Ny fialan’i Rajoelina no takiana fa tsy ny fahafatesany !

Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11

Isan’ireo mpikabary manan-kevitra sy mpandalina ny toe-draharaha politika eto Dago i Mektoub, mangila-tsofina avokoa ny mpitolona rehefa izy no mikabary, tamin’ity androany ity dia nasiany resaka ny mahakasika ilay tranga tetsy amin’ny Marais Masay omaly : tsy mankasitraka herisetra isika na dia amin’i Rajoelina aza satria isika dia zanakin’ny fahamarinana sy ny fahamasinana hoy izy. Maninona no hasiana resabe iny tranga iny kanefa noratrana I Kolonely Coutiti sy ny Jeneraly Raoelina tsy nisy resaka ? Tokony ho melohina daholo ny “acte de violence” rehetra hoy ity depioté ity. Fa maninona koa rehefa mikononkonona zavatra lehibe ny ankolafy telo dia misy zavatra hafa miseho foana ? Mila mipetraka ny “presomption d’innocence” fa tsy ny radio no mametraka ny fanamelohana hoe ny ankolafy telo indray io hoy izy. Hevitra ambadika hanasoketana ny ankolafy telo iny baomba mody napoaka omaly iny hoy I Mektoub. Ny tarigetra amin’io dia mody hatao maritiora i Andry TGV dia lazaina fa olona mpanompon’Andriamanitra ka hatao ho olona masina ary ny Pr Zafy no tetehana ho samborina, raha taloha “tenue civile” foana ny “garde rapprochée” an’i Zafy dia nanomboaka omaly alina dia “tenue militaire” indray izany, midika zavatra izany hoy Mektoub. Na izany aza anefa dia nanafatra ny Pr Zafy omaly, tsy miverin-dalana isika ary tsy miverina intsony hoy izy.

Ny solombavam-bahoaka voafidy tany Vavantenina indray kosa dia nilaza fa fanaovana politika maloto ary fifambiasana fahefana tsy aram-pomba demokratika no misy eto, tsy mahazo ny zony ny mpanohitra : tsy misy haino aman-jery, fanagadrana, fampitahorana sns… hoy I Zafilahy.

Nanakiana ny politika Frantsay ihany koa izy, fampiasan’ny Frantsay ny olony no manimba ny tany. Mihevitra ny Malagasy ho tsy misy dikany ny Frantsay ary manalika ny zanantaniny. Nihevitra ny Frantsay fa rehefa voageja izahay dia maty ny tolona nefa ny nifanohitra tamin’izany no niseho hoy izy. Mafy ihany koa ny nahazo ny filoha Ravalomanana : potika ny fananay, lotoina ny anarany… fa nalefany any am-pony ny ratsy rehetra fa ny hanavotra any i Madagasikara ihany no himasohany.  Ny fialan’i Rajoelina no takiana fa tsy ny fahafatesany, tsy mahavita azy i Rajoelina . Manameloka iny zava-nitranga omaly iny izahay hoy Rakotomandimby Stanislas.

Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11
Magro 04 martsa 11

20 pensées sur “Ny fialan’i Rajoelina no takiana fa tsy ny fahafatesany !”

  1. Tadidio-ntsika ilay niseho teny Ambohimanarina, volana desambra 2009:
    [tout cela est intervenu quelques heures à peine après le décollage des 3 mouvances HORS Andry Rajoelina à Maputo]

    Dia mitovitovy amin’izany ny tarehin-javatra misy ankehitriny.

    I boy kely d’Andry Rajoelina anie domim-potsiny dia mitsingidina amin’ny tany ê: jereo ity toe-tenany tsy vitany hoe zaza fa sarintsarim-bavy ihany koa.

    Itony ao aoriana no manabokin’ozatra sy milanja basy etsy sy eroa: adalovanay matetika raha ny tranon’i A. Ramaroson (atonay vono moka hoy izy); sy i Lylison René de Hell(mampiantra ny lalànay izahy hoy indray ity).
    Voadaroka sy voaringana ireo raha tiana hatao.

    Saingy eo hatrany i Fetison olona tony fo
    Ny prezida dia efa mitaiza sy mampiseho hatrany fa tsy ny famofoana ny ain’olona no hahavaha ny olona

    « …l’histoire est du côté de ces courageux Africains, et non dans le camp de ceux qui se servent de coups d »’État ou qui modifient les constitutions pour rester au pouvoir. ==> L’AFRIQUE N’A PAS BESOIN D’HOMMES FORTS, MAIS DE FORTES INSTITUTIONS »

  2. … pourtan SEM Mars Ravalomanana avait bien modifié la Constitution en 2007 pour rester au pouvoir !!!

  3. Le 17 Mars 2009, prise par la force des armes du palais d’Iavoloha = COUP D’ETAT.

    Le 11 Juillet 2009, discours du Président des US au parlement Ghanéen.

    On est en 2011, et alors iarivo-born-to-be-a-LOOSER? plus, so STUBBORN!

  4. SEM M.Ravalomanana etait President de la Republique idiot !
    Un PHAT n’en pas le droit ! Quand on respect la Constituion !La Legalité et la Legitimité !

    On ne peut etre aussi nul et blablater à longueur de journée !Et il etait là à 6h50 !
    OMG !

  5. IARIVO a participé au tournage de ce film « Bombe », c’est la raison de son absence… !

  6. MDR aho ry zareo aminareo â ! Mampiakatra ny tansiô-n’i Njara vao maraina ny sasany !!

  7. Mankalaza ny rehetra e !

    Ny tansiaon-ko aloha milamina fa MDR aho hoe : « Iza koa no hisahirana mitady hamono an’i Gégène ?!!!
    OMG !!!MDR marina an !
    Fa hony e !
    Mba tokony omena courage kely ihany angamba ny maharajah ???
    Efa mba misy misoritra mihetsika raha ny fahitako azy !
    Mety tsy mampino, fa ndao atao mihitsy e !

    I Jly Ndraianrijaona io tena antenaiko hanome « Coup de Godasse an’i le p’tit merdeux ka !
    Ary izy ihany no afaka mandroaka ireto miaramila vazaha manao lalimanga eto amintsika ! io ry KM no tena mampiakatra ny tansio a !!!

    Tairo kely ireo ry Jly André a ! avelao i « Blatte » (Fidimalala) hilelaka an’i Domelina eo !

  8. Ary raha atao hoe : » Ny fahafatesan’i Rajoelina no tadiavina, fa tsy ny fialàny ?!!!

    So suspicious isnt’it ? but that’s really the true prob !!! 😉
    Please ! take a look on of those speachers !
    Do you think, they’re guilties men ???

    Revolution !!! as quick as possible, before it’s too late !!!

  9. Tsy mitady ny hahafatesan’i Rajoelina fa tokony tsy ho adino ireo maty nodorana velona, ilay mpivarotra boky Haja teo analakely ary ireo tsy an’asa anarivony amin’izao fotoana izao satria nodorana ny Magro maro ary ny fampidirana am-ponja maimaim-poana ny olona.Anisan’ny tompon’andraikitra lehibe an’ireny zavatra ireny i bitro ka tokony ho saziana araka izany.

  10. Des journaux parlent de l’attentat de Masay Selon un journal , camille vital est arrivé sur le lieux CINQ MINUTES après ?Il a été à côté du lieu ou il a été au courant qu ’une bombe allait éclater ou bien c’est lui qui a fait exploser la bombe ,car comment expliquer » cette célérité » de camille pour être sur place CINQ MINUTES après l’explosion ? Ou cette xplosion a été une farce ?

  11. Dinde farcie re e !
    Nafangaron’i Mpampandihy ny fitondrana gouvernemanta sy ny fausse alerte à la bombe handroahaha ny mpandihy sur piste rehefa drodroka, te hatory Lery !

  12. babyfoot

    ahoana koa ity sarkozy ni-invité aní Zuma ( Psdt RSA) ,sy i raincourt ni-invité aní Chissano any france,
    man corruption, sa manao jadona hi-appliqué-na ny Feuille de route Simao .

    Tena tsy valahara ireo Frantsay ireo.
    Revolution popoulaire ihany no ety fa tsy ilaina ny negociation sy ny Blabla fa tsy mamalea ireo frantay te hifikitra sy maohana ny foza hatany

  13. Sarota mamela heloka , sy mitsitra faantesana potsista ….

    oubliet on facilement l’équation :

    Putschiste = responsable de malheur et vecteur de mort !

  14. Misy olona maromaro naisaina niteny t@ radio mahakasika an’i soit disant baomba iny. Milaza iretsy olona fa tsy fomban’ny gasy na oviana na oviana ny mamono olona.
    Miantefa any aminareo olon’i DJ ireny teny ireny. Mba mieritrereta sy mitsara tena fa famonoana olona no nahatonga anareo teo @ io fitondrana io. Natao sorona ny malagasy tsy manan-tsiny, nopotehina ny firenena, nangalarina ny harena. Tsy fomba malagasy daholo izany.

  15. Ravelomanantsoa,
    Tssssss ! Olona efa môla, lany bala, mitsipatsipaka miala aina ny gouvernemantan’i Sarkô. Raha tody @ 2012 izy mianakavy dia mibontsina toy ny vehivavy bevoka ny cerne ny mason’izy rehetra.
    Marine Le PEN sy lagôsy efa malailay, miandry ny fialan’ainan’ireto TGVendrana frantay !
    « Minoa fotsiny iany » !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *