Ry miaramila Gasy, ampio ny tratry ny cyclone !

Cyclone Bingiza
Cyclone Bingiza
Cyclone Bingiza

Lahatsoratra voaray avy amin’ny mpamaky.
.

Ny miaramila gasy tsy manampy ny tratr’ny cyclone fa miaro ny PHAT. Tena tsy rariny intsony ny zavatra eto madagasikara aminy izao fotaona izao !

Ny miaramila izay tokony alefa hanampy ireo tra-boina sy ireo mijaly be eraky Madagasikara izay tratran’ny rivo doza ary fadiranovan tanteraka dia alefa eto Antananarivo daholo mba hiaro ny fitondrana ny andry PHAT.

Tena efa maha kivy tanteraka ary tsy misy dikany intsony ny hasina miaramila ankehitriny.

Mijaly ny vaoka, ny PHAT tsy manao afa tsy miaro seza. Efa diso tsy mety intsony ity fitondrana ity tena maha kivy tanteraka.
Enga anie Andriamanitre hanampy ny Malagasy faha raha i Andry PHAT dia tsy misy rarahiny ny malagasy.

3 pensées sur “Ry miaramila Gasy, ampio ny tratry ny cyclone !”

  1. Mirediredy koa anie ilay mpamaky izany. Tsy mijery vaovao ve izy fa hoe mizara akanjo vaovao eny amin’ny CAPSAT ry zareo. Matesa izay maty fa ny azy ireo dia ny mandray lamba sy vola vaovao ihany na dia maloto aza.

  2. ié efa itako faha mizara ankajo Andry Rajoelina eny amin ny CAPSAT, ary ankajo vavao na tenue vavao ho any ireo miaramila ny capsat satry ny uniforme ny capsat taloha anganba efa nalefa ho ana mercenaira hamono olona any ivato dia lazaina ko oué miaramila sandoka ny Ravalomanana ihany no namono vahaoka fa tsy neny andray rajoelina fa jereo tsara fa neny rajoelina efa otrany zao ny uniforme

    Tonga dia kobo bé fa na inona na inona ny paika ny tgv efa misy fuite bé dia bé ny miara miasa aminy!!!!!!LOL Bé!

  3. Bizinesy is bizinesy ! Dans le bizinesy militerre, il ia bocou de fosses komisions , unposible a verifié !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *