3 pensées sur “Video – Manoela Magro 25/02/11”

  1. Mankahery antsika tsirairay amin’ny tolona atao ary midera ny fahasahiana tsy hangina manoloana ny tsy rariny.

  2. Misaotra Manoela a!.. Tsy misy mihemotra intsony eo e!.. Efa akaiky ny fandresena! ANY AMIN’NY MAGRO MAKA NY TORO-MARIKA ANDROANY!

  3. Nofinofy ny « zarazarao hanjakana » noheverin’ny frantsay ! Manoela, Mektoub, Zafilahy, Memé, miampy ny satro-bory sy ny hafa rehetra.
    Ampy hisainan’i la France angamba ireo e ! Sa mbola sahy hanohy iany na dia efa mivaralila aza ny carrosse ???

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *