14 pensées sur “Video Ambiance milay Ivato 19/02/2011”

  1. Nous sommes tous entrain de lacher notre frustration sur ces forums (et j’en fait partie) ms bordel foutons nous un bon coup de pied au cul pour reprendre ce qui est à nous UNIQUEMENT MADAGASCAR appartient aux MALAGASY arrêtons de faire les éternels « gasy b fandeferana » c ce qui nous a coûté notre LIBERTE et notre FIERTE.

    Tokony ietsika @zay isika malagasy !!!!!!

    Aussi Dada ne pourra rien sans nous patriote !!!!!

    Nos aïeux l’ont fait pour liberer notre pays et nous alors???? que faisons nous pour le garder libre, Rav8 ou quiconque ayant se sentiment d’être éternelement opprimé à besoin de soldats, de vrais soldats et rien de mieux que le peuple lui même !!!!!

    Arrêtons de baisser la tête les yeux ou de rêver, la victoire faut aller la chercher !!!!!!

    Et puis des goliaths y en a, mais nous nous sommes des milliers voir des millions de petits David !!!!!

    Ils ont des fusils des armes etc… Mais nous un seul coeur qui bat et qui battra à l’unisson de plus en plus fort OUI, la HAT a déclarée la guerre à tout un pays !!!!!!!

    Franchement j’aimerai pas être à leur place !!!!!

  2. Cela semble être la seule option. Rajoelina et sa clique sont prêts à tout pour garder le pouvoir.
    Et la SADC qui est presque en train de légitimer le putsch!

  3. Vorika be é!tsy ahoana tsy ahoana,mandidihy dia mifokafoka dia misotrosotro dia mihirahira ,ny eo foana no averimberina dia milaza fa mitolona hono….,izao sy izao,mafy ny fiainana……dia aza mihetsika é!miandrasa ho fahanana lava sy amena serum eo,vorika é!tsy mihevitra ny hisondrontra fa ny hanome tsiny ihany no hainareo é! ny firenena mandeha foana é!

  4. Anti-Ra8(mitovy sary @ Tsipakin’ny miala aina)/Nadia/Nadia grondier(Kristelle/iarivo/fanjakana et je préfère m’arrêter là,
    .
    Plus personne au MAGRO ????????
    Vous êtes D E G O U T E S, n’est-ce pas ???
    Pareil pour les militaires vatatay devant les SALEGY ! BRAVO particulier au pantalon fotsy hihihi !
    J’ai cru comprendre que les rassemblements sont interdits dans les rues de la capitale mais, apparemment, tera-t… daholo fa mody be zesta fotsiny.
    Handihizanay ten’ isany et bientôt, DJ=BEN ALI, MOBARAK !!!

  5. Misaotra betsaka antsika teny Ivato e!
    Minombon-kevitra amin’ny Trakotomanga mihitsy aho!… Fa maninoa kay raha tonga dia miara-mitsangana daholo isika rehetra e?.. Hoatr’ireny no hamaroantsika teny Ivato!…

    Foza vavao angamba ry Tsipaky ny miala aina o!… Maninona kay no tsy avela miditra ny Filohanay dia ho hita eo hoe iza no mitsipaka miala aina e!….

    Izany foza orana milaza ho Mahita izany moa dia efa maizzina mihitsy, ka na ny eo ambany masony aza tsy hitany!..Efa tena mihodina e: ny ambony lasa ambany!

  6. Aza manaiky lembenana intsony isika malagasy fa tadiavin’ny lafrantsa ho zanahana amin’ny fomba vaovao indray satria efa mitady ho reraka be izy

  7. Tsy avotra intsony ny Hat, afaka nahita tsara ny fitiavan’ny olona an’I Dada. Ireny ary raha mbola tsy natahotra miaramila mpampiorohoro, asa fotsiny.

  8. trakotomanga> mankasitraka , efa ela aho no nitovy hevitra taminao, tsy azo mora io fitondranan nalaindry vendrana io fa mila maka azy @ hery isika, ampy izay ny fandeferana
    Ny zavatra tsapako fotsiny dia tsora, raha nandinika ny zava-nitranga omaly aho MILA MPITARIKA NY OLONA ARY MILA ENTANINA. Mankaiza avokoa ary ireny olona omaly teny ivato ireny rehefa andavanandro? raha ireny no mirotsaka andalambe ao anatin’ny herinandro dia very ny FAT.
    ny mahatonga ny ao @ Magro toa tsizarizary dia ireo mpitarika toa tsy dia manana esprit leader loatra fa hoatry ny variana @ zavatra hafa angamba. Sa matahotra ve?
    Tokony hietsika isika vahoaka satria na manao izay ho afany aza ny FIloha Ravalomanana izay isaoran azy manokana ny finiavany dia tsy afaka hanao na inona na inona izy rehafa isika vahoaka hiandry fotsiny ka hanao ramasabomanga.

  9. Miaky mbamin’i Mahita fa mafybe DADA !!

    A fanjakana, il y en a au moins UN qui n’était pas présent à Ivato : BAOMBA haCHARLakarôty !!!!!!!!! DJ lui a peut-être filé l’épilepsie ??????

  10. Les agences de presse internationales estiment à 5 000 le nombre des partisans de Marc Ravalomanana à Ivato, samedi. Par rapport à une ville de deux millions d’habitants (y compris sa périphérie populeuse), les 5 000 manifestants ne représentent que 0,25 %. La proportion est d’autant plus ridicule si l’on juge à l’aune des richesses amassées par Marc Ravalomanana en sept ans de pouvoir.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *