Mitohy ny tolona !

Conf Press Comite de Solidarite
Conf Press Comite de Solidarite
Conf Press Comite de Solidarite

Ombalahy tsy indray am-bala hoy ny Ohabolan’ny Ntaolo. Nanao fanazavana fohy mahakasika raharaha anatin’ny ankolafy Ravalomananana i Fetison Rakoto Andrianirina, « tsy hanao toy ny fihavin’ny tafara aho » hoy izy efa nisy ny zavatra nataon’ireo teo aloha tamin’izy tany ampigadrana ary dia hotohizana miaraka izany, fiaraha-mitantanana amin’izy efatra mirahalahy notendren’ny Filoha Ravalomanana no itondrana ny ankolafy Ravalomananana ary nomarihany fa efa hatramin’izay mihitsy no « collegiale » ny fitantanana izany.

Somary hifototra amin’ny fitakiana ny hivoahan’ireo gadra politika an-jatony mahery mbola ianjadian’ny tsy rariny any am-ponja any no tena laharam-pahamehana ho azy. Mba hisian’ny fahatoniana eto amin’ny tany sy fanjakana dia tokony havoaka ireo gadra ireo hoy izy. Mitohy hatrany ny tolona hoan’ireo olona voageja sy voahosihosy ny zo fototra maha olombelona azy i Lalatiana Ravololomanana izay naneho fisaorana ireo mpiara-miasa aminy noho ny fivoahan’ny maherifo.

Taorian’ny fivoahan’izy telo mirahalahy ny fonja moa dia nafindra tamin’ny Fetison Rakoto Andrianirina ny fitantanana ny « Komitin’ny Firaisankina » na ny « comité de solidarité ».

Conf Press Comite de Solidarite
Conf Press Comite de Solidarite
Conf Press Comite de Solidarite
Conf Press Comite de Solidarite
Conf Press Comite de Solidarite
Conf Press Comite de Solidarite
Conf Press Comite de Solidarite
Conf Press Comite de Solidarite
Conf Press Comite de Solidarite
Conf Press Comite de Solidarite
Conf Press Comite de Solidarite
Conf Press Comite de Solidarite
Conf Press Comite de Solidarite
Conf Press Comite de Solidarite
Conf Press Comite de Solidarite
Conf Press Comite de Solidarite
Conf Press Comite de Solidarite
Conf Press Comite de Solidarite
Conf Press Comite de Solidarite
Conf Press Comite de Solidarite

9 pensées sur “Mitohy ny tolona !”

  1. Voalohany amin’ireny marina ireny ny momba an’i Lalatiana Ravololomanana sy ny toerany tamin’ny fametrahana an-Drajoelina teo amin’io fitondrana io…

  2. L’incarceration de Mr Fetison peut le mettre dans une situation un peu décalée ,c’est dire il risque ne pâs etre en phase à l aspiration du peuple;qu est le depart de Rajoelina et de la Hat .

  3. Fa maninona moa raha alefa mizotra miaraka ireo hevitrareo telo lahy eo ambony ireo ê:
    – ny an’Andriamatoa Fetison mantsy dia anisan’ny préalables
    – ny an’i KM mikasika ny fivoahan’ny marina
    – ny an’i Ravelonarivo satria tsy manan-kianteherana ny vahoaka MARO AN’ISA, leo ny gesticulations an’ireto putshistes sy ny mpanome toro-hevitra na vahana azy isan-karazany

    Mandeha ny ora, mandeha ny fotoana, TSY MISY RAHA MANJARY NY FIAINANA ETO DAGO
    (Ny codes pour une bonne circulation dans les rues-route aza moa mampihorin-koditra tsindraindray, fa rehefa avy mihogahoga amin’ny tsy manara-dalàna isany ny tena – bicyclette / scooters / moto / 4×4 / sns
    dia manindry fo no atao rehefa avy eo…

  4. Pourvu que ny liberté n’ireo mbola any amponja tsy hiarahany @ LAVANIFY-TAIMOBINA !!!
    Mila miavoaka ny marina momba an’i Fetisaonina (salut Kintana). Hanaraka an’i DJ hampandihy sa homba ny vahoaka tsy mandady harona ???

  5. Adinoko tetsy ambony ary mikasika ny fifamoivoizana eto Antananarivo ireo zavatra hita eny amin’ny arabe ireto: posiposy, sarety mi-roule @ pneu na hazo izay, mitondra karazan’entana ary hita @ heure de pointe maraina fa indrindra.

    Anisan’ny préalables takian’ny mpomba an’ny filoha Marc Ravalomanana kosa anie ny famoahana ireo gadra politika aman-jatony maro nanomboka ny taona 2009 no mankaty. Miaraka amin’izany ihany koa ny fiverenan’i Dada izay mbola namafisin’i Raveloson Constant omaly alina nandritra ny table ronde niaraka t@ sokajina putshiste lany mofo mitarontarona foana – télé MaTv.

  6. làlana tsy maintsy nalehan’i Madagasikara izao ka aza variana mivaky loha amin’ny zao sy zao fa valio izao:INONA NO SITRAK’ANDRIAMANITRA HO ATAOKO MANOLOANA IZAO?
    mahavalalanina ihany ireto malagasy milaza mivavaka nefa mijery fotsiny ny fahorian’ny malagasy!!sanatria ve dia « manao ny diso ho marina »?sao dia lasa fandementsaina ny fivavahan’ny sasany?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *