3 pensées sur “Video – Kabary Manoela 18/02/2011”

  1. Hitan’izao tontolo izao teo ny « tongolo ejipitra », fa ny « tongolo gasy » koa tsy ho mena-mitahy ?
    Alefaso !

  2. Ny Malagasy anie no tena nanomboka izao tantaran’ny tsy fanekena tsindry hazo lena eran’ny Afrika izao é!tofoka t@ dadanareo ny Gasy dia tsy nanaiky. Ary indro kely ity lehilahy mikabary izay mitory fivavahana nefa maniry olona ho jamba,mivavaka ve ianao ramose sa mody mivavaka sa te atao hoe mpivavaka???? ny tena mpivavaka tsy mamaly ratsy ny ratsy ry ise a! ka aza miteniteny foana ary ny zanak’adala n’i Vohitsara no voatarikareo fa tsy ny misaina akory,rêves toujours.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *