Marc Ravalomanana miteny amin’ny GTT

Marc Ravalomanana


Ity horonan-tsary ity dia nalaina tamin’ny Asabotsy 05 febroary teo, tamin’ilay manifestation nataon’ny GTT tany Paris, Place de la Bastille. Ecoutez bien ce que dit le Président !

16 pensées sur “Marc Ravalomanana miteny amin’ny GTT”

  1. Taiza no nisy an’izany ry gamara kely ? Efa lasa mpitsikilon’ny Fis angaha ?
    NY MARINA TSY MAINTSY LAZAINA !
    NY MARINA TSY MAINTSY MIVAOKA !
    Tsy azo atao ny manendrikendrika, ny mamitaka !

  2. Ôka re ry Kintana a !
    Mbola malemilemy ny tenany. Tsy « nifana » tao ampandiana (3 mois) toy ny fomban-drazana fa 2è jour dia nitsangana (à la renimalala)! (MDR)

  3. OK ary ry Baby â !
    Na izany aza ry gamara, rehefa te hiresaka amin’ny olona dia aza miafina ao anaty lavaka ao ! Dia bangoy tsara ny volo, dia aza manao paozy sy firesaky ny mpams !
    MDR !

  4. Mety mba malandilandina angaba ny tarehin’i Rakrisy. Ny fiterahana mantsy hono maha tsara tarehy sady ny allocs miditra, misy hividianana ro-patsa, ny soldes rahateo mora be !!!

  5. Nadia

    nividy letchi gasy aho androany : tena tsy misy nofo , vaventy be vony be.

    Vaotango efa ela ve ? dia ela chambre froide ?

    Malahelo ny letchi tany Taomasina , masaka tsara sy vaventy

  6. GBD,
    misy trie atao ny leitchie rehfa exporté, ka tena misy sivana lavakabe izay, ka tena ilay leitchi vaventybe no lasa aondrana, nefa alohan´ny ahondrana, dia asina souffre ireny leitchi ireny ,hoe mba hi-conservé-na azy, ka rehefa azon´ny souffre dia lasa maintsobe indray dia izay vao atao anaty carton, dia alefa anaty container frigorifique, dia alefa anaty sambo.
    Ny leitchi anefa ny ranony no maha-leitchi azy, ka noho ilay souffre, ritra ny ranony dia lasa kely sy mainy iny, ary raha tonga eny @ tsena eurpeana aza, tsy miverina menabe intsony fa lasa mena tanora manompo maitso, Tena maha menatra tokoa mahita ny leitchi madagsacar tonga eny @ supermarché, Ary zara fa misy mividy. ohatra omeko ny marché allemands dia namerina ny 30% ny leitchi tonga tany.
    Ankoatrany ny qualité, tsy hamparay ve ny leitchi moisy souffre, moa ireo mpiasa miasa leitchi ao anaty container no miasa, dia mifoka souffres fa tsy manana masque na ankamaroany. Dia ahona ny fahasalamaníreny olona ireny

    Fa ny tokony ho izy ,alefa par avion ,par cargo ihany no mety @ exportation leitchi fa raha tsy izany tsy mety.

    rehefa azon´ny souffre izany ilay leitchi dia mifintinabe .Ka aza gaga raha ratsy ny qualité-ny

  7. Coucou GBD,
    Sady tena ohatra miha acide be ny letchi n’i Nadia, manahaka ny tompony iany (HAT, Lavanify) kely nofo fa be voniny !!!

  8. Hay ve nifana ilay kristelle,
    tsy maintsy mitsangana androany fa / fev mandihy manao fetyin´ireo olna maty novonoina natao tohatra fiakarana ahazahoana seza.
    mandihy daholo ny Mpams mankalaza ny 2emem anniversaire ny sorona natao sy ny fanonganana fanjakana,

    Io kristelle io ihany koa ilay Admin [ tananews Forum )

  9. Ravelomanantsoa,
    Ka mety io voalazanao io no tsy naha teto an’i Nadia nandritra ny 2 volana : Nifoka souffre !!! Voan’ny lagripa !

  10. Misaotra Prezida a!
    Manantena ny fanampianareo GTT ny aty Dago e!.. Misaotra betsaka!
    Tsy avelantsika mihitsy raha tsy miala eo iro FATn’alika ireo!

  11. ny fotoana anie reto mandeha hiany e! lazaina fa foza orana e! biby e! nefa dia eo hiany io dia haona inona ny hevitra ry Dada?ny sadika ity toa namadika

  12. hello les amis!

    ny resaka letchi ange ka sariny ekonomia potika eto Madagascara e …
    Noho ny fitiavana vola robaroba vetivety dia manaonao foana…

    Araky ny laza i Ravelomanantsoa dia mazaka : tsy mahalala circuit de QUALITE.

    Ny consommateur mpividy ny exportation dia sarotiny aminy « qualité ».
    Tsy mahagaga ra naveriny allemand ny 30 % !

    Sady :
    – misy concurrence letchi réunionnais ( vaventy , tsara tarehy tonga par avion) misy mividy naha dia lafo aza
    – ny letchi breziliana manomboka tonga
    – ny letchi israeliana tsy nitana marché satria madinika , tsy misy tsirony , tsy nisy mpividy….

    raha mitohy ny hagegeny ireto exportateur malagasy( hoatry i FAKRA ao toamasina ) dia ho tonga koa ny « arret de mort  » ny letchi gasy.

    Akotry izany ny conservation diso tafahoatra kara soufre, indrindra ny SULFITE dia fontotry ny allergie isan karazany , dia ny letchi kanefa no ho voaheloka !

    IZANY NO VOKATRY NY FITIDIAVANA VOLA TSY NIHERITRERITRA , NA MITSINJO NY IZAY HIAFARANA

     » résultat d’une logique d’arrivistes préssés d’avoir toujours plus , sans MENAGER L’AVENIR  » comme ces colons ou néo-colonialestes dont fait partie la famille indo-pakistanaise FAKRA de Tamatave.

  13. Tena marina ny voalazanao Kristelle
    ny fotoana mandeha nefa ny reconnaissance n’i LAPINOU tsy misy
    akoho tsy nanano tahaka izay lasan’ny kary ry reto a!
    aleo mionona toy izay manantena tsy misy ry Krisyelle ô

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *