Ces photos nous ont été envoyés par le GTT International, dont le siège se trouve à Genève. Je les remercie beaucoup de cet envoi.
Voici la lettre que le Président Ravalomanana a écrit au Président Chissano suite à cette rencontre.
Zarazarao e ! - Partagez !
PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?






tena grave le r8 an!tsy tafandry mandry fa manina ny natao taloha!eh mapamangy é!lazain’i simao fa mpivadidadilela aza ko!ntso ireto mpifankatia e!minoa fotsiny ihany
Raha mihetsika amin’izao ve ny vahoaka dia hamorotra amin’ny hery ny PHAT (sy ny 40 sa mihoatra mpangalatra miaraka aminy). Tsy ho afaka mantsy ny krizy raha tsy safidy ny vahoaka no mitondra eo, izay aloha dia SUR 100%.
Tena efa manao izay vitany ny Filoha fa an’ny vahoaka no mandray ny andraikiny. Tokony hahay mi-décoder ny hafatra sy ny zavatra nolazainy isika. Tsy tokony hijanona intsony ireny fampisehoan-kery be tsy misy toa azy tamin’ny sabotsy ireny.
Aza adino ny efa vitan’ny vahoaka tany amin’ny firenen-kafa
tena miaiky fa tena
zao i dada miteny hoe valin’ny nataoko hiany ity
tahaka izay aho ts nanao ireny 2002
mahafinaritra ny olona rehefa mifanaja sy mifankatia,
asa i domakely sy abdoulah comoriana raha mba nanao an’izao tamin’ny nifankahita
tena marina ilay fitenenana hoe » harakara-tarehy ny tao-javatra »
satria raha ny endrika, fihetsika, fiteny dia tena misy classe mihitsy i Sem Ra8.
Raha mbola teo amin’ny fitondrana izy izay 2 taona izay nisy sy fivoriambe afrikana dia efa lasa lavitra isika saingy indrisy, nialona be i la frantsa zaza mihanta dia nanakarama io jiolahy handrava ny laka.
Mampahonena.
Mazava fa tsy maintsy mody Dada éééééééééééééééé!!!! tsy tsapan’ny foza mits oé rhfa miverina i dada dé hitondra ppn ho ansika ! hita mits fa vendrana izy mianakavy!!
Tsy maintsy misy sorona izay vao lasa ny tolona. Izaho vonona ny hitarika izay saha manara lasa izao Minoa fotsiny ihany.
Trop tard
Inutile
Le temps est à l’action et non à la communication…..