Marc Ravalomanana au match Adema VS Wits

Marc Ravalomananapour l'Adema

Marc Ravalomananapour l'Adema
Marc Ravalomananapour l'Adema

Tonga nanatrika ny lalao nifanaovan’ny Adema sy ny Wits teto Johannesburg ny filoha Ravalomanana niaraka atmin’ireo malagasy maro mipetraka eto Afrika Atsimo.
Niato ny lalao teoamin’ny minitra faha folo nohon’ny toe trandro ratsy dia ratsy ary nahemotra rahampitso alatsinainy 21 martsa aminy 3 ora sy sasany.

Marc Ravalomanana pour l'Adema
Marc Ravalomanana pour l'Adema

Izany no vavao voaray ary sary. Ankafizo !

10 pensées sur “Marc Ravalomanana au match Adema VS Wits”

  1. Misaotra anao Andriaatoa Filoha! Izao no hamantarana fa dia tsy manary ny Malagasy tokoa ianao, ary mankahery azy na akaiky na lavitra!

  2. Misaotra sy mankasitraka Andriamatoa filoha, fa mba tiako raha mba afanganina ny fanalana ireto tsy matahotody eto Madagascar ireto; mila ny fanampianao mivantana izahay fa tsy efanay samy irery ny manala azy ireo, Ho tahian’Andriamanitra hatrany anie ianao sy ny Malagasy tia tanindrazana rehetra.

  3. Mba omeo vola ny mahantra mba ahafantarana fa tsy manadino ny malagasy i ra8 e!Mora rebirebena mihintsy ireto vendrana ireto

  4. Les journalistes malgaches auront – ils la bonne jugeote de mettre ces photos et des commentaires correspondants dans leurs journaux , sur leur chaine de télévision , ou à tout le moins les commenter sur les stations de radio.Beaucoup de Malgaches ne disposent pas encore d’ internet pour apprendre de tels  » scoops  » ? A moins qu’ ils aient du retour de la manivelle de la part de la HAT!

    Les journalistes malgaches – toutes tendances confondues – sont en effet très fort pour parler des informations – creuses style fozas. Tenez ,l’ autre jour ils ont tous parlé du deuxième anniversaire de l’ investiture à Mahamasina de Andry TGV; savent -ls au moins si l’ information a intéressé vraiment grand monde surtout deux ans après au vu de ce qui se passe aujourd’ hui ?!

    Au deuxième anniversaire , du « lundi noir  » – 26 JANVIER 2009 – 26 JANVIER 2011 – très peu de médias ont évoqué ces scènes de pillages, d’ incendies , de meurtres perpétrés par les  » baomanga  » ( les voyous des bas – , quartiers de la capitale ivres , drogués et payés, drapés de leur foulard et tee- shirt orange pour accomplir leur basse besogne moyennant une poignée de ariary ! )

    En Libye, en Tunisie, en Algérie

    Nataoko amin’ ny teny frantsay ity lahatsoratra ity satria efa be ny eo ambony no amin’ ny teny malagasy.

    Amin’ ny teny frantsay antony ? Sao dia mba vakian’ i Simao , na ireo conseillers – i Sarkozy sy ny ao amin’ ny Françafrique rehetra ao izay mitady lalana mafy hahatafita an’ ity transition tsy alehany ity.

  5. Na atao amin’ny teny frantsay na amin’ny teny malagasy ny vaovao tsy misy dikany dia tsy misy dikany foana e!Ivakian’ny zanakatidohan’ny vahoaka inona raha nijery baolina i ra8?Mitondra laoka anaty vilia ve izany sa vary efa mihalafo?Maninona tsy mandefa vary mora ho an’ny vahoaka i ra8 tahaka an’i Ratsiraka farafaharatsiny?

  6. Fa maninona moa ny mahantra no tsy maintsy omena vola ?? Vola angaha ry Shhhhhhh eee raofina eny amin’ny arabe ?
    Ny atsemboanao, no hihinananao !!!!
    Ny foza ihany no faly mihinana, mandroba ny vokan’ny hasasaran’ny sasany !! Mamono olona rehefa tsy omena !!!
    izay no atao hoe : Esprit, na attitude fouzienne !!
    MPANENDAKA !!!! MPANDROBA !!!!! MPISOLOKY !!!!!! MPANDAINGA !!!!!MPANDRAVA EFA !!!!!!!Any ka na fahefàna aza ANGALARINA !!!!!!
    Maninona raha mba mianatra tsara, manara-dalàna, miezaka manao ny tsara eo amin’ny lafin’ny rehetra, manàja ny rariny sy ny hitsiny ??????
    Sarotra be ve izany aminareo foza ????
    Efa mba niezaka ny prezidà Ravalomanana nampianatra anareo, nanoro ny lalana tokony hizorana, fa dia indrisy ………sendra an’izay olona kely loha !!!!!

  7. Fa angaha niakatra ny vidim-bary ry tony â ?????Tsy misy vary intsony angaha ?????
    Tsy hoe ho voky vary daholo ny vahoaka ????
    Ahoana tsara moa ilay kabary ?? Rehefa mihinam-bary eran’ny sotro ianao, dia volanao no miala amin’iny ? Ny vola lany amin’ny sotro manaraka mihiditra ao am-bavanao, dia mijanona ao am-paosinao fa tsy mankany amin’ny TIKO, ets…
    Rehefa tsy misy vary, dia mihinan-tay amin’izay ê !!!!
    Izay foana no nodradrainareo taloha hoe : « Tay hoanina aza tsy misy intsony » !!!!
    Angaha rehefa mahay manoratra abidia amin’ny solaitra, dia mahazo mitonon-tena hoe mpampianatra ?

  8. Ka mba hazavao aza ilay hoe tsy manadino ny malagasy i ra8.Tsy manadino ny fahantrany ve sa inona?Inona no mba vitan’i ra8 mba hitan’ny malagasy maso fa tsy manadino azy ireo?Bala rora izany tsy misy mihaino e!Ny vary mora sy tsena mora izao no hitan’olona maso ka jereo ny baolina fa ny dondrona no mety hino fa mitsinjo ny malagasy i ra8 e!

  9. @Shhhhhhhh a du bon sens. Les supporters de Ravalomanana manquent d’une qualité certaine: la pondération! Qu’est-ce que la « jugeote » que réclame un commentateur? C’est à peine un fait divers et les photos sont peu flatteuses: Ouvrez-donc les yeux, soyez réalistes, c’est un président qui est devenu un habitant anonyme d’Afrique du Sud qui vient regarder un petit match! Pas de quoi sonner le clairon!
    Encore une fois, je le redis, le problème de Ravalomanana EST LA QUALITÉ DE SES SUPPORTERS! Sans réalisme, obnubilés jusqu’à l’étourdissement total par l’image de leur étalon, noyés dans des revendications contradictoires, mendiant de l’aide à ceux qui sont à l’origine de leur malheur, abîmés dans des prières stériles car NON ACCOMPAGNÉES D’ACTIONS!
    Que vous l’aimiez ou pas, cette Shhhhhhh a le mérite de VOUS RÉVEILLER! Vous en avez GRAND BESOIN! C’est LAMENTABLE+++ et plus elle insiste, plus elle vous AIDE! Mais est-elle consciente de cela? Etes-vous conscients de cela?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *