Toutes les photos du 29 mars 2011

29 Martsa An-tsary

29 Martsa An-tsary
29 Martsa An-tsary

Jereo eto 29 mars 2011 An-tsary 1/2.
Jereo eto 29 mars 2011 An-tsary 2/2.

.

Jereo eto Ambohijatovo 29 mars 2011 (1/8).
Jereo eto Ambohijatovo 29 mars 2011 (2/8).
Jereo eto Ambohijatovo 29 mars 2011 (3/8).
Jereo eto Ambohijatovo 29 mars 2011 (4/8).
Jereo eto Ambohijatovo 29 mars 2011 (5/8).
Jereo eto Ambohijatovo 29 mars 2011 (6/8).
Jereo eto Ambohijatovo 29 mars 2011 (7/8).
Jereo eto Ambohijatovo 29 mars 2011 (8/8).

.

Jereo eto Magro 29 mars 2011 (1/6).
Jereo eto Magro 29 mars 2011 (2/6).
Jereo eto Magro 29 mars 2011 (3/6).
Jereo eto Magro 29 mars 2011 (4/6).
Jereo eto Magro 29 mars 2011 (5/6).
Jereo eto Magro 29 mars 2011 (6/6).

.

3 pensées sur “Toutes les photos du 29 mars 2011”

  1. Misaotra nestaka daholo antsika rehetra e!…. tsy ho adino mihitsy iny nataontsika iny!… Tsapan’ireo FATn’alika ireo izao fa tsy misy mila azy intsony!… Ho hitantsika eo ny tohiny fa ny tsapa aloha dia mihamaro isika!… Maromaroa ny tahak’izany e! ….ATAMBARO AMIN’IZAY NY HERY ARY AZA MISARAKA INTSONY E!

  2. isaorana ny rehetra nanotrona marobe teny Ambohijatovo, ny tsara marihina fotsiny angamba dia ny hoe MONJA ROINDEFO = ANDRY NIRINA RAJOELINA = MPANONGAM PANJAKANA

  3. Titix Randria!
    Izaho koa aloha dia mitovy aminao ihany, fa dia ho hita aloha hatreto ny fihetsiny! Tadidio tsara fa « allié » ny mpanao politika fa tsy « ami » akory. Ho andrasantsika raha sahy mifona izy amin’ny « réconciliation nationale » ary sahy mteny fa nanodinkodina 60.000.000 US$ tamin’ny nha-PM azy!…

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *