4 pensées sur “Video – Interview Zafilahy Stanislas 17/03/2011”

  1. C’EST VRAI CE QU’IL DIT: COMMENT « TRAHIR » LA CONFIANCE DE TOUTES CES PERSONNES QUI ONT LUTTE PENDANT 2 ANS?

  2. hafa ihany hoa ny anay e! ohatran’ny fatokisanay an’i Dada ny fatokisanay anao M. le Député Zafilahy. Tohizo ny lalantsika e!

  3. Raha fantany ny marina nahoana izy nivadika t@ vahoaka malagasy , aza miteniteny foana eo fa mandreraka MACROTAGE , efa voa zay vao mitandrina , maninona moa tsy nahatsapa izany t@andron’ ny taloha , manao ny vahoaka tsinontsinona , manao tsisy dikany , tsy mila izany R8 IZANY izahay , espèce d’ abrouti , il vraiment taré c R8

  4. acado >>>> f’iza izao no tsy manao tsinotsinona ny vahoaka ? ity tena fouza marina ka ny ataony ihany no tantarainy dia mody avadika ny rasa, izahay dia tena mila R8 mihitsy who is the best Madagascar president we have never had. No need the machin jo hell who is the slave acado president PTDR and their maestre is Frantay

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *