Quel avenir ?

pas d'avenir
pas d'avenir

Depuis 2009 tout bascule, mis à part la pauvreté causée par le chômage massif, la hausse des prix, etc, tout va de travers et l’on ne pensait pas vraiment que Madagascar allait sombrer autant. L’éducation de base et supérieure se voient perturbées par cette crise qui perdure. Récemment, un énorme scandale au sein de la faculté DEGS de l’université de Tananarive. En effet, une fraude massive a eu lieu lors des concours d’entrée en première année. Quel avenir pour les nouveaux bacheliers ?

Les résultats des examens sont remis en cause, et l’on ne sait pas encore ce qui va suivre. Si l’embauche au sein des ministères est dominée par les foza, actuellement, pour rejoindre l’université on a droit à des fuites de sujets. Seule une mentalité comme celle des foza pourrait accepter de telles choses, car c’est depuis qu’ils ont fait éruption que la corruption, les crimes, les manigances et les fraudes se sont multipliés. Ils ne peuvent pas le nier puisque tout le monde a eu droit à la découverte de leur mentalité, et ils n’avaient pas à le montrer puisqu’à chacun de leur acte on les reconnaissait facilement.

Ce qui nous préoccupe en ce moment, c’est l’avenir de nos enfants. Même en réussissant sans avoir vu au préalable les sujets d’examen, ils vont repasser les concours. Et qui pourrait garantir de nouveau que les résultats seront intacts ? Si de telles choses continuent, il n’y aura aucun avenir pour nos enfants. De plus, nous avons des dirigeants qui n’ont aucune bonne moralité, c’est bien cela qui favorise les crimes, les vols, la délinquance, etc. Comme s’il n’y avait plus de loi…la presse ne cesse de montrer des faits divers mais ce n’est plus si étonnant puisque tout paraît si évident et logique.

Quel avenir pour notre pays et pour nos enfants qui devraient retracer notre futur ?

8 pensées sur “Quel avenir ?”

  1. Dia inona hono no handrasana tsy hitokonana be? efa 2 taona ve dia mbola tsy misy vonona ihany ?
    Malagasy Ra- MORAMORA sady efa miadam-pamindra a!!ù no mbola mivarina an’kady koa.
    Miala tsiny ry mpanoratra fa zaho efa tezitra be.
    Miandry an’i Filoha Ra8 sisa no tanjona fa ny resabe efa tsy misy maheno intsony.
    Ny soratra vakina moa mankarary maso.
    Izahay tsy mahavidy solomaso.

  2. Tafalatsaka tao anaty Fandrika ireto Tanora malagasy.

    hihena arak’izany ny mpianatra hiditra eny amkatso

    hihena arak’izany koa ny tetibola momba ny vatsim-mpianarana

    mbola hitombo hatrany ny tsy an’asa sns.

  3. Ao anaty afobe tanteraka ny tanindrazana fa feno

    GuverneFOZA
    GouverneLOZA
    GouverneMANTA
    GouverneMOHAKA
    GouverneMONDRO
    GouverneMANENGANINY
    GouverneMENTEUR
    GouverneMORA
    GouverneMORT
    GouverneMAL
    GouverneMONSTRE
    GouverneMAIMBO
    GouverneMATY
    GouverneMATATESA
    GouverneMONGO
    GouverneMODRAKA
    GouverneFOZA

    Bref Gouverne fozatay.

  4. Mahatalanjona:
    misy namana mahita olom-pantatra membra ao anaty itony CST an’ny HAT.
    Ny asa niandraiketany teo aloha anefa hono … mpamafa trano, ary zara raha mahavita manao tatitra antsoratra, toa ireny olona nijanona niveau Bepc ireny.
    Ankehitriny hitany migalabona mitondra tomobila 4 x 4

  5. K ai tgvendrana aza niveau 4ème ka inona moa dia hahagaga an’izany ! raha tsy mietsika aloha ny vahaoaka tsisy zavatra hanjary eto é! ary ty ralahin’i amiraly anaty gouvernement ny Foza NEFA RATSIRAKA DIDIER TSY AVELA MIDITRA ETO MCAR !
    izaho mino fa cinéma no hataon’ireo fa ny vahoka no tokony hihetsika sy hidina andalambe fa tsy izy intsony izao fitondrana alika sy milalao fiainampirenena izao !!!

    Izao vao tena MANESO VAHOKA ENAO RY RAHARY TSISY SAiNA mba kely tadidy le rangahy io tsy menamivadika FA TIA VOLA LOATRA !refa tinao vanona ny taranakao dia aza manompo taranaka galiiéni!noheverina fa mba misaina hay TIA VOLA FA TSY TIA TANINDRAZANA !

    mahavita be amin’ny halatra be vava é!Fenoy tsara ny paosy fa aleo ny vahoka hahantra eo fa ny zanakao omeo vola sy harena halatra sur le dos des VAHOKA IZAY NOLAZAINAO FA MENATRA ny vahoaka iano nefa izao lasa mpanompo vola sy HARENA ,sy MPAMITABAHAOAKA ,jiolahy iray trano ianao sy le yves aimé !tsisy azondamosina tsisy personnalité fa RAVOLA IHANY fa mody be resaka fotsiny !

  6. na aiza na aiza dia iharan’ny ny tapi dala-kaleha ny zanak’olombelona.
    Tsy eto amintsika ihany no misy korontana; tonga ny fotoana handraisanao am-pelatanana ny ho avinao, ny ho avin’ny taranakao ary ny ho avin’ny firenena.
    Aza ny lahatra,na ny sitrapon’ANDRIAMNITRA NA NY ATSANGA SY AMAN’ORANA TANTARIN’IREO MISEHO HO « MANAMPHAIZANA MANOKANA » no handrasana FA MBA MIERITRERETA ARY MANDINIHA;
    NY SAINA IHANY NO RERAKA REHEFA TSY AMPIASAINA!!!
    raha izay no hataontsika dia mety ho Tafavoaka isika: ny rano ananatsika, ny tany mbola tsy voapoizin’ny zezika vita vazaha, ny rivotra mbola madio fa tsy matin’ny « radiation nucléaire » ny rano mbola misy hazan-drano…
    Aoka isika hatoky tena fa raha sahy sy misiki- mponitra isika fa tsy variana maka tahaka ary tsy taitaitran’ny « la maody » dia mety ho lasa firenena miadana sy matanjaka i Madagasikra
    Miankina amintsika ny ho avintsika!!!ARY IZANY NO TOKONY HATAO AN-TSAINA LALANDAVA!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *