Mifanipaka ny hevitry ny SADC tany amboalohany sy ny Feuille de route Simao !

Araka ireto tahiry entinay aminareo ireto dia voaporofo fa mifanipaka tanteraka ny zavatra lazain’ny SADC tany amboalohany sy ilay tondro-zotran’ Ingahy Simao farany teo. Noho izany dia tsy hahazo fankatoavana iraisam-pirenena eo ny mpanongam-panjakana na dia hanova minisitra isan’andro aza. Efa azo an’eritreritra ny ho vokatry ny fivorian’ny Troika rahampitso ary ho tapidalan-kaleha eo ny FAT.
Tongava haingana ny andro malaza e!
.
Final Communique Summit March 2009
Framework for the Transition 29/03/11

2 pensées sur “Mifanipaka ny hevitry ny SADC tany amboalohany sy ny Feuille de route Simao !”

  1. We think all the FATn’alika are enough clever and intelligent for understanding what the communiqué about transition does mean. If you can’t speak English, the just summary is: TSY MANKASITRAKA AN’IO GOVERNEMANTA IO NY SADC SY NY TROIKA.
    Mino aho fa mazava be izany, ka asa indray izay ainga sy fitaka lazain’ireo HATay ireo amin’ny vahoaka

  2. LE DR SIMAO A VOULU JUSTIFIER SA SOLUTION DE FACILITE EN PRETEXTANT QUE L’UA SUBIT DES PRESSIONS QUANT AUX AUTRES CAS EN AFRIQUE (LYBIE, CI, EGYPTE …), . MAIS CE N’EST PAS UNE RAISON SUFFISANTE POUR BACLER LE CAS DE MADAGASCAR. A MOINS QU’IL N’AIT NEGOCIE AVEC LA HAT?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *