Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Nouveau forum sur MyDago.com
  2. Un autre pustch a Madagascar ?
  3. Fil info MyDago jeudi 29 avril
  4. Une autre réaction de GTT
  5. Une autre voie ?

10 Comments

  • Luther King dit :

    Ahona ty tady be to itazomana an le casque an Dramiaramila?
    Ndry azo andrahoana vary sy loaka ty angezany mihoatra ny lohan Dry zalahy,
    Le casque ve no lehibe za ny Lohan dry zalahy no kely e?

  • Babyfoot dit :

    Luther King,

    MDR zà, 4MIS noraofina teny Isotry no nataon’i Sarlabe Boucliers.
    Les akanjo aloha mba eo eo ianay fa les SATRO-by no tena mampmé, azo atao toupie hi hi hi hi !!!
    Manalabara-tena les DJ sy Rainikoro. Marina e !

  • n'importequoi dit :

    izaho dia lasa fisainana ihany hoe mba inona izao no ao anatin’ny sain’ireto marasily ireto nahita an’ireo lolna betsaka be ireny ? Mety natahotra ihany ireny raha nirongatra teo ireny olona ireny.

  • KintanaMananDrambo dit :

    I risara baomba no tsara nandeha teny !
    Tsara anontaniana amin’ny teny gasy ihany amin’ny manaraka, ny fiavian-dry zalahy fa sao dia mersenera nalefan’ny oif ireny !

  • Babyfoot dit :

    Kintana,
    An An !
    4MIS no nosalorana akanjo sy satro-by azo anaovana Salegy ao anantiny. Hi hi hi hi !!!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Salut Baby !
    Tsy dia haiko aloha, fa indraindray mampieritreritra ihany !
    Fa izao ê !
    Hoy i David Lévitte, « conseiller diplomatique de Misie Sarkozy et architecte de la diplomatie étrangère française », raha niresaka momban’i Kadhafi !
    « La France estime que ceux qui aujourd’ui en Libye, se rendraient coupables de crimes QUE LES CONVENTIONS INTERNATIONALES STIGMATISENT de façon très précise, doivent savoir que, s’ils sont pris, ils devront rendre des comptes »
    Et de continuer
     » Nous avons aujourd’hui une Justice internationale qui est là pour ça » !
    M/car, il connaît pas !

  • kristelle dit :

    ntssssssssss 4 amis angaha ts olona ry baby ,avelao izy hiaro ny Tanindrazany

  • KintanaMananDrambo dit :

    « 4 mi », fa tsy « 4 amis » izany ry foza kely â ! Fantatra fa « amis »-nareo ireny, fa aminay dia hafa ny dikan’ny « 4 mi » :
    mijangajanga – midotra – migoka – mil..alao ….
    Izany ihany no mba fantany !

  • kristelle dit :

    ts tiako ny olona devoly resaka

  • Ny Ala dit :

    hihihi Rakrisy natao tolotsa ny kilonga kely 4amis hahaha
    tahaka ny teny ambohitsorohitra 2009 ihany e e e

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site