Riz importé à 1000 Ar, la HAT sur l’offensive mais trouvera-t-elle preneurs ?

Rizière

Rizière
Rizière
Après les tsena mora voila que les ventes du riz importé à 1000 Ar vont s’opérer aussi au niveau des fokotany. C’est du déjà vu et laissons les « générations sacrifiées » en juger.
La HAT consciente des faibles revenus de la majorité des ménages s’inquièterait-elle de l’écoulement du riz importé à 1.180 Ar sur le marché jusqu’à le faire vendre à 1000 Ar dans les fokotany ?

La situation tendrait à le confirmer car la pauvreté s’accentue de jour en jour et les revenus ont eux aussi diminué après le putsch de 2009. Eh bien, comprenez-vous maintenant pourquoi la HAT tergiversait pour importer du riz à grande quantité ? Le risque de sur stockage planait et les ménages de leur côté, ont tout simplement réduit leurs dépenses alimentaires pour faire face à l’inflation qui sévit le pays à présent. Donc, il n’est pas étonnant de constater que le riz pakistanais vendu sur le marché n’attire pas trop les consommateurs.

Juste en passant, une autre enquête réalisée par le CIRAD, l’URP et le SCRID avait démontré que les consommateurs malgaches seraient « sensibles à la qualité du riz ». Eh oui, les Malgaches préféreraient le riz pluvial au riz importé et c’est probablement pour cette raison que la HAT essaye tant bien que mal de le vendre par « n’importe quel moyen » quitte à remettre les vielles méthodes inefficaces sur selle.

Enfin, les tsena mora n’étant pas efficaces, le vary mora non plus, la caisse de l’Etat va encore payer les frais car il y aurait eu des négociations entre la HAT et les opérateurs pour que ces derniers puissent vendre leur denrée à 1000 Ar le kilo dans les fokontany. D’ici quelques jours, on verra bien si celui-ci trouvera preneurs car les Malgaches préféreraient de loin acheter du riz de qualité à moindre quantité au lieu du riz importé dont nous connaissons tous les moyens de conditionnement. Et pour info, un peu plus de 200 tonnes seront attribuées aux 192 fokotany, soit environ une tonne par fokotany, c’est quoi ça ?

Bref, les ménages à faibles revenus qui constituent plus de 75% de la population se trouvent obligés de se serrer la ceinture. Une situation qui est tout à fait naturelle mais par la faute de ces politiciens pro-HAT incompétents, notre pauvreté s’est accentuée à tel point qu’il est difficile pour les Malgaches de trouver de quoi mettre sous les dents en ces temps de crise. Vivement que Dada sera de retour pour remédier à tout ça !

Sources :

Les brèves du Mardi 27 Octobre 2009

http://www.cairn.info/revue-economie-rurale-2008-6-page-6.htm

http://www.lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&view=article&id=9774:pauvrete-dures-conditions-pour-plus-des-34-des-malgaches&catid=45:newsflash&Itemid=58

17 pensées sur “Riz importé à 1000 Ar, la HAT sur l’offensive mais trouvera-t-elle preneurs ?”

  1. Mitovy tamin’ ny teo aloha iany io e!
    Voalaza tamin’ ny tolona 2002 fa samy ahazo fiara 4l daolo ny vahoaka malagasy?????
    Aiza zany zao?

  2. tsy hitanao ngà ny embouteillage lava eto tanà? nanomboka t@ ôvina reny? Ilay izy anbé tsy omena fotsiny fa mila miasa vô mahazo e! matoa enao tsy nahazo dia na enao tsy miasa satria tsy main doeuvre qualifiés na enao kamo dia miandry vola tonga ho azy!mazotoa, enga ané enao ahazo 4L @ izay @ ity rajoelina ity! 🙂

  3. Ny an’i « hasina » aza Rolls mihintsy angamba no nantenainy, koa ianareo angaha….!!!
    Manao zazà foana, sady miandry ny fahatongavan’ilay bibilina tsy misy mpanana eo antokonam-baravarana !

  4. i hasina a! mesty sarotra be ilay 4L!!! tsy maninona!!! ohatrinona moa ny 4L dia ohatrinona no vidin’ny téléphone portable? sa safidy no nividy portable aloha…

    Fa ny tena loza ry hasina rehefa tsy misy ny ati-doha dia na vary 500 Ar/kg aza tsy vita!!!

  5. Ka le vidin le vary ko nge na atao ar 10 aza io tsy maintsy mis mimenomen fon e!
    fa ny zavatra mahagaga nge d zao e!tamin andr talo na inona na inona no teo tsy nisy nahasahy niteny na iary aza.
    Ary nga mo 4l ian no napanatenain ny teo alo fa betsaka nge. firy ami reny no vita d firy no tsy vita? Sa mbol nanangana fototra fôna nandritra izay mandat 2 izay? de amin’ ny mandat faha firy vao anangna rindrina? Asa! mety amin’ ny mandat faha 10 ngamba???? sady tsy nampanatena 4l mitsy Andry rajoelina fa niteny izy zao oe ambboarina ny Lapan tanana d io izy io, ary tsy eto Madagascar iany anie no miakatra ny fiainana fa ny rehatra mits e!

  6. i hasiana a! ataovvy ar 10 ary ilay vary dia jerena raha misy mimenomenona e!

    namboarina ary io ny lapan’ny tanàna dia inona no niova tamin’ny fiainan-dRamalagasy e? sa mbola ny adjoint au maire, izay notendren-dRajoelina sy ny akamany, omen’ny vazaha kadoa mba amin’izay izy tsy milahatra tahaka ny gasy fa mandeha aloha? jereo kely hoe ao amin’ny Direct 8 ao amin’ialy resaka st-valentin iny azafady?

    Ie miakatra ny vidim-piainana eran-tany ekena izany fa ampiasao kely hoe ny saina azafdy, raha misy, fa ny vary aty eraopa izao tsy niova ny vidiny…

  7. Hasina a! Ts azo hoanina ny lapan’ny tanana na hovaozina daholo aza ny eto Madagasikara ka hatrany ambanivohitra. Fa zahay aloha nahazo 4l tamin’ny andron-ra8 an. Izao na ny fototra voalazanao natsangan ra8 tao anatin’ny mandat 2 aza tsy efa voahongotry ny FAT hatrany amin’ny fotony? Dia sur v ianao fa mbola hahavita mihotra noho ny hatramizay ny FAT? raha efa izay tetezamita lavabe izay aza no nis teto mihamahatra ny gasy (faha2 am firenena mahantra eto antany) mety ho 1 amzay ntsika angamba atsy ho atsy. D ho faly v ianao?

  8. Ianareo koa dia manaiky rangitin’io eo !
    Efa fantatra fa No quality daholo izy mianakavy ! Zéro
    domelina dj = zéro
    Ravalomanana = ZORRO
    Tsy mitovy !!!

  9. Zorro va arriver !!!!! Sans se stresser !!!!!!!!!
    Le beau Zorro !!!!!!!! Le Bon Zorro !!!!!!!!!!!!!
    Avec son sourire eeeeeeeet, SES qualités !!!!!!!!

  10. FA NGA MO DADANAREO TSY NANAO KABARY ANZANY KO TAMI IZY TEO AM 13 MAY TALO E SA REFA NY ANAREO NO TSY TATERAKA D TSY MANIN FA REFA NY AN SASANY NO MBOLA EO ANADALA PANAMBOARANA DE OE BLA BLA BLA E AR MAZAK ADY HEVITRA FA TSY MBOLA NIINSULTE MITSY ZA NA INDRAY MANDE AZA ZANY NO MANAPOROFO NAREO NOTENA ZERO FA TSY MAHATAY DISCUSSION MABA NIEVITRA ZA OE SITE OAN NY REHATRA IZY TY KAY SITE NATOKANA OAN I MPOMBAN DADA IANY
    MBA APEKARO AMBONIMBONY LE NIVEAU DE DISCUSION FA AZA AREFAREFA AMINN TANY KA TSY MISY AFA TSY NY MITENY FOZA SY NY SNSN NO IANY REHAFA TSY MITOVY HEVITRA AMINANREO NY OLONA MANINONA REFA TSY MAHAZAKA COMMENTAIRE DE ASIO SOARATRA MIVANDRAVANDRAOE SITE NATOKANA OAN NY MPOMBAN DADA IANY TY DE AMZAY NAREO TSY MISY MANAKIANA TSONY
    VRAIMENT TENA AMBANY BE LE NIVEAU ANAREO REHAFE MANAO DISCUSION
    JE SUIS VRAIMANT DECUE

  11. FA NY LALANA IZAY NATAON PDT RAVALOMANANA MBA AHAFAHANY MITATITRA SY MANAO MONOPOLE NY VARY ERAKY NY SOPITRY MADA KO NGA AZO OANINAAZAFADY NDRINDRA TOMPOKO?
    ARY NANDRITRY NI FOTOANA NITONDRANY DIA FIRY NY MAGRO VOATSANGANA ERAN NY NOSY ARY FIRY IREO ENTREPRENEUR MALAGASY VOASAKANA?

  12. dé maninn rà magro bédébé kay? Rà mbola nisy magro teo tsy niakatra ôtran’izao ny vidimbary! Mba amboary lé toetsaina fa any @ lé Magro sy ny fananan’oul ny pb-nareo foza!Tsy izay mampety ny fiainana no atao fa ilaozana mijery ny fiainan’oul! Mba mila mivôtra ihany ndray ndray! Teny atsipy @ manantsaina fa tsy ho an’ny foza lol

  13. Deçue tamin’ny inona re ianao ry hasina ê ?
    mahazo maneho izay tianao ho lazaina ianao, fa aza dia mi-« nadia-krister » laotra na izany aza ! Sa…………?
    Tsy maintsy misy ny priorité amin’ny fiainana !
    Ny anao, dia tsy maninona na manao kiraro vernis aza, efa maloto sy rovidrovitra ihany ny fitafiana eny an-koditra, ary tsy nihinan-kanina nandritry ny iray volana ihany koa !! Mba misy zavatra tsara ho jerena !!!!!
    I domelina mandavaka ; tsy hanaovana fototra, fa handevenana ny malagasy, ny mpiray tanindrazan’aminy !

  14. Oui, oui Kintana !
    ZORRO va arriver, sans se stresser… car la France et en particulier, sa diplomatie, se trouve sous le feu des critiques. Et, pour 80% de français, le rôle de la France dans le monde s’affaiblit selon TNS Sofres, un sondage diffusé par Canal+ !
    Cette appréciation générale de déclin se trouve quelques soient les préférences politiques des sondés suite à :
    – l’attitude de la France vis-à-vis des dictateurs africains,
    – la remise en cause de la politique étrangère de la France par les diplomates, et
    les voyages controversés de certains ministres sont également mal perçus.
    Minoa fotsiny iany !

  15. KA MANINONA NO MIFAMPIANTSO OE FOZA TSY FOZA TANY AMINAREO MITSY A RY RAKOTO A
    TSY MAHARITRA FETSEN DADANAREO DE OE BLABALA BLA NY AZY NY TODY TSY MISY FA NY ATAONY TAMIN TALO IANY IO MIVERINA AMINY IO FA NGA MO NAREO MIEVITRA FA DE HO ADINON MOUVANCE RATSIRAKA SY ZAFY NY ZAVATRA NATANON DADANAREO AZY TALOHA RENY? SEZA FOTSINY NO TADIAVINY AMIN ZAO FITONDRANA ZAO FA REHAFA MAHAZO SEZA KO REO DIA HOAVY KO NY VALINY ZAVATRA NANTANO DADANAREO TAMNY,
    TSY TAKATRY NY KELY SAINA OTRANAREO ZANY

  16. eka ozy,aleo hitondra ny tanora fa ny antitra efa voky,aza miala am reny malala fefa izy no nikolokolo sy nikarakara eh! ahoako inona ze vary miaka_bidy ,zakao foana ze vidi tsolika eo na otrinona na otrinona,nareo tsy mahazo miteny fa za aloha zao no eto de mipetraha tsara,amiko ny atao hoa demokrasia ny ny fifehezana ny haino aman jerimpanjakana ho ahy sy ireo mpisolelaka amiko rehetra ,ankoatr izay miala tsiny.milamina aloha nareo fa refa ritra ny paiso ankady haveriko am dadanareo iany ty fahefana ty, aleo ny gasy hahantra fa raha mivoatra eo reo sarotra ny hanambaka azy,ra te hahita fiovana ny tenanao de aloavy nyy ecolage aloha,fa mbola malalaka ny ct sy cst,vaky bal ny indemnité sy ticket carb.afaka manindry karana sy operateur tsara,vola malaky miracle tsy miandry an mailhol am 2013 fa tonga de zao de zao arakle teny filamatra teny am 13 mai.mirotsaha ho prezida hifaninana amiko ra matoky valera,mivavaka mafy ah mba ho maro ny loza voajanahary,opportunité tsara ho am propagande mialohan fotoana,dada aloha outsider fa aza miloka aminy ,ampitao an aùm dadabe zafy sy deba fefa vita ny nilako azy oe,a la touche amzay fa hitango ny valinkasasarako ah zao, hena antana tsaka ty ,ary taolana ambavan alika ka kitiho eo ra sahy,efa maro ny berger miandry tanana ato ary efa tsara hofan ‘i Lylison ,mandry ivohon vato ah e!de mahereza daholo tsika ry havamalala rehetra ho ela velona anie gasikara sy reny malala miara mitsentsitra ny harena rehetra tsy hita noanoa,hitohy hatrany anie ny fahendrenareo valalabemandry ka na atao taingimbozona aza manaiky sy manompo hatrany,de mazotoa milahatra vary mora fa taratry ny fanovana daholo io ,mihomana handoa hetra bebe kokoa hamahanana anay mianakavy ,sady adidy am firenena rahateo io eh,aza taitra amze solika miakatra nareo fa mba manonitra ze laniko niakarako teo kou nge za eh,farany milaza ra mbola hanao reservation chambre fa mbola malalaka tsiafahy antanimora ambatolampy manjakandriana,mba teo kou ny sasany no naka eh,pff malheur aux vaincus.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *