Ampy izao, ao Ambohijatovo no tanjona !

Ry Tia Tanindrazana rehetra,

AMPY IZAY

EFA BE LOATRA NY HITSKITSAKA NATAON ’NY HAT

AOKA IZAY

EFA NIALAZA TAMINTSIKA AHO FA EFA OLONA VOAKARAMAN NY FRANTSAY IREO

EFA NAHAZO VOLA TSY MIVERIN-DALANA

RAHA MPANONGA MPANJAKANA AHO DIA TSY HANAO RESAKA DIPLOMATIE SY NEGOCIATION IZANY MIHITSY

MODY MANAO NEGOCIATION AHO FA ATAOKO ZAY TSY HAHAVITA AZY

KA

AOKA IZAY NY MANDANY ANDRO

ESORY ANY IREO MIARAMILA MITANA BASY IREO

RAHA MAZANA NY FAT DIA MANAO DEBAT EN DIRECT AMIN NY TVM

NOFY ANEFA IZANY

ILS NE SONT PAS A LA HAUTEUR DE DIRIGER UN PAYS

AOKA IZAY

HAVOKONY NY TOTOHONDRY

ESORY ANDRY RAJOELINA

ESORY FA NY PETROLE NO ILAIN NHY FRANTSAY

DE IO BANDY MAIMBO TAY KELY IO NO AMPIADIANY AMINTSIKA

KA DE ZAO

TENY IERANA ITY

A PRENDRE OU A LAISSER

ESORINA TEO RAJOELINA

HO ELA VELONA

MADAGASIKARA MALALA

2 pensées sur “Ampy izao, ao Ambohijatovo no tanjona !”

  1. tsy azo atao ny mianatra ny nataon,ny tanora tonizianina sy egiptianina;tsy voavibimbola ireo ;forum sy facebook zany tsisy mijery e!lany andro

  2. FOHAZY ny heri-pon’ny maha malagasy ireo nanome ny aina ho antsika :

    jereo ity Exposition-Debats-Projections du 10.03 au 05.04.2011 ity, mikasika ny 1947 :
    PORTRAITS D’IINSURGES
    -Raharimanana et Pierrot MEN

    Adresse Info sur : http://www.madagascar1947.fr
    Aza atao valalan’amboa e….. !!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *