6 pensées sur “Video Ambiance milay Magro 09/03/2011”

  1. Marihiko kely fa ny vahoaka mpanohana ny filoha Marc Ravalomanana no tena betsaka eny @ MAGRO na any @ ireny hetsika isan-karazany ireny. nefa ireo mpitarika ny ankolafy Ravalomanana dia toa tsy mihaino mihitsy ireo vahoaka ireo fa manao ny azy manokana foana, be fivavahana,be pasifisme. izaoindray dia mbola nanao sonia nefa efa nanpaka ny ankolafy telo hoe hanagana rafitra tetezamita hafa. Hita mihitsy hoe mitady hisaraka @ ankolafy roa hafa ny ankolafy Ravalomanana nefa ireo ankolafy roa ireo dia tena mametraka ny fiverenanan’ny filoha Ravalomanana sy ny filatsahany ao anaty fifidiana eken’ny rehetra. Tokony ho soloina raha izany ireo mpitarika ireo fa tsy maneho ny hevitry ny vahoaka.
    manaraka , ny FRDL izay tena manohana ny filoha Ravalomanana sy manohitra an-i domelina dia atao ankilabao… Mizarazara nefa ny hery efa tsy ampy, izay ve ilay hoe polifika gasy.. ? Miha leo ny olona raha hiaritra roa taona ny mafy nefa avy eo hanao sonia sy hanaiky ny tsy rariny ihany….
    Farany, ny filoha Marc Ravalomanana irery ihany no tena mpitarika sy tokkony ho henoina. nilaza izy fa tsy misy sori-dalana vita izany eo raha tsy misy ny sonian’ny lmpitarika ny isaky ny ankolafy.
    Tandremo fa mankaleo be ny mahita ilay mpitarika any ankolafy Ravalomanana manatonkatona ny F.A.T.

  2. io de olona mitady seza daholo reo mpitarika reo, refa hitany fa tsy ho lasa ntsony le mouvance de samy manavotra ny tenany manao ze azahona seza reo, jereo tsara fa hiditra ao koa zao le mouvance 2 hafa reo fa ho hitanareo tsara, samia miheritreritra ry malagasy havana

  3. Na misy JODASY 2 na 3 na 4, na misy mitarika ny vahoaka na tsia dia tsy maintsy mandresy ny tolona. DADA no tompon’ny teny farany. Ankoatran’izay dia BLABLABLABLA « le tout pour le tout » !!!!!!!!!!!!!!!

  4. Raha amiko manokana aloha tsy jodasy mihitsy ireny nanao sonia ireny fa olona mijery ny tombotsoan’ny vahoaka malagasy izay miaritra ny fijaliana hatramin’izay e. Ny mahavoa ny mpanohana an’i marc ravalomanana manko de tsy mieritreritra afa-tsy hoe izay mety sy tian’i ravalomanana ihany no mahasoa fa tsy mba ny tombontsoampirenena ka aleo ry zareo hilamina @ izay ny firenena fa ny fivoriana foana eny @ magro toa tsy ahitambokany fa aleo atao izay ahataperan’ity fitondrana tetezamita ity de mifidy isika de milamina a.

  5. Raisonnement-foza ny anao ry Rakotoarisoa !
    Milaza ihanao fa mitady izay mahasoa an’ny firenena sy ny vahoaka !
    Tsy misy ary tsy HISY tombotsoa ho an’ny firenena mihintsy ny fanekena Fanonganam-panjakàna ! Tsy ho an’ny malagasy irery ihany izany, fa ho an’ny firenena MAJINIKA REHETRA !
    « Atao izay ahataperan’ity fitondrana tetezamita ity » ? Fitondrana tetezamita aiza izany, ary iza no mitondra an’izany ?
    Ny potsista no manao izay tsy hisian’ny fifidianana !! Aza avadika ny resaka !!
    Un gouvernement de transition est un gouvernement reconnu par la Communauté internationale ! Celui des putschistes l’est-il ??
    Mpanongam-panjakàna ary mpisoloky ompoin’ny foza, no miseho ho mpitantana amin’izao fotoana izao !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *