Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. « Nody ventiny ny rano natsakaina », hoy ny président Ravalomanana
  2. Video Direct Pdt Ravalomanana + video TIM + photos 15/01/2011
  3. Video Nolazain’i Manoela i Magro fa ho avy Ravalomanana + Photos
  4. Video Hiverina @ Asabotsy 11 h ny Pdt Ravalomanana hoy Rakotoarivelo
  5. Vidéo Ravalomanana à Pretoria et reportage

34 Comments

  • bako dit :

    Pourquoi vous acceptez la décision de la hat ;la Ci ne les reconnait pas donc ils n’ont rien à dire de votre retour au pays ,et qu’est ce qu’il fout ce ministre de coopération tsostsoka à MCAr ,je rêve un vrai Mlagache ne peut pas rentrer et un vaza qui se fait inviter rentre sans visas ,portez plainte ra8 auprès de la haye pour tout cela !
    Qu’est ce qu’il fait ce monsieur chez nous ? Mcar n’est pas un DEPARETEMENT

  • bako dit :

    Mcar n’est pas un département français donc ce monsieur n’a rien à faire las-bas!!!
    Dia otran’ny olona tsisy fotony koa le Malagasy raha manaiky zao é!
    Et ratsy honana est qui pour écrire une letre d’interdiction !
    Mcar est un pays de non-droit donc vous devez revenir ra8 avec l’aide des militaires de L’ONU ET des Americains et la Sadec !et personne dans un pays non reconnu n’a aucun droit de vous dire quoique ce soit
    zao VE MBOLA TSY MAZAVA FOANA HOE C’EST LA FRANçAFRIQUE ?IL FAUT PORTER PLAINTE auprès de L’ONU , la CI et la cour pénale internationale pour tout intrus qui rentre chez nous pendant que Mcar est victime d’un coup d’état !
    Envoyez les militaires Americaines ;ils demandent que vous aider ,d’ailleurs vaut mieux travailler avec les Americains que les tsotsoka !

  • Bemafohy dit :

    Do not worry dear president as we keep supporting you.We will be striving to find you a way to go back to Madagascar.If the IC still back you up, there will be other alternatives.It’s only a question of time.Definitely, the HAT have no intention of restoring democracy and peace in the country.They are not patriot at all.The naughty boy has been advised by the frogland goverment as he is afraid of Ravalomanana.Just a coward.

  • Shhhhhhhhh! dit :

    Fanontaniana tsotra.Nahoana i Ravalomanana nanao sonia taratasy milaza hoe tsy tokony hody kanefa avy eo maika hody indray?Sao dia hadondronana aza no nanaovany sonia izany ka izao vao nanenina ka saika nanao amboletra.Fanontaniana tsotra faharoa.Dia na dia dondrona be toa inona aza ve i Ravalomanana dia tsy ahalala fa hisy ny fanakanana?Ka nahoana raha te hody tokoa no navela nosakanan’ny olona fa tsy nanao izay ahafahana miala amin’izany?Raha tsy nampidera billet izao i Ravalomanana fa tonga dia nody tsy nanao sinema sy nampahafantatra ny hat dia efa tafody.Be loatra ny hadondronana ka aza mody malahelo fa zakao e!

  • trakotomanga dit :

    shhhhh sodé mba enao ary no tokony angina an shhhh @zay la lol … bref mba manara vao2 tsr éééé comme je l’ai dit

    Nous sommes tous entrain de lacher notre frustration sur ces forums (et j’en fait partie) ms bordel foutons nous un bon coup de pied au cul pour reprendre ce qui est à nous UNIQUEMENT MADAGASCAR appartient aux MALAGASY arrêtons de faire les éternels « gasy b fandeferana » c ce qui nous à coûté notre LIBERTE et notre FIERTE.

    Tokony ietsika @zay isika malagasy !!!!!!

    Aussi Dada ne pourra rien sans nous patriote !!!!!

    Nos aïeux l’ont fait pour liberer notre pays et nous alors???? que faisons nous pour le garder libre, Rav8 ou quiconque ayant se sentiment d’être éternelement opprimé à besoin de soldats, de vrais soldats et rien de mieux que le peuple lui même !!!!!

    Arrêtons de baisser la tête les yeux ou de rêver, la victoire faut aller la chercher !!!!!!

    Et puis des goliaths y en a, mais nous nous sommes des milliers voir des millions de petits David !!!!!

    Ils ont des fusils des armes etc… Mais nous un seul coeur qui bat et qui battra à l’unisson de plus en plus fort OUI, la HAT a déclarée la guerre à tout un pays !!!!!!!

    Franchement j’aimerai pas être à leur place !!!!!

  • Shhhhhhhhh! dit :

    trakotomanga>>> ka maninona raha atomboka amin’ny fialana amin’ny fiteny frantsafrika?Sa tsy fantatrao akory izay resahinao?Sa tsy afaka mampiseho sy milaza izay tena tianao ianao raha tsy amin’io fiteny io?Sa dia dondrona tahaka ilay olona tohananao ka sady mandroso no mihemotra tsy fantatra intsony?Ka tokony ianao tokoa no hangina fa tsy izaho

  • Bemafohy dit :

    O ry SHHHHH sao dia ianao ary ilay dondrona manome ny solintanintsika an’ny tsotsoka.
    Faharoa raha tsy nankalazana ny fodian’i RAvalomanana dia vao maika vitsy no niaro azy ary tsy tafody indray izy avy eo.I TGV ange raha nanao coup d’état mangingingina dia tsy nisy coup d’état tao.Raha tsy ho tianao ho an’ny malagasy i Mada dia mialà.

  • elas dit :

    izao zava-niseho izao no nahitana MIBARIBARY fa tena fosotr’olona ireto hat ay ireto, tsy mahavita tena, tsy mahay maka décision, mila miantso mpanoro rehefa mivarahotsana tera tay.
    - Dia mino ve ianareo fa hanaiky ny vozongo tsirairay handany vola hivezivezena eto ry raikoro sy ny tariny, kanefa ireo vozongo ireo be no tsy homan-kanina, tsy an’asa, mitsindroka
    - dia mino ve ianareo fa handamina ny toe-karenan-ny la frantsa izao fanalikana ny malagasy izao,
    - dia inona no mahamenatra hilazana tsotra izao fa tsy mahavita azy ireto vongan’olona nampian’ny la frantsa hanonga-panjakana ? be ny porofo
    Tsy maintsy hatao izay hampijoro ny malagasy ary miandry ny filoha Ra8 ihany, mila azy ny firenena

  • Shhhhhhhhh! dit :

    Bemafohy
    Aoka tsy hiteniteny foana sao dia miseho sy vao maika manamafy ny handondronana.Amin’ny fomba ahoana moa no ahafahako manome ny solika an’ny frantsay?Izaho angaha Ravalomanana ka nanome izany an’i total ao bemolanga 60% tompoko nomena ny frantsay!Izaho olon-tsotra tsy afaka hanao izany fa ilay filoha dondrona tohananao no afaka nanao izany

  • Ziry Onésime dit :

    Atoa Filoha RAVALOMANANA!
    Na dia malahelo aza ianao,dia tsarovy fa izahay aty Dago dia hiandry anao foana!… Tsy maintsy tafaverina ianao, ary tsy ny vava sy ny fitreron’ireo HATay ireo akory no hanakana anay!…. Vonona izahay Atoa Filoha hanohana anao, ka aza matahotra mihitsy mody aty!
    Hita mihitsy fa matahotra ireo FATn’alika ireo matoa tsy sahy mampiditra anao aty!

  • HoAiza dit :

    We were present at Ivato, inside the departure lounge, exactly upstairs within the Elaboly restaurant, awaiting for YOU – that was one hour before the previous scheduled arrival of the South African Airlines you were supposed to be in.

    From there, to the parking lot, and late at seven pm, we lived and went through everything.

    I am saying that this is one big positive step;
    The next one should be: TO SEE YOU WALK DOWN THE STEPS OF ANY FLIGHT, making our greatest wish – above all, the legalists top requirement COME TRUE.

    Any nation is conviced that the putshiste’s weakness is DADA’S COME BACK IN HIS HOMELAND.

    YES, Yeah: Madagascar needs you more than ever.
    DO NOT EVER WORRY, Mr the president: We stand strong in our choice YOU, YOU

    We are eager to make our next move, and the sooner is the better
    Cause… we have enough of France’s moves

  • usher dit :

    asa aloha an`atra fa izy ihany no mahalala ny hiafarany,cinema daoly raha ny fahalalako anizao aloha e,ary raha tena tonga teo marina mo ra8 de ho titsika ndray ny hisy ny ra mandriaka ary tena hisy fa tsy hoe honohono ka aleo lery alou haka saina tsara any andafy riaka any,o ry HAT aaaaaaaa……lisany ko mba ataovy tsara ny zavatra atao fa tsy ambody tahaka anio ny aina,

  • Bemafohy dit :

    O ry Shhhhhh fantaro fa Madagascar Oil no négocier tamin’i total tamin’ny andron’i Ravalomanana izay nanome 60% ny parts an’i Total.Io madagascar oil io dia manana siège social any Londres ary domicilié any Bermudes.Ao amin’io contrat io dia miverina amin’ny fanjakana Malagasy ny 60-65% ny vola azo amin’ny fivarotana solintany izany hoe ny 2/3 tsy dia misy maharatsy an’izany loatra fa ny loza amin’izao andron’i Radomelina izay tohanan’ny dondrona isany dia 99%ny vola azo amin’ny fivarotana solintany dia ho lasan’i total ary 1% ambiny ho an’ny malagasy izay tsy hozarain’i TGV vendrana fa ho tazomin’izy ireo.Jereo ny site gazety Guardian na la gazette de la grande ile tamin’ny 7 février 2011.

  • Mbarakaly dit :

    SHHHHHHHHHHHH =NADIA=ANTI-RA8=etsetra etsetra
    Tsiraka……….. !

  • Shhhhhhhhh! dit :

    Mbarakaly
    Betsaka mihintsy ny mpanohana ny filoha dondrona no dondrona tahaka azy an!Sady tsy misy avaly no mivavaka fotsiny.

  • Mbarakaly dit :

    Ô ry SHHHHHHHHH ô mba ampanaovy kabary à teny anglisy hoe i lavanify mba henoina
    Ny teny tsotsoka efa lany andro
    efa eraopa izao ary efa zato taona no langue internationale ny teny anglisy ô
    mba mahay teny anglisy ve le nainadejardaina ?
    ilay nosoloiny aloha efa fantara fa tsy mahay tany egypta sa israely moa izy izay fa tsy tadidiko

  • zora dit :

    Miandry ny fiverenanao foana izahay vahoaka,miandry anao, sy ny ankohonanao.

    Ahoana ny fomba andravana an’io notamio,famille ratsirahoanana indray io manaony ataonyio, tsy mahagaga. Tsy kivy izahay
    Mankahery ny Filoha hatrany

  • Shhhhhhhhh! dit :

    Mbarakaly
    Izany ve no mba hitanao fa hoe ahafahana manaporofo fa tsy dondrona ianao sy ny filoha tohananao.

  • HoAiza dit :

    Famille Ratsirahonana, vieux Jiolahim-boto de Norbert Lala
    sy ny havany rehetra: ny iray moa dia fantatra fa ilay manana quincaillerie eny Andravoahangy miara-petsapetsa amin’ny karana mpamatsy vola nahavanona ny tsy-vanin-piaviana putshistes rehetra.

  • manala azy dit :

    Nahoana ry shhhh no mangohorohoro,pitsipaorimpaorina etsy sy eroa nandritry ny herinandro raha vao nahare fa ho avy RA8 â!!!.Adino mbanin’ny hoe misy traboina marobe anie eto Mada fa naleon’ny FATna lika nizara ankanjo sy baoty ary gourde ho an’ny bebaoty>.
    Aiza ny vava hoe aleo hiditra fa raha vao tonga dia samborina?????Ilay olona anefa any dia efa sakanana fa may volotratra.Inona no dikan’izany???MATAHOTRA MAFY AN-DRA8 tsotra izao fotsiny.
    Ary ilay taratasy lazainao fa nataony sonia,ataoko fa ianareo no tsy nety nanaraka an’izay voalaza tao ,ka hody Dada vao io indray no resahana.Aiza ary izy ity ê!
    Tsy mahagaga aloha satria efa fantatra fa ny fouzaorana dia mi-tourne.
    TSY MAHAKIVY ANAY ny nanakananaro azy omaly iny.Miandry azy foana izahay ka amin’izay fotoana hatongavany dia mihinana aloha fanafody fa hanenika ny sisin-dalana rehetra manomboka eny Ivato na ny fiara na ny vahoaka ka hatrany amin’izay hanateranay azy.
    Mbola tsy mihaiky ny popularité-ny ihany ve sa tsy nahasahy nijery ny sary?????Mbola santionany fotsiny ary ireny fa maro no mbola niandry top tany an-tranony raha nigadona teto izy.

  • Shhhhhhhhh! dit :

    Sao dia manonofy aza ianao izany na koa mbola tsy matotra?Tsy misy ilan’ny CI an’i Ravalomanana intsony izao.Manao sonia izy tsara tsy manao miroso ny rekonesansa ary izy aza efa nanaiky fa i Rajoel no filoha ka raha mbola miverina dia ho baboina raisim-potsiny.Ny malagasy izao ahazo vola fanampiana ka iza intsony no mila azy?Ny sadc nitsipaka azy ny ue ny ci ny amerikanina sy ny sisa.Na ny 3 mouvances aza izao ho rava ka hiarahiasa amin’i Rajoel daholo ka hanao inona irery hono izy?

  • amca dit :

    Tsy mahazo mody izy fa sao dia manao ohatr azy koa i ben ali sy moubarak mitovy be ilay scénario dago t@ voalohany ka hatramin’izao.

  • Bemafohy dit :

    O ry Shhhhhhh i Radomelina dondrona manome 99%ny vidin’ny solintany an’ i total.Efa tena dondrona mihintsy matoa manohana an’iTGVendrana.

  • manala azy dit :

    shhhhhhh>>>>>>

    Naninona aloha raha navela hiverina izy omaly ê,sa ny anareo moa ny
    MANDAT D’ARRET INTERNATIONAL,NY EXTRADITION = NOTAM?!?!?!?!?!
    Naninona raha omaly no « nobaboina dia noraisim_potsiny » araka ny filazanao?
    Aiza ilay hoe vao maika tsara raha mitolo-batana izy ê,avelao izy ho avy fa betsaka ny fanontaniana hapetraka aminy ê,tonga dia hampiarina aminy ny didy (travaux forcés à perpetuité ê),izahay koa hitsena azy ka ataonay amin’ny fanaovana azy ê,KANEFA ILAY OLONA AZA TSY NAVELA ho tonga eto akory???????????
    Valio aloha hoe inona no dikan’ny nanakananareo azy tsy hody eto ,malgré les vavabe natao ireny.

    Dia ho hitantsika eo moa ny tohin’ny tantara raha hahazo R.I izany ianareo fouza ireo.Asa,rehefa miposaka avy any andrefana angaha ny masoandro ka haniry nify ny akoho.
    Miova anie ny donne izao fa hitan’izao tontolo izao fa mbola manana ny popularité-ny RA8 ê satria ireny vahoaka maro be ireny tsy hanaiky ho poriporetinareo eo mihitsy akory fa tsy maintsy hasiana hasiny raha te hahita filaminana eto.

    ary ho an’ilay amca,aza mampiomehy fa mampanongo-tena.

  • TenaGasy dit :

    SHHHHHHHHHHHHHHHHHHHHHHH=Nadia/Kristely

  • Shhhhhhhhh! dit :

    Ary toa tsy mahalala izay ambony tany mihintsy ny olona ato izany?Na tsara i Rajoel na ratsy ny zavamisy dia vita i Ravalomanana?Ahasakana inona izay resaka total sy hatezeranareo?Ny zavamisy dia niankina tamin’ny sadc sy ci ianareo fa heverinareo fa ireo no hitolona amin’ny toeranareo kanjo nivadika dia vita i Ravalomanana.Dondrona ny tsy mahatsapa izany

  • justinaimé dit :

    nareo oh tsisy atao daholy miady politika ato, maninona zao raha mande mitady vola de mividy hanina manatavy tena, fa ravalomanana nga raha tonga aty de hanome vola anareo tsirairai ze mitsena azy sa rajoelina no mizara vary moura fotsiny amizao fa tsy mbola vao ho vidiana daholo?
    le politika henoy fotsiny fa aza idirana lalina fa ndanà ry reto mitady hanina
    de eny ambony fandriana mihinana azy, oh zao ataokou zao, efa avy niantsena a , miandry azy ho masaka ao antokonana aho zao de sady mba mijery kely ze hadalanareo ato @ my dago.
    VELOMA DE aza miady andrajoel na r8 ; fa aleo reo hifampitsinjo eo e!

  • pasitera dit :

    Aza asiana saina intsony ny momba an’i Ravalo e!Tsy ho tonga intsony izy.Ny vatapatiny sisa no ho tsenaina any aoriana any.Be cinéma izany ra olona ka.Efa tsy mahagaga intsony ny ‘délire » nataony.Ny vady aman-janany no mampalahelo @adalàny.De rahoviana indray izao ny cinéma manaraka?Faly sy mandihy mafy izao i pierrot rajaonarivelo nahita an’iny spectacle iny.Hay ve ka mba marary ihany ravalo rehefa tsy tafody e!Izao i pierrot tafody soamantsara na dia nosakanan’i ravalo mafy aza t@izany andro izany.Bye bye ravalo a!@fandevenana anao ndray no itsena ny mpanohana maro be rehetra araka ny filazanao azy e!Le sipan-lery (maître Hanitra)iny ko de tena mahay raha mihitsy an!tsy thotra tsy henatra de tadiavina ampiarahana avion @lalao le sipa…. Mampihomehy e!Infantile be ilay zavatra

  • Bemafohy dit :

    O ry SHHHHHHH dondrona tsy Ravalomanana no vita satria izy miaina tsara any Afrique du sud no mbola manam-bola.Ny gasy no tena vita raha mbola i Rajoelina no eo satria lasan’ny vozongo ny vola.Mba misaina sy mandalina e!Gasy ve ianareo sa kiringa e?

  • Ravelomanantsoa dit :

    Bemafohy

    Tsy fantatrao angaha fa ireo mirediredy manompo Foza ireo sy mandoka foza anie olona bado tahaka ny Radomelina ihany e!

    Fialonana an-Dravalomanana filoha mamim-bahoaka no betsaka sy fahafohezan-tsaina

  • Ravelomanantsoa dit :

    justinaimé

    Tena ratsy fomba sa kamovavy,na kamolahy
    taiza koa no ihinana ambony fandriana, raha tsy maray tsy afaka mandeha intsony.
    ka tsy voretrabe ve nareo, feno vary masaka sy laoka ny fandriana, mitanty fotsiny ny voalavo sy ny kalalao, ka tsy efa akaikinareo ny pesta

    rehefa tonga dadany hanome latabatra anao sy seza ihinanao an!

  • Ravelomanantsoa dit :

    Manala azy
    misaotra ,tetika natan´ny filoha koa ireny ka tra-tehaka ny mpanao didy jadony sy ny frantsay mpanampy azy

    Izao vao maika hirendrika ny sambo tsy ahazo reconnaissance internationale araka ny lazainao

  • Babyfoot dit :

    Ô les mains ireo ambonin’i Ravelomanantsoa ireo !
    Shhhh (SHHHHH hihihi)= Anti-Ra8=Nadia=Kristely=fanjakana=iarivo= pasitera (afa-baraka ny anaran’ny mpanompo an’Andriamanitra viravirain’ny « mitsipaka miala aina » !!!

  • amca dit :

    Ianao manala azy io mino ve ianao fa tena te hody marina io dada io tsongoy daholo izay azonao tsongona fa za aloha tsy nino e mba efa lehibe ihany ny tena koa mbola ho fitahana foana.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Previous Post
«

Switch to our mobile site