2 pensées sur “Video – Depiote Zafilahy 04 mars 2011”

  1. Misaotra Zafilahy amin’ilay ohatra a!.. Tena mampiseho mihitsy ny fihetsiky ny Frantay amintsika amin’izao fotoana izao ilay izy!.. Ary ny tena mahagaga sy ny mampalahelo dia mbola misy ihany ireo Tanora Gasy vendrana mbola mahazaka an’izany fihetsika izany!
    Tena Malagasy tokoa ve anefa ireo sa tsosoka?

  2. merci!
    aty @ taniny ary ny alikany rehefa manao maloto @ arabe tsimaintsy rofiny ariny @ pouble koa any @ zaridainalona no tsy ho rofiny efa tana fanalikana no ataony menasofina ny gasy kosa izany kah!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *