Ny Courrier de Madagascar irery ihany !

Ny COURRIER DE MADAGASCAR ihany amin’ ny média misy eto Madagasikara – tele , radio, gazety – no any namoaka androany ny sarin’ i Rajoelina niaraka tamin’ i Kadhafi tamin’ ny 2009 voa vitany kelikely ny coup d’ état- ny avion régulier Air Madagascar mihitsy no nahodiny nankany Tripoli . Tsara dia tsara izany relexe-ny mpanao gazety izany amin’ izao fahotana mahafaty ataon’ io Kadhafi io amin’ ny vahoakany izao.

Porofo izany fa ny mpanao gazety malagasy dia …  « vongany » daholo! fa routine foana, tsy mba misy saina ka mba zavatra hafa KOKOA no vetesina fa io Magro, feuille de route , Cst , Mdp, Simao, Leonardo , Roindefo, Lanto Rakotomavo, Désiré Ramakavelo, Dollin, Raharinaivo, TGV, Vital, Gilbert Rajarijatovo, Herimanana Razafimahefa, HAT etc etc io ihany no aroso lava amin’ ny vahoaka.

Mba fantatr’ ry zareo ve fa efa leony dia leony ny olona ka soa misy film amin’ny télé, na tsy mividy izay gazety mihitsy, ary mihaino mozika sy hirahira amin’ ny radio no atao.

Potika ny firenena ! Mpanao politika, mpanao gazety… tsy misy hilaina an’ izy ireo mihitsy e !

8 pensées sur “Ny Courrier de Madagascar irery ihany !”

  1. Hisaorana manokana ry zareo noho izany fahasahiana izany !
    Il vaut mieux avoir un cancer généralisé au soir de sa vie, qu’à peine sortie de sa jeunesse !

  2. tsy ny courrier de madagascar irery izany no namoaka an’izany fa jereo koa ny tribune nivoaka omaly , hamarino tsara ny vaovao vao havoaka e! courrier anie ka foza be e de izany ve no atao pub eto? http://www.basyvava.com/

  3. Miala tsiny amin’ i  » HAMARINO NY ZAVA – TENENINA « fa ity basyvava.com dia tsy miteny akory ny fiaonan’ i Rajoel sy Kadhafi tamin’ ny vao vita kelikely ny coup d’ état an’ i TGV sy ny forongony

    Tsy nanameloka an’ izao vono – olona tsy manampaharoa izao , tsy fahavalon’ i hadafi anefa fa vahoakany toa ny mpitondra firenena rehetra eran – tany.

    BE NY MILAZA FA EFA LASA ADALA ILAY RANGAHA!

  4. ianao ilay mpanao gazety eto @ mydago ko zany « « vongany » daholo! fa routine foana, tsy mba misy saina » otran’ny mpanao gazety reetra

  5. Raha marina fa niaro an’i DJ i Khadafi dia izao mahazo azy izao no valinin’ny nataony.
    « Minoa fotsiny iany » !!! (Merci DADA)

  6. O ry Traffe an: anti-HAT ny ato amin’ity site ity.

    Ianao zany lay atao hoe ‘kofehy manaram-panjaitra,
    Tsy misy fitiavan-tanindrazan’ity fa mpanaran-drenirano
    « à gauche dé gôtsy
    à droite dé FATy »

    **==**

    Soa fa tsy lany mandat fanindroany ho lehiben’ny Union Africaine ilay : boucher = Khadafi – vola dizaine de milliers de dollars no homen’io anti-dahy Khadafi io ho an’izay mahavono olona manelingelina ny fanjakany hono…

    Passages recueillis qque part:
    c’était en 2009 –
    [Il y a six mois le champion des Etats-Unis d’Afrique, le colonel Kadhafi, a obtenu de ses pairs, à l’arraché, la transformation de la commission de l’UA en une autorité au pouvoir renforcé. Mais cette fois-ci, il veut plus. Il souhaite que cette autorité soit dotée d’un secrétaire à la Défense commune, une sorte de SUPER-MINISTRE DE LA DEFENSE POUR TOUT LE CONTINENT AFRICAIN]

    Nomeny traikefa zany ilay vadiny (quel ième fois) antsoina hoe petit Joël tamin’io fotoana nanodikodinana ny avion an’ny AirMad io

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *