Malok’ila ny fiainan’i Andry Rajoelina !

malok'ila
malok'ila

Malaza dia malaza eto Dago ilay horonan-tsary « malok’ila » vokarin’ny Scoop Digital, efa any amin’ny andiany fahasivy izy izao ary tena be mpankafia tokoa. Fa halaza noho io ihany koa ity sonema nitranga io hariva io teny amin’ny moron’ny Masay, nisy nikasa hamono hono ny « mpampandihy » malaza.

Be no milaza fa sonema indray iny nitranga androany iny, rehefa mafam-pana toy izao manko ny rivotra politika dia mamorona horonan-tsary indray ry zalahy, tsy vao izao akory no nitranga izany fa efa im-betsaka. Io indray izany izao no halaza manomboka androany, « takon’ila » indray aloha ilay filma teny amin’ny Villa Elisabeth fa ity tery amin’ny Masay ity no halaza , nieren-doza ? ve sa miantso loza ? sa misangy loza ity mpitondra tanora (hendry? araka ny ambarany) ity.

Ny azo ambara aloha dia ny tenan’i Gal Vital Camille mihitsy no tonga voalohany teny an-toerana nijery izany, té hampiseho amin’i Andry Rajoelina ve izy hoe miasa mafy fa mba tazony no Praiministra hatrany sa mba hampakatra ny mpanjifa ilay horonon-tsary vaovao ?

Miandry ny vokatry ny fanadihadiana momba izao raharaha izao ny rehetra, na dia efa ampoizina ihany aza fa tsy maintsy ho ny  ankolafy telo indray no soketaina ho tompon’antoka amin’izao tranga izao, na izany aza anefa tokony handinin-tena ireo mpilalao filma sy mpandray anjara fa « malok’ila i Andry Rajoelina », nieren-doza?  niantso loza ? misangy loza ! hiafara amin’ny Loza ihany…

32 pensées sur “Malok’ila ny fiainan’i Andry Rajoelina !”

  1. tokony ho fantantry ny vahaoka faha raha tsy cinéma io tranga io dia efa maty izy nefa ny tomobilany ary tsisy simba na ny kely

  2. enga anie andriamanitra andriananahary ka mba hotateraka amin’ingahy mpampandihy io film foroniny io . zahay ary mandeha eny ami lera handalovany , embouteillage be ny lalana tsy mandeha mitsy ny fiara , amizay tsy azo andehanana ny arabe ankavia fa natokana ho anazy ko ina ndray no mbola hamoronana oe bomba bomba . mbola hipoahan’ny bomba tena izy tena ry rajoelina fa aza matahotra . de lazaina ndray zao fa ny trois mouvance no fositra amireny . manodiava anao sy ny taranakao ny ataonao

  3. Io ndray lé cinéma, efa mahazatra e! mazava ny resaka hanao fanadihadiana ry risara bômba sy ny tariny dia hifankahita eto isika fa tsy maintsy ny 3 mouvances no ati-doha, inty za eto.Efa hiriny loatra ny ho faty dia ho avy aminy zany ndray andro any, RIDICULE miitsy ty DonJona ity lahy….

  4. richard bomba any ami hopital fa manao lucemie( cancer du sang) tsy afaka manao fanadihadina intsony fa efa miandry azy ny vavahadin’ny afobe miaraka ami losifera . aleo amizay hofaty fa efa be zay novonoiny zay

  5. Mitady hisitrika ao anaty zipon-dreniny indray angaha ?
    Ny reniny efa nilaza fa tsy hanao zipo intsony, fa « patalon » ! Amin’izay hono dia mba ho hitan’ny rehetra ny « forma » rehetra ! Bika mangarahara, tsy afenina ao anaty rebareba !

  6. Iza no tsy mahalala fa sinema no hataon’ny foza eee; misy mpitarika ny 3 mouvances tiana hosamborina indray no mahatonga azy ireo hanao toy izao, rehefa hitan’izy ireo mantsy fa mihetsika ny 3mouvances dia hamoronana izao sinema rehetra izao mba hisamborana ny mpitarika, mahereza ry malagasy tia tanindrazana ankino @ Andriamanitra ny ho avin’ny firenentsika

  7. aiza ko no misy hoe efa tonga any antrano vao niverina teo ami lieu du crime de hoe bomba no nipoka. tena olona dondrona tsy misy ilana azy . tsy manjary nareo ry fat .marary saina daholo .
    ny marina tsy mba maty ary andriamanitra tsy mandao na oviana na ovina . tandremo ndray sao ny fiaran’olontsotra tsy maninona tsy maninona no savasavaina eo fa nareo no efa mahana ami ratsy ataonareo

  8. tokony mba nojerena ireo empreintes digitales hita teo amin io toerana nisian ny bomba io, dia aseho ampahibe maso ny valiny

  9. Tsy izy no namorina ny sinema fa andao hoe tena nisy le izy ka ny nanodidina azy no namokatra ny film. De mila jerena tsara le izy izany satria iza no mahazo tombony @ fanaovana izany amin-dRajoelina?
    1- Raha ny andaniny mpanohitra ve de efa nipoapoaka teto foana isika satria afaka nataony foana io raha izy no te hanao izany amin’ny maha mpanohitra azy. Ny tanjona ho azy de ny tsy ahafehezana ny filaminana nefa hatramin’izao de tsy mbola tonga amin’izany
    2- Raha ny ankilany mpomba indray de io no mila jerena satria araka ny nambara tetsy ambony de misy ireo tompo-menakely izay sahy nanome ultimatum 48h ny mpanelanaelana ka mba ahafahana mampiady an-drajoelina sy ny ankolafy telo de io no natao de amin’izay zandrikely tonga de hanao TGV hanasonia ny feuille de route de tsy hitarika filaminana
    Fanamarihana fotsiny ny filazan’ny tompomenakely hoe « ny zavatra tadiavin’ny ankolafy telo anie de ny sezanao é » fa ny tohiny de hoe « raha vao tafala eo anie ianao de tsy maintsy miala amin’ny toeranay koa izahay tompomenakely é » (Misy ny mitady ny tsy filaminana mba hitsetsefana eo foana)
    Ka apetraka ihany ny sosokevitra é: mba jereo ihany ireo tompomenakely na ao amin’ny andaniny na ny ankilany ary indrindra ity manampahefana momba ny filaminana amin’ny tetezamita ity (tsy minisitra io a) fa mibaribary loatra ity hataony

  10. Toujours les mêmes cinémas !
    Mada : Tentative d’attentat contre DJ.
    Côte d’Ivoire : 6 femmes tuées par les forces du Président GBAGBO.
    C’est la nouvelle voix de la France par M. JUPPE !!! MDR !

  11. Ho ela velona anie GbagBO !!!! Fierté de l’Afrique !!!

    Nahoana ary no dia malok’ila fotsiny ity zaza teraka alakaosy ity ??? Fa naninona no tsy maloka tanteraka, mba hihiratra amin’izay ny masoandro ?

    Aza mba alan’ny vahoaka ihany e ! Rejimanta iray manotolo no miambina rehefa mifindra toerana !

    Fa ho avy ilay andro : PAR TOUS LES MOYENS eee! Tongava malaky fa mijaly ny Taninay !

    Roahy tany ireo Miaramila vazaha manjanaka anareo ireo Jeneraly o !

  12. Mibaribary izao fa tena KENDA i renimalala !
    Remaniement e ! Cinémas e ! le tout pour le tout, encore et toujours !!!
    Résultat de la course :
    1) M. GBAGBO est toujours en place ;
    2) DJ n’est toujours pas reconnu par la CI !!!
    Faut peut-être qu’ils arrêtent de fumer, non ?

  13. Nipoahan’ny baomba hono ny taomabilin’i Radjoudjou, dia ahoana? Maty ve leiry? Tsy maty izy satria anti-baomba hono ny taomabilin’i coco. Nipaoka ny baomba dia nisavaona ny tamabilina,dia rahefa izany dia tsy nijanona fa tonga dia nandeha ihany. Mitomany jamesy baondy 007 leiry e! Tsy efa manambary ve io ataon’ilay adala lahy io fa efa ho faty tsy ho ela. Jereo tsara fa miary midaboka amin’i khadaffi dadatoany izy.

  14. Nisy nitifitra ?
    ve mitovy amin’ny hoe:
    Nisy fofona toa ny fanja niely nateraky ny fil iray?
    baomba déclenché ?
    _
    izany rehetra izany dia anisan’ny teny nampiasaina nitanterana ilay vao2 omaly alina.

    Ny azo vinaniana dia: nikaon-doha ny vendrana isany, ao no nanoro hevitra hoe tifitra (tirer) tao no nanipy asiana fofona fanja sy boum n’importe quoi et comment, eo ihany koa ny hoe baomba (TOA NY PNEU VAKY hoy ilay garde de corps an’i little boy)…, samy nanana ny voabolana anaovana ny sonema, …

    Vao ny harivan’ny 17 marsa 2009 anie raha tadidintsika ilay vidéo fihaonana nataon’ireo faly noho ny COUP D’ETAT, ilay tao anaty trano niara-nivory dia nandray fitenenana ilay ngahibe nanao hoe: « ndao mody atao hoe izao… »

    angano angano arira arira

    Tandrovy tsara ny ain’ny prezidan-tsika n’aiza n’aiza,
    Satria hiala any indray ny légitime défense sy ny scénario ataon’ireto mbola tsy maty manota mandrak’ankehitriny

  15. Izy hono TGV ( izay andikan’azy ), fa ny vahoaka malagasy dia GTV : Gasy Tena Vendrana !
    Paiso, tsy misy ati-doha daholo !!!! Azo vokisana an’izay tiana omen’azy !
    Un peuple a le prezidà qu’il mérite !!

  16. Tsapa ihany fa leo ity resaka adala rehetra ity ianao ry KM, anefa tsy d’accord kosa aho hoe : « Paiso, tsy misy ati-doha daholo !!!! Azo vokisana an’izay tiana omen’azy !
    Un peuple a le prezidà qu’il mérite !! »

    Mba mihoitra ihany anie ny malagasy SASANY na tsy izy rehetra aza e !

    Tsy mety ny enti-po ka !!!

    Izay fomba azo atao hanampiana ilay fanambaràna hoe : »PAR TOUS LES MOYENS » no tokony asiana tosika hoy aho !
    SOLIDARITE ! SOLIDARITE e !

  17. Ikoto a!

    I risara baomba efa nipirina, fa i Vitalina no maka 19 te hifikitra amin´ny toerana moa i kolonely fidivalala indray izao no miseho antsehatra ankoatra ny fanonganam-panjakana nataony dia te ahazo jeneraly haigna, ny ben´ny Foza manko rehefa roboina dia manitsa-tay.

    resaka maivan-doha no misy q ireo mpitondra Foza orana mianakavy ireo

  18. De mba mahavariana koa ity communiqué nataon’le mpanao gazety ao amin’ny presidence (tompon’andraikitry ny serasera ao) satria izy de efa mahafantatra amin’izao sahady fa nifandray ny hetsika teny ivato, ny tao amin’ingahy zafy albrt sy ny resaka baomba ary ny fahatratrarana fitaovam-piadiana. Iza zany no tena tompon’ny scenario satria nisy le zavatra ka i andry rajoelina de tafiditra tao amin’le nampilalaovina (samy hafa amin’ny hoe mpilalao) Io mpanao gazety io ihany koa no nahatonga ny fifandirana eo amin’ny lehiben’ny avocat sy ny dst etsy andaniny ary ny fanenjehana hatrany le pastera ankilany. Raha io farany io mantsy no resahana de efa nilaza tamin’ny radio teo aloha fa izy de mpivavaka amin’ny karazampiangonana misy an’io pastera io ka tsy afaka hivavaka intsony izy raha mbola eo io pasitera io. de tokony hiezaka hampibaribary ny zavatra tsy mitombona no hatao fa tsy hinana am-bolony ny fanenjehana izatsy na zardo

  19. Izay ndray zany no la mode ataon’i Gasy Tana Vendrana : ZERÔ ZERÔ SETY (MDR)
    Paiso tsy misy ati-doha, mi imiter an’i Pape Jean Paul 2. Nopôka ny bômba, nanao Tônô in-4 ny taomabiliny fa tsy maty Léry !!!
    Ny mirakla tena mahagaga dia tsy hita i iarivo/fanjakan/anri-Ra8 rehefa sinemà no SIZE mandeha !

  20. [Fanitsiana ery ambony : vanja (fa tsy : fanja) oh: vanjan’afokasoka]

    Jeudi 3 mars 2011 4 03 /03 /Mars /2011 19:29 ATTENTAT A L’EXPLOSIF CONTRE ANDRY RAJOELINA

    (20 h 15)

    Selon une chaine TV privée de la capitale, le président de la HAT Andry Rajoelina a échappé à un attentat « apparemment à la bombe ». L’interview du premier ministre Camille Vital sur les lieux par les journalistes confirme la nouvelle. Selon cette personnalité, l’attentat ne fait pas de doute au vu des fils qui auraient relié l’explosif au détonateur laissés sur place. Le chauffeur de la voiture présidentielle quant à lui laissait entendre que dans la voiture, on n’a rien entendu à part une explosion et l’odeur assez forte de poudre. La voiture n’ayant subi aucune panne, Andry Rajoelina fut ramené chez lui.

    Des précisions sont attendues après les premières constatations faites par les spécialistes en explosif de l’armée.

    rov@higa

  21. Tssssssssss !!!
    Ny correction ny feuille de route indray angamba no nanaovan’i DJ an’io sonemà io, efa mahazatra e !
    Araka ny maha Domelina an’i Lery dia tsy takatrin’ny sainy fa tena kilalaon-jaza any @ école Maternelle no ataony. Tena mbola mila couches culottes marina nefa te hilingilingy @ sezam-panjakana !

  22. Lu dans l’Express ! Rigolons un peu pour démarrer cette journée !

    « Le souffle d’une forte explosion a soulevé l’arrière de la Mercedès blindée du Président de la HAT.. »

    « L’explosion, qui a retenti à des kilomètres à la ronde, a « secoué » les quartiers environnants ».

    « Des HERBES et une grosse pierre sous lesquels le dispositif avait apparemment été camouflé étaient ENCORE VISIBLES »

    « La thèse d’un attentat politique pourrait bien tenir la route » dixit Camille V.

    Hi hi hi MDR !!!!!!!!!!!!!

    Sur place, rien n’avait bougé, même les herbes ! Encore moins, les poussières !
    Nous faire croîre à tout ce cinéma, même si domelina représente bien un « poids plume » !!

  23. mba ts mahay vava avoka ilay dada be lava rambo io
    maninona zao raha ts manambany vahoaka Malagasy rehefa manam-bady vazah botabe?
    avadio impito ny lela

  24. 40 dia efa taille 38 izy izao ry gamara â ! Tena ao tsara mihintsy ! ‘Ty mbola 46 foana ?

  25. Tandremo sao dia mihevitra ny hitsaoka aty rehefa midaboka ny governemanta fôplan’ny foza !
    Voalohan-daharana amin’ny saondazy i penisily hazo vavy ! Mi-degazy ilay tatsinànana be fihetsiketsehana !
    Atsipin’i Marine any anaty ranomasina any ‘ty ! Krevetan-dranomamy mitolona amin’ny krevetan-dranomasina ! Asa izay ho avaokany !!! MDR !!!

  26. Ô ry kintana sy Njara ô
    I Gamara nge ka MPANANDRO e
    Manoko voanjobory sy voanemba, fitaratra no ataony lafika
    Hitany amin’ilay fitaratra daholo ny vadin’ny lelahy eto !!!!!!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *