Dring ! Tonga ny Lera !

Dring ! Tonga ny Lera !



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Efa ho tonga ny lera !
  2. Tonga ny lera ! Fort Duchesne alakamisy 20 mai, amin’ny 8 ora maraina
  3. This is a time for Africa
  4. « Tsy mifidy amin’ny 17 nov » hoy ny sary
  5. Tsy milamina ny Tanàna raha tsy tonga i Dada !

14 Comments

  • KintanaMananDrambo dit :

    J-4 !!!!!!!!!!!!!!!!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Tarito ny avy any andrefana, entano ny avy any atsimo, dodosy ny avy any atsinanana, tairo ny avy any avaratra !!
    Alefaso ny lamozika mba hitsijahin’ny vahoaka, fa isika koa mahay mampandihy !!!
    Tsy mena-mitahy amin’ny dihy gasy ! Velezo ny amponga ry ngama !!!

  • mpandinika dit :

    efa ela be izy no tokony hody dia aleo eto no mifanjinja fa ahona no iradomelina no anjakazaka eto. Vonona ny vahoaka hiaro anao Andriamatoa filoha lanimbahoaka. Hitalakotrokotroka ny fitsenana. Io tsy mila mpanentana sy vola be fa tena aminy fo no hitsenany vahoaka Malagasy anao, dia ho hitany fozaorana eo izy izany mitonotena ho mamimbahoaka izany
    Ny miaramila rahateo efa tsy any aminy intsoy, rasarla sy ralilison efa lany ny heriny, Tongava fa miandrandra anao ny vahoaka mijaly efa tsy mahita ny arapaka isanandro intsony. Tsisy ilana azy ireto fozaorona tsy mahay ninoninona fa manao bodongerona ireto
    Masina ny tanindrazana ary ho ela velona anie Madagasikara tsy atakalo tsy amidy vola
    Tongava fa miandry izahay e

  • marina dit :

    mankasitraka tanteraka e!
    tohizo ny mivavaka

  • HoAiza dit :

    Amin’ny Sabotsy izao ny fotoana, hoy ny voalazan’i Mamy Rakotoarivelo t@ télé teo.

    (Niteny tao aorianan’izany ilay bandy lehiben’ny tgv-vongany, tsy nahahovoka firy akory fa toa mihidy vazana)

    AVO NY LANITRA KA TSY TAKATR’E!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Efa nolazaiko ry HoAiza fa hoe J-4 â !!
    Tongava daholo mitsena !!!!
    Dia alefa ‘lay hoe :
    ESORY TANY AM’ZAY Ê Ê Ê ê ê ê ê !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

  • Babyfoot dit :

    Ouadray e !
    Vao izao vao miditra ny trano, toy ny akohokely notsipam-potsim-bary ka sady faly no sahirana !!!
    Na marina ny vaovao na tsia dia izao no teniko :
    Hafa ihany i DADA sy NENY eo ambony !
    Exemple ny fianakaviana GASY fa tsy GAIGY toa an’i DJ sy Ra MIALA ANY !
    Mahavelombolo ilay mozika e !
    Masina ny Tanindrazana !

  • HoAiza dit :

    Miala tsiny fa somary tsy nisy présence d’esprit kely ry km:
    ANDROANY IZANY NO J-3!

  • marina ihany dit :

    Tsy culte de personnalité akory fa hitako kosa fa tsara ny fahatongavan’i Prezida Ra8. mila hafainganina ny raharaha fa efa latsaka lalina ny toekaren’ny firenena @ ireo sans valeur ireo

  • KintanaMananDrambo dit :

    Tsy misy tsiny ry HoAiza â!
    Hitako milay ilay « kazaka » fotsy sy zipo maintso !!!
    MDR !!!!!
    J-3 !!! Mitohy ny tolona !

  • HoAiza dit :

    Toa mahatsiaro ny reniko aho maheno hoe: « kazaka ».

    Raha tsy misy ny « casaque », mety ihany koa raha « tee-shirt » fotsy ê! Moa mbola misy manana irony misy ny sarin-dRa8 anie ê!

  • gbd dit :

    na eo aza ny miaramila ny fatin’alika

    AZA MISY MIHEMOTRA

    raha tsy hoe vonona saovaliny foza mandrapahafaty !

    Aza adino koa fa ny vatatay miaramila dia zana-bahoaka :

    ** anjarany fianakaviany mampatsiaro azireo fa mety koa ange ny basy mikendry any Richard , fa tsy mikendry vahoaka izay tokony koloina.

  • rakotoanosy dit :

    Bon vent Président.Soava dia!
    Nous serons avec vous.

  • Babyfoot dit :

    Ho an’i FILOHA Marc RAVALOMANANA sy ny vady aman-janany,

    Na amin’ny asabotsy 19 febroary na amin’ny andro manaraka no hahatongavanrareo an-tanindrazana, hikarakara ny firenena sy hikolikoly ny vahoaka toy ny efa vitanareo dia :
    Tongava soa, ho tsara miverina, homban’Andriamanitra anie hianareo.
    Masina ny Tanindrazana !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site