Magro 08 martsa 11

Magro 08 martsa 11

Nanao fanambarana teny Mahazoarivo ingahy Simao io hariva io fa hanatanteraka ny sonia hivoahana amin’ny krizy rahampitso hono ry zareo, na ilay toerana nanaovany valan-dresaka hoan’ny mpanao gazety, na ilay rangahy miara-maka sary aminy( Vital) dia midika avy hatrany fa tsy mitana ny maha mpanelanelana azy i Simao, mitanila amin’i FAT izy na dia mbola tsy navoaka amin’ny fomba ofisialy aza ilay « feuille de route » dia efa tsinjo sahady ny firafiny fa hiteraka krizy vaovao indray io tondro zotran’ingahy Simao io.Araka ny fantatra ihany koa dia tsy noraisin’ny Dr Simao akory ny volavolan-kevitry ny ankolafy Ravalomanana, voavidin’i FAT ve i Simao?
Mazava hoazy fa raha hotanterahany rahampitso Alarobia 09 Martsa ny fanaovana ilay sonia dia vao mainka hanokatra krizy vaovao hoantsika Malagasy indray ity fitsabahan’ny Dr Simao amin’ny raharaha tokatranon’ny samy Malagasy ity.Ekena fa ny fifidianana madio mangaraharaha no ivoahana amin’ny krizy, kanefa kosa raha tsy eken’ny Malagasy maro an’isa izany dia tsy ho marin-toerana eo mihitsy.

Magro 08 martsa 11

Magro 08 martsa 11

Araka ny kabary nifandimby teny amin’ny kianjan’ny Magro androany dia saika nitsipaka marindrano io feuille de route io araka izao tatitra izao :

  • Ignace : tsy maintsy mijanona ny iray na ny « feuille de route » na ny lalampanorenana, tsy afaka miaraka ireo. Nibabaka izany ny tompom-pahefana omaly. Ka raha hatao ny fifidianana dia inona no lalapanorenana hiasany ny filoha voafidy ? Satria ianareo aza miady hanao sonia ny accord.
  • Mektoub : voaantso haingana any amn’ny Villa La Franchise izahay izao. Hanao tatitra eto ny « invité surprise » rahampitso satria efa nisy ny nandeha any amin’ny masoivoho sasan-tsasany. Rahampitso isika dia eto akaiky eto ihany no handeha ka mila ho marobe manomboaka amin’ny . Tsy afaka hiteny ny FAT fa « zone rouge » io satry hanao fairano ny chancellerie ireo ary hanao adalana raha hanampoaka lacrymogènes.
  • Rajo : mbola ny ankolafy iray no manao «  »amendements dia tsy lasa ilay « feuille de route », sonian-ny chef de file aza tsy raharahina ka mainka sonian-antoko tsy fantam-piavina ve no hisy hery ?
Magro 08 martsa 11

Magro 08 martsa 11

Trondro nivadim-po no nipoaka tao Marais Masay. Fetin’ny ray rahampitso ary ho tongava maro koa ny vehivavy.

  • Pst Edouard : tsy ekena ny fanaovana fitaovana politika ny mpitandro ny filaminana. Arovanareo ny vahoaka sy ny fananany. Hanatitra taratasy eran’ny tanana isika ary efa nahazo audience. Tsara ny fifampidinihana fa ny Maputo no tsara indrindra ka ny fametrahana azy no fampidinihana.
  • Olivier RAKOTOVAZAHA : ny baiko azon’ny mouvance Ravalomanana androany dia hoe tsy mihaona amin’ i Simao . Ny fananterana taratasy dia midika fa tsy mbola misy tetezamita eto ary ireo filoha mody no tsara indrindra ka raha tsy mahavaha izany ny SADC dia aleo hiakatra ambony. Hantsoy ny olona rehetra fa ny mpitarika koa ho tonga ary miandrandra ny fiverenana ny filoha roalahy ny vahoaka. Mihazakazaka ny toe-draharaha ary mety miova tampoka.
  • Marcel : efa nisy ny resaka tamin’ny masoivoho vahiny maro ary efa nanome programa ry zareo ka Alarobia, Alakamisy, Zoma, Sabotsy isika manatitra foana. . Tsy any amin’ny fanaovana sonia intsony ny lalana.
  • Deputé Henri : aza taitra fa tsy misy mety eo raha tsy ao ny ankolafy telo. Tetika sy tombontsoa frantsay foana no tiana volena sy hampetraka eto ka négatif ny fihaonan’ny ankolafy telo sy Simao.
Magro 08 martsa 11

Magro 08 martsa 11

Magro 08 martsa 11

Magro 08 martsa 11

Magro 08 martsa 11

Magro 08 martsa 11

Magro 08 martsa 11

Magro 08 martsa 11

Magro 08 martsa 11

Magro 08 martsa 11

Magro 08 martsa 11

Magro 08 martsa 11

Magro 08 martsa 11

Magro 08 martsa 11

Magro 08 martsa 11

Magro 08 martsa 11

Magro 08 martsa 11

Magro 08 martsa 11

Magro 08 martsa 11

Magro 08 martsa 11

Magro 08 martsa 11

Magro 08 martsa 11

Magro 08 martsa 11

Magro 08 martsa 11

Magro 08 martsa 11

Magro 08 martsa 11



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

9 Comments

  • Faucon de Dago dit :

    Inona moa no atahorantsika? I simaôgany ange tsy sadec e! na communauté internationale e! Toa voa nanambady ny havan’i tgv hono ilay ingahy vendrana io satria novendranin’ny vendrana.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Un médiateur n’a pas à prendre partie, ni à imposer quoique ce soit !!
    Voan’ny santazy hono i lery ! Nahita ny hamanjan’ny gasy kely !
    Voajono, ka tsehaka tao ny mérou ! Tssss!

  • Zaverty dit :

    On acccorde toujours la presomption d’innocence à tous les accusés !Surtout avec un avocat du gabarie de la France .
    Sauf à Ravalo en 2009 ,bien sur où l’avocat actuel du FAT etait à ce moment un avocat general;mais cela ne doit faire reculer personne ,c’est la necessité de la presence de Ravalo aussi à Mada .

  • Babyfoot dit :

    E ! E ! E !!!
    Tena mafy dia mafy ny manjo an’i Domelina rey olona ô ! Namidiny hatramin’ny ZAZAKELY !!! « Le tout pour le tout » !
    Tsy nahavoa zany ny plan n’i Rainikoro ???

  • Njara dit :

    Le President M. Ravaloamanana siege au sein de la SADC et UA, mais l’article 20 de la nlle feuille de route stipule qu’il ne pourra revenir à Mcar que lorsque le calme et la securité seront revenus !
    Autrement dit, il ne pourra revenir qu’APRES les elections Presidentielles, auxquelles IL NE POURRA PAS PARTCIPER !
    -
    D’autre part, pourquoi c’est le PHAT qui s’ttribue le role de nommer le Prmeier Ministre de Consensus ???Alors que L e President est encore en exercice ???

    J’attends une reponse valable ……S’IL VOUS PLAIT !
    Il faut etre nul pour ne pas s’en etre aperçu !

  • Njara dit :

    KM !!
    Mba valio kely ireo, ary mba lazao izany ny Prezida Ravalomanana !
    Misaotra anao !

  • TenaGasy dit :

    Tsy misy tokony handaniana andro amin’ny rediredin’i dj, resaka TOPORLETO daoly zay avoakany. Raha nanana moyen ni tenir la route lery sy la france dia efa ELABE no vita ny TANTARA fatsy manao adin-jaza antokotanin’ny école maternelle depuis 2 ans !!!!!!!!!!

  • Babyfoot dit :

    « Le tout pour le tout » re e !
    Fa izao fotsiny :
    Io feuille de chouuuuuuuusssssstttt io dia toy ireo nandramandran’i DJ sy renimalala hatra@izay (Référendum, élections) etc.
    Ny dikanay dia rediredn’ny mamotoaka daholo izay mivoaka rehetra fa aza taitra isika.
    Ho rovitra eo fotsiny ny paosin’i renimalala noho ny hadalan’ity le fohy kely ity.

  • T.CLAU dit :

    Mitanila @ fat ilay benangy iny satria voky euros avy @ Sarkôpotaka (volan’i Bouygues sy Bolloré io an !) !
    Inona ao @ SADC moa izay iny ???? Emissaire fa tsy manana pouvoir de décision na pintiny aza dia aty Mada no mba mi-geste !!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*