Photos 19 fev 2011 Ivato (1/2)

Fitsenana ny filoha Ravalomanana IVATO
Fitsenana ny filoha Ravalomanana IVATO
Fitsenana ny filoha Ravalomanana IVATO
Fitsenana ny filoha Ravalomanana IVATO
Fitsenana ny filoha Ravalomanana IVATO
Fitsenana ny filoha Ravalomanana IVATO
Fitsenana ny filoha Ravalomanana IVATO
Fitsenana ny filoha Ravalomanana IVATO
Fitsenana ny filoha Ravalomanana IVATO
Fitsenana ny filoha Ravalomanana IVATO
Fitsenana ny filoha Ravalomanana IVATO
Fitsenana ny filoha Ravalomanana IVATO
Fitsenana ny filoha Ravalomanana IVATO
Fitsenana ny filoha Ravalomanana IVATO
Fitsenana ny filoha Ravalomanana IVATO
Fitsenana ny filoha Ravalomanana IVATO
Fitsenana ny filoha Ravalomanana IVATO
Fitsenana ny filoha Ravalomanana IVATO
Fitsenana ny filoha Ravalomanana IVATO
Fitsenana ny filoha Ravalomanana IVATO
Fitsenana ny filoha Ravalomanana IVATO
Fitsenana ny filoha Ravalomanana IVATO
Fitsenana ny filoha Ravalomanana IVATO
Fitsenana ny filoha Ravalomanana IVATO
Fitsenana ny filoha Ravalomanana IVATO
Fitsenana ny filoha Ravalomanana IVATO
Fitsenana ny filoha Ravalomanana IVATO

4 pensées sur “Photos 19 fev 2011 Ivato (1/2)”

  1. Tsy kivy mihitsy isika rizareo a! Nahafinaritra mihitsy irny fahitana antsika marobe teny Ivato ireny, izay manaporofo fa matahotra antsika ny HAtay matoa tsy nampiditra ny Filohantsika!
    TSY MAINTSY MITOHY NY TOLONA ARY TSY MIJANONA IZANY RAHA TSY EFA MIVERINA NY FILOHA RAVALOMANANA ARY MIROTSAKA NO FILOHA!

  2. Izaho aza ry Ziry nahazo poster irony anisan’ny lehibe irony. Nifampitadiavana, tsy ampy be dia be, izay rehetra mahita dia manontany hoe: taiza, nefa efa ho tolaka ny andro amin’io

    Taty @ bani no nidiranay: eny ambony tafotrano ry zalahy miaramila no mitazana ny fahatongavan’ny olona avy amin’ny point samihafa, ny maraina hatry ny hariva angamba… (tsy misy fitaovam-piadiana intsony ao, f’efa nalain’i Lylisson daholo angamba)

    Ny hariva efa maty masoandro, valo ora alina,
    feno olona mandeha mody an-tongotra ny arabe
    ny fiara etsy andaniny mbola be dia be no hita eny amorondalana, ny tompony mbola solidaire amin’ireo kofona sy jambenan’ny lacry afafin’ireto zandary FOZA

    Amin’ny manaraka, tsy ho ela ny tohiny!

    MILAY BE NY AMBIANSY, MILAY MILAY MILAY

  3. ahiko ho tampoka ny fahatongavan dravalo, mety hisy avion tonga dia handatsak azy ao AMBOTSIROHITRA, tsy maintsy lamina tsy ampoizina ny fomba hiverenany,mistery

  4. HISAORANA BETSAKA IRETO MPIRAITANINDRAZANA IZAY NIHETSIKA ASABOTSY 19 febroary
    Nampiseho fanantenana sy finohana aminy tolona

    Mazava fa tsy matahotra intsony ny vahoaka mampiseo ny tena ao antsainy….

    MISAOTRA BETSAKA SY MIRARY SOA TOMPOKO !

    Tsy very ny tanindrazana raha toa ka eo foana ny olona mendrika tahakanareo !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *