Rakotovahiny

Rakotovahiny

Nanangana Komity Manokana mamolavola ny vinavina Lalampanorenanana roa mba hahazoan’ny Malagasy maneho ny heviny ahitana ny  lalampanorenenana « Etat Unitaire » sy Lalampanoreana « Etat Federaire » ny ankolafy Zafy Albert.Fantatra io tamin’ny fihaonana fohy nataon’izy ireo tao amin’ny trano fonenan’ny Filoha Zafy Albert tetsy Ivandry niaraka amin’ny mpanao gazety, notarihan’i Dr Emmanuel Rakotovahiny.

Iaraha-mahalala hoy izy fa tsy mankato ny Referandaoma nataon’ny FAT teo ny fianakaviam-be iraisam-pirenena, » izahay koa dia mahita fa tsy safidin’ny vahoaka Malagasy rehetra iny fa mbola hevitry ny ankolafy Rajoelina samirery », koa noho izany hoy ity Praiminisitra teo aloha ity dia aleo omena safidy malalaka ny vahoaka Malagasy amin’ny alalan’ny famolavolana ny Lalampanorenana roa.Rehefa vita io volavolan-dalampanorenana io dia atolotra ny ankolafy sy hery politika  rehetra hodinihina amin’ny fihaonam-bempirenena vaovao tena izy ary hofidian’ny vahoaka Malagasy indray avy eo.

Notsindriany ihany koa fa mbola « governement insurrectionnelle » no misy eto, tsy mbola misy fitondrana Tetezamita eto hoy ihany ity tanan-kavanan’ny Pr Zafy ity.
Soso-kevitra hivoahana amin’ny krizy izao atolotra sy efa miasa izao hoy izy ireo ka efa miparitaka eran’ny faritra maro manerana ny Nosy.

.

.

Rakotovahiny

Rakotovahiny

Rakotovahiny

Rakotovahiny

Rakotovahiny

Rakotovahiny

Rakotovahiny

Rakotovahiny

Rakotovahiny

Rakotovahiny

Rakotovahiny

Rakotovahiny

Rakotovahiny

Rakotovahiny

Communiqué Rakotovahiny 05 fév 2011

Communiqué Rakotovahiny 05 fév 2011



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

2 Comments

  • Ziry Onésime dit :

    Tsara ilay soso-kevitra; ny fanatanteraha azy sy ny ny fampitàna azy any amin’ny vahoaka no mety hanahirana!… Iray ihany aza efa tena maozatra no mampita azy!.. Ho hita eo e!

  • Alidera A.R. dit :

    La culture « fédérale » fait petit à petit mais sûrement sa route au détriment de tout bon sens. Madagasikara est un des seuls pays au monde où tout le monde peut communiquer le plus naturellement du monde avec une seule et même langue qui est la sienne. Une langue qui n’avait pas besoin d’être imposée comme le français aux basques et alsaciens, comme l’allemand aux Huns et rhénans/etc., comme l’anglais aux irlandais et hollandais et autres peuples aux USA…

    Là où c’est vraiment déplorable du coté de Zafy, et comme toutes les oppositions du temps de Ravalomanana d’ailleurs, c’est qu’il était tout le temps opposé à tout et au moment où il fallait montrer quelque chose, il n’a RIEN à présenter.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site