Commémoration du 29 mars 1947

GTT Montpellier

GTT Montpellier
GTT Montpellier
Voici un autre communiqué que nous recevons du GTT Montpellier et que je vous mets à disposition.

En ce jour de commémoration de la journée noire du 29 mars 1947, nous, GTT de Montpellier et de Toulouse, soutenons de toute nos forces le peuple malgache, épris de liberté et de justice, dans la lutte contre les collabos à la solde d’un état qu’on peut qualifié de « voyou ». Ce coup d’état perpétré en 2009, par une poignée de mutins et d’individus sans scrupules et sans aucun honneur, ni respect de la parole donnée, et de la signature devant la Communauté Internationale, au nom du soit disant « Démocratie » et « Liberté » qui sont interdits aujourd’hui à Madagascar, doit cesser le plus vite possible et ceci à n’importe quel prix.

9 pensées sur “Commémoration du 29 mars 1947”

  1. mahasorena ny mieritreritra fa tia tanindrazana hianareo.
    raha tena tia tanindrazana marina hianareo dia tokony nanitsy
    sy nitsikera ny tsy nety rehetra nataon-dravalo….saingy odianareo
    fanina izany??? sa hianareo variana nanompo vazaha ka tsy naharaka
    ny zavanisy teto Madagasikara???? Tadidio fa nampiato ny fanampiana
    an’Madagasikara ireo mpamatsy vola iraisam-pirenena ( jereo ireo gazety nivoaka
    t@ décembre 2008), ny antony dia nanao fanadiahadina fa VOLA TAIZA NO NIVIDIANAN’
    i valomanana Boeing???? ary ny Masoivoho Amerikana dia impiry no namerimberina
    ny tsy tokony hampifangaroan-dra8manana ny orin’asany sy ny fitondrana fanjakana??
    nanao BE MARENINA i 8manana… NIHETSIKA ny MALAGASY eran’ny Nosy nanao fihetsiketsehana hanongana an’i 8manana. HADINONAREO ireo mpikarama an’ady tonga
    namoritra vahoaka teny @ kianja 13 Mai??? koa tsy omena tsiny ny Tafika malagasy
    raha niandany t@ vahoaka ka nanongana ilay DICTATEUR izay hanjary Ben Ali na Moubarak
    raha tsy NAONGANA teo…Farany aza lalaovina na ampijaliana izahay malagasy monina
    eto Madagasikara, ka ataonareo  » otage  » ho takalon’ny fiverenan’i 8manana…
    raha tsy nanao JADONA i 8manana dia tsy nisy nanongana azy teo. Tadidio izay ry BOTOMBAZAHA any Montpellier si Toulouse!!!

  2. ..ary TADIDIO ihany koa fa i 8manana dia tsy NAMPIHATRA NY FIFANARAHANA
    TANY DAKAR I SY II fa dia izay tia hatao no nataony….koa dia NY TODY TSY
    MISY FA NY ATAO NO MIVERINA.

  3. Mahavariana ianao Ra-Sorena, ny tena marina dia samy mba sorena daholo amin’izao toe-draharaha izao fa « manjakan’ny aizina ny tsy rariny ary tsy fahamarinana » saingy ny tena mahasorena dia ny tsy fandinihina ary tsy fikarohana tahaka ireo teneninao ireo, ary hita fa valifaty fotsiny ny hevitrao.
    Raha ny momba an’i Dakar I sy II no entinao hialana ny tena resaka, dia aoka tsy hiteny ianao satria tsy tena mamakafaka tsara.
    Ny hany mba tiako ambara aminao dia izao: na inona na inona olana, na ny lasa, na ny ankehitriny dia tandindon’ny hoavy ezahina ho sorohina, tsy misy afatsy ny fifanatonana fifampandinihina, fifanarahana marina eo amin’ny rehetra indrindra izay tsara sitrapo! izany no ijoroan’ny mouvance telo, dia izy miralahy mianaka: Président ravalomanana, Président Zafy, Président Ratsiraka ary tsy nahilika tamin’izany ingahy Adry Rajoelina (saingy miharihary toy ny tafika an-drefa-tanàna ny ataony, ka izany no tsy ahazoany fankatoavana) Hoy mantsy ny ntaolo na ny fahendrena malagasy: « Izay tsy miady hono olom-bodo, ary izay to-fò mamosavy » ary koa joe: isika rehetra izao dia iray miodidina toy ny molo-bilàny ary samy malagasy.
    Koa aza dia manara-drenirano fahatany na dia sorena aza re e!
    Atsipy hono ny tady an-tandroky ny omby, ary atsipy ny teny ao am-pòn’ny hendry

  4. Ô ry ry sorena ô ! Raha tena sorena marina ianao, dia izahay mba ahoana ? Aoka fotsiny tsy ho tenenina izay ato am-po, fa lasa miteny ny tokony tsy ho tenenina !
    Anontanio ry zareo ao amin’ny FMI, momban’izany hoe PPP, fa tena tara be ! Rehefa tsy maharaka ve dia ny manongam-panjakàna no atao ????

    Vakio tsara ny Charte Africaine de la Démocratie, de la Gouvernance et des élections !
    Raha mahay mamaky teny frantsay ianao, dia tokony tsy hiteniteny fahatany eto !
    Manana ôrdinatera ihany anefa ???? Ianareo foza no tena fahavalon’ny FIRENENA SY NY VAHOAKA MALAGASY !!!!!
    Roa taona izao no gejainareo, ary ampiasainareo herim-pamoretana ny vahoaka malagasy !
    Fis, milisy, jomaka, mandeha daholo rehefa tsy ampy ny zandary sy ny miaramila ary ny pôlisy !
    Aza taitra fa mbola hisy valiny izao !!!

  5. km
    tu te doutes bien que Sorena/SHHHH/Nadia/Kristelle = pseudos multiples du caméléon dame pipi….
    Bref laissons la à ses élucubrations malsaines , sans intéret.

    Ce jour , rendons hommage aux patriotes de 1947 , sans oublier tous les combattants pour la liberté PRISONNIERS POLITIQUES DE RAJOELINA !

  6. maha sorena ahy ry sorena ny mieritreritra fa ny raibeko niady tamin’ny 1947 izay nitondrany takaitra tamin’ny fahatanorany dia rorainareo sy ireto fat-y tsy manam-panahy; ny fahaleovantena natolotra anareo.
    -Tsy fantatr’ireto jejo mpanara-bodim-bazaha ireto izany fafafahana izany.
    -Tsy takatry ny sain’ireto sans kalité ireto izany tanindrazana sy ny mahamalagasy izany
    inona moa no mba hain’izy ireo ?
    -mamelatra tapis rouge eny ambony vovoka, tsy matiko lolo io tapis rouge io
    -ny zesta be manaraka moa dia hala-tahaka fa tsy mitondra na iraim-bilanaja aza
    – Koa Sorena be raha sorena fa zatra misotro amany frantsay ianareo ka naloha ny ronono mahasalamana naroson’i SEM Ra8 .
    Eo no ahitana fa mbola lavitra be ny hezaka rehefa tsy tonga saina ny olombelona.

  7. TAIZA MOA NO NISY FILOHA KA NIAIKY HELOKA T@VAHOAKA NAMETRAKA AZY TEO?TOKONY T@INY FOTOANA NANEKEN_DRAVALOMANANA NY RATSY VITANY INY NO NIJANONA NY KRIZY:ORY SORENA,NITADY AZY IVALO T@FAHADISOANA VITANY NO TANJONA T@VOALOHANY KA TSY TOKONY NIAFARA T@FANONGANA AZY.JE TIENS A VOUS DIRE UE RAVALOMANANA ST LE MEILLEUR PRESIDENT JUSQU’ICI NA DIA NISY TSY NETY NATAONY AZA.MAHEREZA DAHOLO ARY AOKA NY FITIAVA_TANINDRAZANA NO AVOITRA ATO @TY SEHATRA AHAFAHANA MANEHO HEVITRA ITY.FA IZAY MITENY RATSY KOSA DIA MANAMELOKA NY TENANY EO @TANINDRAZANA,NY VAHOAKA ARY INDRINDRA EO IMASON’ANDRIAMANITRA.DINIHO

  8. Un putschiste reste un putschiste !
    Que le valet des français Rajoelina remplace les crabes par des crabes plus voraces, qu’il essaie de monter une pseudo-union composée par des personnes peu fréquentables, il reste le putschiste malgache, sous le commandement de la France.

    CE valet-polichinelle de service doit demander la permission à la France, pour tout !
    Raincourt n’est jamais loin. Attention.
    Incapable de bouger le petit doigt, le valet est pieds et poings liés par les Français.
    Allez-y Français, vous avez le droit de piller Madagascar !
    On est au temps des colonies.

    J’ai une envie folle de mettre un Français à terre.
    Ho voagejan’ny fanjanahana foana ve ity Madagasikara ity ?
    Anio 29 Martsa 2011

  9. ce n’est pas avec des généralités comme ça …ou des messages de haine …que vous allez vous en sortir …
    c’est bien gentil de toujours tout mettre sur le dos des Français
    la plupart ne connaissent rien de cette île
    et ceux qui vous font souffrir… sont les mêmes … qui nous font souffrir

    N’attendez pas tout d’un homme providentiel pour vous en sortir
    ni d’une « Communauté internationale » qui n’est intéressée que par votre Pétrole …
    La Liberté …ça se gagne …
    Les peuples se sont libérés de leurs tyrans
    parce qu’ils n’avaient plus peur …

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *