3 pensées sur “Video – Interviews à Andraharo 10/03/2011”

  1. Amin’ny manaraka, raha mbola tiana ihany koa hitsahatra ny krizy, dia mba aoka hisy amin’ny teny vahiny ny resaka na interview toy izao ê !
    Tsy hisy ny dika vilana amin’izay !

  2. Ny malagasy koa anie no tena mila maheno fa atao sous titre @ teny vahiny koa mety.

    Mbola maro ireo drogué @ fianana dia tsy mety lucide mihintsy

  3. tena mazava be Atoa MANORO Régis qy ny rehetra a!
    tsy misy ho kianina mihitsy e!… Ho hitantsika eo ny tohiny!
    Fa ny malagasy dia tsy mitsahatra ny mivavaka mba hivoahantsika amin’ny tena marina sy ara-dalàna!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *