Videos (2) + Photos Teny Imerinkasina

Fifampiarahabana nahatratara ny taona Tim Imerinkasinina

Antso mivantana teny Imerinkasina

.
Mody Ravalomanana ary mirotsaka ho fidiana, izay ihany no vahaolana hoy ny SG Tim

3 pensées sur “Videos (2) + Photos Teny Imerinkasina”

  1. Misaotra amin’ny fankaherezana Atoa Filoha!..
    Soa fa misy anao manitsy ny lainga afafain’ireo FATn’alika ireo, fa raha ny tsaho alefany na amin’ny Gazety, na amin’ny TV, na amin’ny Radio, dia tena miseho mihitsy rizaeo fa efa manaraka ary mankasitraka an’ilay ravin-taratasin’ny SIMAO hono na ny OIF, na ny SADC, na ny COI, sy ny sisa e!….
    Tena tsy misy ilàna azy mihitsy!….

  2. Itony misy gazety mivoaka an-taratasy vao notokanana t@ Sabotsy teo ry Ziry an:

    http://www.madatimes.com/index.php?option=com_content&task=view&id=4918&Itemid=1

    Misy lahatsoratra mikasika ny périples ataon’ilay minisitry ny mponina HAT mademoiselle Nadine Ramaroson ao, fa ny lelan’ilay ramatoa efa mibada, ny maso efa contre soleil foana na antrano na antokotany, ny zavatra lazainy toa misavoambona fotsiny: any ambany volo rehetra any no anaovan’ireo Mpanongam-panjakana isany an’izany – tsy lahy tsy vavy fa mafia re izao!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *