7 pensées sur “Video ITW Me Hanitra Razafimanantsoa 19 fev 2011”

  1. Ravelomansantsoa sy ny légalistes rehetra,
    Aza taitra fotsiny fa hevitra daoly ireo rehetra ireo, fomba atao HAMPITAPY an’i renimalala, HAT ary indrindra ireto miaramila vatatay ireto. Hita mihintsy fa na Bac ara tsy ananany.
    Encore 2 ou 3 fois comme ça et ils pètent un câble !!!

  2. Misaotra betsaka anao Maître Hanitra!
    Mazava be izany izao fa tsy ny Filoha no tsy-te hody, fa ireo FATn’ailka ireo no tsy mamela aza!
    KANOSA! KANOSA! KANOSA!…..Raha marina fa tsy matahotra an’ny Filoha, maninona no tsy navela niditra teto izy dia hifampitana?
    Tsapa mihitsy izao fa milelaka ny v..din’ny Frantay ireo FATn’alika ireo!

  3. Hita izao ny fatahora’ny FATn’alika ny Filoha RAVALOMANANA, matoa izy tsy navela nody!
    KANOSA! KANOSA! KANOSA!…. Be vava kanefa saro-tahotra ka manao adim-borontsiloza

  4. Tena menatra aho ry reto amty ataon’i Krisy sy ganesy ty a! Manalabaraka ny maha teigna samy teigna mihitsy ohatr’ireny Betsy reraka ireny ka mamba vola .
    Toa tsy Sareraka taloha refa lasa HAT efa nifintana sy natavy angamba; nefa ny any ambala anie ka d tegna sahirana, zany ro tokony ho jerena.
    Asa aloaha zay hevitry FOZA fa ny olna izao te-hiova sy milamina, ka raha io no fombany d hangalabato angaha sady CENI tsy manana hazondamosina; tena diso fanantenana tain’ny Madeleine aho sa efa misy retour d’age. Halabato anie ireny referendume ireny e§
    Ramaroson indray tsy mahagaga efa mahazatra efa mitady ho lany morce.
    Zay tena tsy manana citoyen afatsy gasy fidiana aza avela anajakan’ny metisy sy ny tia rony tia menaka ny tanana.

  5. Marobe ny vahoaka no tsy naheno io resakaio;ka niandry teo, noho ny fitiavana te ahita an ‘i Dada.
    Rehefa maizina ny andro dia nandefa lacrymo ry tsivanona. Ny bus tsy nisy intsony, izay tsy nanadeha fiara dia nadeha nitsôka tongontra daholo.
    Milaasina organisation tsara kokoa manaraka
    Tsy kivy anefa !

  6. Ity maitre ty ko zan zao efa voky tany am dada tany mits an: trano fiara sns,ary nanjary lasa nanana garde du corps mits ankehitriny! tsy te hanoy ny tohiny aho
    Tsy tadidinareo ngah moa Atoa President Ra8 nanangona ny tanin’olona sy nivarotra ny ampahany tam vahiny? Magro etsy sy eroa? sns

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *