mpanelanelana avy amin’ny SADC dia i Dr Simao.

Tsy misy afa-tsy ady Seza no mahatonga ireo hery politika sasany mankatoa ny sori-dalana natolotry Dr Simao  iny hoy izy. »Tsy mampivoaka amin’ny krizy anefa iny fa vao maika mampiady ny samy Malagasy, rehefa tsy mifandamina amin’ny ankolafy telo i Andry Rajoelina dia tsy hisy fankatoavana iraisam-pirenena izany eo hoy hatrany ity « mafana » ity.

Manoloana ny tsy fahazoana fankatoavana sy tsy fivoahana amin’ny krizy lavareny dia nazava ny hafatry  Raveloson : « rehefa tsy hainareo ny mitantana ny firenena aleo miverina ny filoha Ravalomanana ary izy no hampilamina ny tany  sy ny firenena », tamin’izany ihany koa no nilazany fa mila miomana handray ny fitondrana ny mpanaradia amin’ny ankolafy telo fa tsy ho ela intsony izany ary mila miomana ihany koa ny any amin’ny faritra hoy hatrany izy.

Nanentana ny vahoaka ho avy marobe  ny mpandaha-teny fa misy hafatra lehibe mahakasika ny 07 febroary avoaka eny an-kianja rahampitso.

Magro 04 fev 11
Magro 04 fev 11
Magro 04 fev 11
Magro 04 fev 11
Magro 04 fev 11
Magro 04 fev 11
Magro 04 fev 11
Magro 04 fev 11
Magro 04 fev 11
Magro 04 fev 11
Magro 04 fev 11
Magro 04 fev 11
Magro 04 fev 11
Magro 04 fev 11
Magro 04 fev 11
Magro 04 fev 11
Magro 04 fev 11
Magro 04 fev 11
Magro 04 fev 11
Magro 04 fev 11
Magro 04 fev 11
Magro 04 fev 11
Magro 04 fev 11
Magro 04 fev 11
Magro 04 fev 11
Magro 04 fev 11

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *