4 pensées sur “Video – Raveloson Constant – Magro 07 fev 2011”

  1. Misaotra anao Atoa Constant RAVELOSON!
    Tena tsy FAtn’alika intsony iay Astérix fa dia FATn’olona tsy misy ilàna azy!.. Soa fa tsy mba misy anarana hoe RATSY RAHONANA izany ny anarako!
    Ianareo taranany ve dia mbola sahy mijery fitaratra amin’izany teniny izany?… Efa tena dadabe marina lery ka tsy fantany intsony izay teneniny!.. Izaho aza mieritreritra hoe sao dia efa tokony ho alefa any amn’ny « auspices des aliénés » ary izy iny?… Teny atsipy fotsiny izany ho an’ireo havany sy namany e!….

  2. Miarahaba,

    Mipoa-tsatroka anao Raveloson Constant a !

    Iza, iza ny razan’io lehilahy lehibe tsy mifady fanonganam-panjakana monina eto Iarivo mitondra anarana Ratsirahonana io ? Aiza ny tanindrazany, iza ny anaran’ny vehivavy nivoahany ary iza ny lehilahy nanabe azy?

    Farany : iza ireo miray rA na sy kolokoloina amin’ny fanonganam-panjakana eto? Avy aiza ilay mitondra solon’anarana « iarivo » tsy mifady fanitsakitsahana LalAna sy miloloha mpitsara corrompus?

    Kitana

  3. Dia misaotra an’i Mr Constant foana ny tenanay amin’ny fahasahiany miteny Andriamanitra anie hobanao.
    Misaotra e!
    Ary mba nakaiza i Satrobory e!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *