3 pensées sur “Video Jodasy Bis 09/03/2011”

  1. Samihafa mihitsy ny sonia ataon’ny solotena sy ny sonia farany ataon’ny lehibe (hef de file)!… Ary paraphe no natao tao fa tsy sonia: AOKA HAZAVA TSARA IZANY!

  2. Miala tsiny fa tena tsy mandresy lahatra mihitsy ilay fanazavan’ingahyYves Aime’. Dia ahoana ilay fanagana rafitra tetezamita iarahan’ny ankolafy telo ? sa handeha tokona 2 izay ny ankolafy Ravalomanana ? ireo vahoaka manohana ny filoha Ravalomanana ve manaiky izany ?

  3. Tsotra ny valiny. Tsy izay adala tsy endry rehetra izao akory dia itonona tena hoe « TIM » ; Taloha raha nizarazara ny AREMA dia nisy ny AREMA AMBOHITSOROHITRA sy ny AREMA ISORAKA

    Koa angatahina Raharinaivo sy ireo député TIM , mpamadika ,tsy andoto rano, ka tsy hampiasa intsony ny anarana TIM intsony izay iarahan’ ny maro anisa miaraka amin’ny Filoha Rahavalomanana efa aman-taonany maro;

    Na dia ny mijery ny tarehy , ny maso, ny vaki – tapon’i Raharinaivo aza ; ary ny takolaka sy ny kibo ben’ i Yves Aimé dia efa mitory sahady ny toetra ratsin’ izy ireo, ny fitiavany vola tsy amin’ ny marina ary ny fitiavany seza na dia amidin’ izy ireo aza ny ray sy ny reniny!

    Misoratra mazava eo an – tampikandrin’ dry – zareo izany toetra ratsy rehetra izany.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *