4 pensées sur “Video – Ravalomanana niantso mivantana teny amin’ny Magro 25/02/2011”

  1. Tonga dia lasa izao fa aza mihanahana intsony ry vahoaka ataovy tahaka ny tany tunisia sy egypt sa ahoana? Izaho efa vonona ny hitarika anreo fa aza matahotra . Minoa fotsiny ihany.

  2. Amin’izao rivotra mifofofofo any amin’y tany arabo izao,dia tokony ho fantatsika fa tokony hihetsika koa ny Gasy ! Tsy tokony hiandry lava foana eto isika fa haka tahaka ny fihetsiky ny mponina voageja tahaka antsika! « Izay mitambatra VATO,…. » ka samia miheritreritra sy mandray anjara amin’izao tolona izao! Tsy tokony hanaiky izao fanjakan’ny JIOLAHY izao isika! Ka miara-mijoro avy hatrany no tokony hatao! Manana olonamanam-pahaizana sy hendry i Madagasikara ka tsy tokony hanjakan’ity D.J. ity !!
    Koa miandry fihetsika avy amintsika rehetra isika izao dia izao ihany !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *