Miverina ny Filoha Ravalomanana ary mirotsaka hofidiana indray !

Tim 192 fokontany

Nitafa tamin’ny mpampahalala vaovao ny fikambanan’ny « base » ny antoko Tiako i Madagasikara,  dia ny 06 DISTIM sy ny 192 FOKOTIM izany , tetsy amin’ny foibeny Ampandrana androany.

Nivoitra tamin’izany fa mamporisika ny mpitarika ny antoko politika hanohy hatrany ny fifampidinihina hikatsaham-bahaolana amin’ny firenena ny Tim.

Notsindrian’izy ireo mafy koa fa  » ny fiverenan’ny Filoha Ravalomanana eto an-tanindrazana ao anatin’ny Tetezamita ary hahafahany mirotsaka amin’ny fifidianana filoham-pirenena indray » no hampilamina ny tany sy fanjakana hoy izy ireo.

Mikasika ny fanatanterahana izany fifidianana izany dia tokony ho ny  manam-pahaizan’ny firenena mikambana no mametraka ny datim-pifidianana.

Farany, mikasika ny « lundi Noir sy ny 7 febroary 2009 » dia takian’izy ireo  ny hanaovana « enquete internationale » mba ahafantarana ny tena marina sy izay tompon’andraikitra tamin’ireny famonoan olona sy fandrobana ireny .

Tim 192 fokontany
Tim 192 fokontany
Tim 192 fokontany
Tim 192 fokontany
Tim 192 fokontany
Tim 192 fokontany
Tim 192 fokontany
Tim 192 fokontany
Tim 192 fokontany
Tim 192 fokontany
Tim 192 fokontany
Tim 192 fokontany
Tim 192 fokontany
Tim 192 fokontany
Tim 192 fokontany
Tim 192 fokontany
Tim 192 fokontany
Tim 192 fokontany
Tim 192 fokontany
Tim 192 fokontany
Tim 192 fokontany
Tim 192 fokontany

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *