
F3M
Tamin’ny 09ora sy sasany maraina teo no tafapetraka soa aman-tsara ny taratasy fangantahana hahazoana mapiasa ny kianja Ambohijatovo ny 26 Febroary 2011 amin’ny 10 ora. Hisy vaovao lehibe hambara ny mpikambana izay mahatratra 2 alina latsaka kely eto Antananarivo hoy ny mpandrindra ny hetsiky ny mpiasam-panjakana mivondrona ao amin’ny F3M. Tsy mitsahatra ny hetsika raha tsy mivaly ilay fitadiavana fampitoviana ny mari-karama « »grille indiciaire alignée et consolidée »" satria arakaraka ny fisodrotana ny karama (izay mbola tsy azo akory) no mapahantra ny mpiasam-panjakana satria mialafo ny fiainana hoy izy ireo anikeo.
Zarazarao e ! - Partagez !
PS :
Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ? PS :
Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ? Related posts:
- Ampy izay hoy ny mpiasam-panjakana !
- Tapaka ny lalana noho ny fizirizirian’ny FAT !
- La liste des CONS est longue !
- Ny manampahaizana matahotra fampiasan-kery, fa ny mpampiasa hery tsy manampahaizana
- TVM sy RNM, anjakan’ny FAT !