2 pensées sur “Video – Ambiansy milay Villa Elizabeth 02 mars 2011”

  1. Misaotra antsika rehetra izay tany e! Tena nahafinaritra mihitsy e!… Aoka isika ahay hiombona sy hiray hina ohatr’ireny foana fa na ho ela na ho aingana tsy maintsy mirodana io fitondrana jadona io!

  2. Aleo handeha @ zao ééé! samy mahay manangana io ry rajoelina aaa! Zafy koa efa lagy ko! ataovy mahita izy é!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *