3 pensées sur “Video – Iza ireo nitarika ny vahoaka ho hatao sorona ?”

  1. io mihitsy le video hitako t@ tvm, raha mihaino tsara dia misy miteny oe « hitifitra hono ry zareo » … « Ampandrosoy @zay ny vahoaka ». Naka sisiny a l’abris daholo ny ekipan’ny tgv hatra@securite

  2. Tena porofo tsy azo lavina intsony ity vidéo ity e!… Henoy tsara daholo ny resaka nifanaovan’ireo nanao sorona ny vahoaka!… Tena zavatra efa voahomana mihitsy iny 7 Febroary iny!
    Tsy maintsy hiseho ny marina ary ho hita eo ny filazan’ireo olona tsy nataho-tody ireo aoriana kely ao!

  3. Raha nijery VIVA ianareo ary raha niaino tsara ilay ranamana nijoro vavolombelona sady nanondro ilay poto vy misy diana bala dia tena mahavariana fa raha sary tokony nafenina dia nabaribary ho hitam-poko hitam-pirenena. Bala niainga avy any amin’ny Trésor mihitsy no fijery azy. Raha ny marina dia mbola ambany nohon’ny amateur ra-tgv. Ny sary rehetra voaray tamin’ireny fotoana ireny dia miampanga fa ra-tgv no rangory fototry ny afon’ ireny rehetra ireny. Mety ao ambadik’izany rehetra izany ny franc-maçons sy ny illuminatis fa ny fantaray aloha dia ialahy ra-tgv no lohan’ireny rehetra ireny hita maso.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *