3 réflexions sur « Video – Enquête sur le 07 février 2009 (rediffusion) »

  1. tena mampahonena tokoa ny mijery an’ireto tanora ireto, fa dia ohatry ny ondry entina any amin’ny labatoara ho vonoina!.. Tena mora fitahina ilay Gasy kely e!
    Mba firy isan-jaton’izy ireo re izao no mba efa tonga saina e?….

  2. aza matahotra ry gasy fa efa miparitaka any ny temoignage nataona vazaha frantsay anakiray mikasika io 7 fevrier io ary milaza ny tena marina tsara fa ambotsirohitradia efa azony tamin’io fotoana io f

  3. ary efa azony tamin’io fotoana io ambotsirohitra palais fa tsy maintsy asiana ra mandrika hono fa raha tsy zany tsy poince . de misy ny sarin’i christine sy organes nifampipeka totohondry an !!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *