Miverina ny President Ravalomanana amin’ny maha Filoha azy

Eliane Naika


Fihetsehana nataon’ny GTT tany Paris (place de la Bastille) tamin’ny asabotsy 05 febroary 2011 teo. I Mme Eliane Naika, sénatrice de Madagascar no mikabary.

4 pensées sur “Miverina ny President Ravalomanana amin’ny maha Filoha azy”

  1. Tena deraina mihintsy Rtoa Sénatrice (fidèle parmi les fidèles). Tokony izy mihitsy no ataon’i PRM mpitondra-teniny fara faharatsiny.
    Ekena ny fiverenan’ny PRM eo amin’ny toerana maha Filoha voafidim-bahoaka azy hamitany ny mandat_ny (2 taona). Avy eo vao mieritreritra izay fifidianana any. Lojika be izany.

  2. BRAVO Mme Eliane sy ny mpiaraka aminy rehetra.
    Tsy tantin’i renimalala mihitsy ny fandehan-javatra ka tena hivà no hiafaran’izy rehetra.
    Ny miaramila hitady sôsy daôly.
    Mafy an’ijany ajalahy !!!
    Ny Président Ravalomanana miam miam fotsiny mijery ny mason’izy rehetra CERNES ! Hi hi hi hi !

  3. TOKONY TSY HADINO FA I mME NAIKA eLIANE; tONTON aMBROISE; MANADAFY rAKOTONIRINA; IREO ANISAN´NY VOAKAPOKA; NARATRA ;NOTEVATEVAINA; TSY NASINA NY HASINAY

    RARINY RAHA HANOY NY TOLONA IZY IREO; ARY TSY HANAIKY RESY TSY MIADY:

    TSY NY gLE RAOELINA SY ;cLE COUTITI IHANY NO NAHZO DAROKA MAFY FA IREO KOA:

    TSY MAINDRY MANDRESY NO TANJONA FA MAHARETA HATRAMIN´NY FARANY DAHOLO

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *