Tsy efa tapi-dalan-kaleha ve ny FAT ?

Magro 24 fev 11
Magro 24 fev 11
Magro 24 fev 11

Hampivory antoko pollitika sy ireo namany indray hono ingahy « DJ » amin’ny herinandro ambony, dia hivaha hono ny krizy. Mahavaka ny saina ihany ny fomba hitondran’i  « boaikely »  ity Firenena ity, moa va tsy efa roa taona mahery izy no nitondra ny sambo fa mbola tsy nahita fiantsonana hatrany ?

Efa nandalo teo ny fifanaraha natao tany Maputo sy Addis Abeba fa notsipahiny, nolazainy fa ny ady gasy (malgacho-malgache) no vahaolana, nandaniana voa tsy toko tsy foroana ny fihaonambem-pirenena , assise, dinika santatra, teny ifampierana, nandalo vontovorona , Ivato, Le Hintsy, sns…Nanao « parlote »  teo ny Frantsay, Oif, ry Ouadraogo, ry Dramé, ry Dr Simao, ry Henri Derincourt  fa tsy nety nahita fankatoavana mihitsy ny mpanongampanjakana hatramin’izao.Nolazaina mihitsy sy nodradradraina fa ny fifidianana ihany no vahaolana amin’ny krizy.

Iny vita tamin’ny 17 Novambra 2010 iny  ny fifidianana izay  lalam-panorenana ny Repoblika fahaefatra, hono, hatramin’ity mason’andro androany ity tsy mbola nisy na firenena iray aza nankato izany. Vaomainka  ao anaty krizy lalina ihany isika.Tsy efa tapi-dalan-kaleha ve ny FAT? inona no mbola ifikirana eo raha tena milaza ho tena tia tanindrazana marina ry zareo ?

Ny tombontsoa manokan’ny mpitondra FAT, ary indrindra indrindra ny tombontsoa Frantsay no tena mahatonga io fifikirana mafy ny fahefana io. Tsy mijery ny taranaka Malagasy ao afara, tsy mahagaga izany fa ny « renimalala » mbola mitady izay harapany, miaro mafy ny sezany ingahy Kadafi ary mandripaka vahoaka mihitsy, ary toy izay ihany koa ny eto Madagasikara.

Ampiasaina hamoretana sy hitazonana ny fahefana ny « mpitandro ny filaminana » , hoan’ny Tanindrazana anefa ny teny Filamatra, hatreto aloha mbola tsy nasehon’ireo « be baoty » izany, rehefa miakatra galona, rehefa mahazo tambin-karama, rehefa mahazo tombontsoa isan-karazany, rehefa mahazo fanamiana mitovy entina manao fanatanjahan-tena ry zareo dia « mangina », tena « grande muette » tokoa.

Izay ilay antsoin’ny Ntaolo hoe « raha ho faty aho matesa Rahavana », « raha ho faty Rajoelina matesa ry vahoaka », hoan’ny Tanindrazana !….
Magro 24 fev 11
Magro 24 fev 11
Magro 24 fev 11
Magro 24 fev 11
Magro 24 fev 11
Magro 24 fev 11
Magro 24 fev 11
Magro 24 fev 11
Magro 24 fev 11
Magro 24 fev 11
Magro 24 fev 11
Magro 24 fev 11
Magro 24 fev 11
Magro 24 fev 11
Magro 24 fev 11
Magro 24 fev 11
Magro 24 fev 11
Magro 24 fev 11
Magro 24 fev 11
Magro 24 fev 11

14 pensées sur “Tsy efa tapi-dalan-kaleha ve ny FAT ?”

  1. boaikely io ve ?
    tsapatsapaina eo ny vodin’akoho ka rehefa tsy tay dia amany
    andrakandrana ny an’ny foza fa rehefa tsy tototry ny fotaka dia any amilany
    izay ilay stratejiam-poza tsy ampy ny fahalalany
    mikorotana ambony mikorotana ambany,
    tsy fantatra mazava hoe andeha ho aiza ?
    mirenireny ao anatin’ny aizina,
    moa va tsy jamba mifampitatana izany,
    mirona any ankady dia mivoaka kanefa latsaka ao ihany
    nihazakazaka be tamin’ny voalohany
    izao toa reraka sa lany lasantsy ?
    dia hoe mitady reconnaissance
    hoy ny vahoaka hoe biby tsy mahay mihary
    loza ho anareo ry foza fa dia dondrona mibaribary

  2. Vonjena ihany alou ny famoriana fa misy indemnité hé hé, sitrany ahay kou. Izany foana no devisen’ireo mpanao politika vao niforona ireo. Be tsy handraofana, tsy mahazaka olona 10000 akory raha ao Dago.

  3. Ny an’ireto olna ireto dia olona meloka ihany no ahondrahindra, hita fa mpamono olna daholo ny tia an’ny Filoha telo lahy teo aloha reo. Valio ary izao:Iza no tompon’andraikitra t@ faty olona 1er Avril, tamin’ny 10 Août, tamin’ny 1991, tamin’ny 2002. Alohan’ny hitsara an-dRajoelina aloha dia tsarao ireo rà mandriaka ireo: Ratsiraka, olona efa mihosin-drà hatry ny ela, Zafy, efa nitarika olona ho any Iavoloha, Ra8, efa nandefa zana-dambo hamolo olona isaky ny Faritany. Raha olona tena voafidy izy t@ 2002 dia tsy nila zanadambo, hampandry tany. Amin’izao indray, tsy zanadambo intsony fa zanak’ALIKA sy KIVAH ary FANDROAKA SY AMBIOA no ampiasainy ato @ Internet sy ao @ Magro. Fanameloh

  4. La faiblesse intellectuelle des malagasy fait la force de Rajoelina et a été et reste le gros point faible de SEM Marc Ravalomanana.

    Mais, on ne peut résumer un pays à une poignée d’hommes et de femmes. Certes, peuvent-ils amener quelques choses à ce pays, mais ce qu’ils apportent aux pays n’ont aucune valeur si le reste des malagasy, qui se surestiment beaucoup trop, ne comprend pas la différence entre le monde dans lequel il veut vivre et le monde qu’il entretient.

  5. Les agences de presse internationales estiment à 5 000 le nombre des partisans de Marc Ravalomanana à Ivato, samedi. Par rapport à une ville de deux millions d’habitants (y compris sa périphérie populeuse), les 5 000 manifestants ne représentent que 0,25 %. La proportion est d’autant plus ridicule si l’on juge à l’aune des richesses amassées par Marc Ravalomanana en sept ans de pouvoir.

  6. Ny Hitsiny,

    Et vous, qui savez -compter lire et écrire- vous en avez vu combien? ou êtes vous de simple esclaves de la presse internationale qui ne dit que ce qu’elle veut dire?

  7. Alidera A.R. Ne perdez pas votre temps à répondre à Anti-Ra8
    Vérifier son dessin, c’est une seule personne qui n’a même plus la force ni l’intelligence de changer son adresse e-mail avant d’écrire. Efa mitsipatsipaka miala aina… !

  8. Nisy hono bitro mananim-bato ka tapin-dalan-kaleha dia niantso vonjy tamin’i rakoholahy an-dramenasofina mba hahita lalana.Dia nandeha hono ramarasily rehefa nahazo poti-mofo nirahan’i rakoholahy hanavotra an’i bitro.Dia hoy i rabitro tamin’i rasily hoe:tsy mahita lalana intsony aho fa jamban’ny karoty miloko orange dia namaly i rasily hoe: izaho indray kere raha tsy mahazo poti-mofo.Adala adala arira ariran’i ramenasofina izay jamban’ny volamena miloko mainty.

  9. Aoka marina ry ingahy Bemafohy ! Tena nataoko iany ny tsy ho latsaka tao anaty harato fa mahery loatra ilay fisarika tao dia lavo aho !
    Mahafinaritra ilay angano fa tena mitantara angano ara-keviny mihitsy !
    Raha hitan’Intaololahy izao dia angamba dangin’ny kakakaka ny anao lahy ka hibaribary ny nafenina nandritra ny fotoana maro !

  10. Bjr,aza dia mampîomehy lereitsy a!iza no tampin-dalankaleha????? raha ny fijerena tsy miangatra dia hitako very remby i dadanareo ,ity izy tsy nahita ho lazaina intsony,fanina ,tena akoho voakapoka hoy ny fiteny,ory ihany ny tena nahita azy nefa moa ny tsy nety nataony koa nankarary fo ka dia tsy hita,mijanona any é!ary mba lazao ireo zanakao ireo hoe » tsisy fika intsony fa ny kintana isaina é » mandraphaona

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *