2 pensées sur “Video Raveloson Constant au Magro, 15/02/2011”

  1. Mila miakatra ao Antaninarivo daholo ny vahoaka malagasy, hitsena an’i Dada !!
    Ampiasao, ataovy saturées ny telefaona rehetra !
    Mba ho fampielezana ny vaovao, ho an’ireo any ambanivohitra, lazao ireny mpitondra taxi-brousse ireny hanaparitaka ny vaovao mahafaly ; ny vaovao tena marina fa tsy izay ho tantarain’ny RNM sy TVM !
    Telefaona gasy mandeha tsara lavitra noho ny telefaona arabo !!!
    Ny mpaka sary sy oronan-tsary, ataovy betsaka ny pelikila, ny memoara, na manao reserva karta mihintsy !
    Andro iray lehibe io, ary mety ho zoroferie rahatrizay !

  2. Kintana,
    Ary mety koa mividy karta SIMA bebe koa sao satire ny poritabila hahafahana miantso ny havana sy tapaka eran-tany. Ny Pila ny fakan-tsary koa atao misimisy sao tapaka ny kaorà ka tsy hisy hisarizena ny bateria.
    Mety hisy sirikomasiô mantsy io andro io !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *