Ry Ampisto, lazao ny tsiambaratelonao !

Prédictions

Prédictions
Prédictions

O ! RY AMPITSO IZAY MIFONO MISITERY ! DIA HO MAFY VAVA VE IANAO KA TSY AMBORAKA AMINAY NY TSY AMBARA-TELO IZAY FIHININAO ?

Mandry tsy lavo loha , tsy afa-tebiteby , amosavian’ny ahiahy ..mametra-panontaniana an-tsaina ,tsy aki teniteny sao misy maheno…!
Izany no fiainan’ny Vahoaka izay mijery atsy , mihaino aroa…sy mandnika ny fihetsik’ireto mpanao paolitika novidian-rajoelina..: toa miady an-trano , toa tsy mahalala izay anton’ny paolitika nividiianana azy ireo , fa dia midehadeka sy mhedinedina…sy misavaombaona fotsiny !
Ny ankolafy telo dia miasa mangina , tsy miteny na mizara ireo hetsika ierehany !
Izany tsy aki-teniteny izany dia miteraka fanontaniana , mahatonga resabe sy mandrisika ireo mpilaza honohono..!

TSY MISY ILANA NY ANKOLAFY TELO ! FA VITAN4NY SAMY mALAGASY NY MAMAHA NY OLANA !

NA NY HOE : HO TONGA IDr ZSIMAO HAMPANAO SONIA IREO OLONA SY FIKAMBANANA NANAIKY ILAY RAVIN- DAISOA MISY NY FIFANARAHANA NATAONY NIARAKA TAMIN ’ NY FRANTSAY ! MAMPATSIAHY NY FIKA TANY PRETORIA ITY..FIHETSIK’I ZSIMAO ITY ! IZANY HOE : TSY MISY DIKANA ITY RAVIN-DAISOA ENTINY ITY !

ARY JERENA SY DINIHANA TSARA NY VOALZAN’IREO MPIKABANA AO AMIN’NY COMMUNAUTE INTERNATINALE ( UA, SADC ,NY FIRENENA MIKAMBANA…, NY FRIKA ATSIMO DIA TSY MITOMBONA ARY AZO HEVERINA HO TSY MISY ITY RAVIN-DAISON ’ I ZSIMAO ITY..FA NY FAT NO SERINA ERY MILAZA IO LAINGA IO !

DIA MARO TOKOA IREO MIHEVITRA FA NY SOLONTENAN’NY ONU , NY SADC , NY OIF..DIA HANAMPY NY FAT HIKARAKARA NY FIFIDIANANA IZAY HO FILOHA-PIRENENA…

Tsy tsikaritrareo ve ireo efa kandida ho amin’izany fifidianana izany ,ay toa hoe efa manombola ny manao »campagnes électorales » aza ny sasany…

MARO IREO BE-SAINA NEFA MINIA MODY TSY MAHALALA ARY MAMPILY TSAHO MOMBA ITY FIFIDIANANA IZAY HO FILOHA ITY..!

HIARAHA MAHALALA FA TSY HISY FIFIDIANANA IZAY HO FILOHA-PIRENENA :

—RAHA TSY MILAMINA SY MANDRY FAHIZAY NY TANY AMAMONINA

—RAHA TSY MIVERINA ETO AN-TANINDRAZANA NY FILOHA RAVALOMANANA MARC..

ARY IREO FEPETRA ROA IREO DIA TSY HO TANTERAKA RAHA TSY MIPETRAKA NY TETEZAMITA IFANARAHANA SY TSY MANAVAKA !
Ary iretsy solontenan’ny ONU , ny SADEC ,ny OIF dia tena hikarakara ny fiidianana izay ho Filoha-pirenena , fa ny Tetzamita voaonona etsy ambony no hikarakarana izany
fifidianana izay ho filoha-pirenena izany…

Dia samy miandry ny fametrahana ny TETEZAMITA io Isika !

Efa fa mandry tsy lav loha ,mipitrapitra , mùivadibadika ao am-pandriana..lavabe ny alina..!
Ny ampitso ve hitondra vaovao ?

O , ny ampisto mifono misitery !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *