8 pensées sur “Video – Izao koa no nolazain’i Zafilahy !”

  1. Izao fotsiny ê !
    Misaotra betsaka an’ireo olona tonga maro dia maro ireo ! Honera be ny lany, Andriamanitra hitahy !
    Ary maromaroa koa ny toa ireny !
    29 marsa tsy ho ela intsony ; ary manantena ny Filoha Ravalomanana ho tonga alohan’io daty io !

  2. Asabotsy mifankahita Rakrisy sipan’i fanjakana a. Vao anaovanay demostrasiô fotsiny dia vlà !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *