2 pensées sur “Video – ITW Lalatiana Ravololomanana 25/02/2011”

  1. Ianao irery ihany ange ry Lalatiana no mahatonga ny krizy ao aminao e! olona tsy mankaiza eto amin’ity firenena ity mihitsy ianao fa miezaka manao intérréssante fotsiny mba hampalaza anao fa ianao dia tsy mahasarika vahoaka izany mihitsy! raha zà enao dia mipetraka tsara satria tsy nigadra tsy nanao n’inn ‘inn teto amin’ny firenena! avereno aloha ny vola nangalarinao sy Balndin Razafimanjato tany Tamatave tao amin’ny banque central t@ 2002 ireny vao mampiaka-peo ianao!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *