2 pensées sur “Video – Magro 11/03/2011 Tabera”

  1. Ôka LETSY ry VAÔKA a !
    Mandrangaranga PINCES menamena be ndray
    Nanamoly vao maraina nga ka manala ny hamamoana eto nefa ny andro ALAHADY, fivavahana !!!!!!!

  2. Io fomban’i « vahoaka » io no porofo mivaingana fa vitsy anisa ny PHAT ka manatevin-daharana. Voaporofo amin’ny toetra fanaony ny résultat ny référendum bidon, na ny maty sy ny hazo voakapa aza anaovany carte d’électeur daholo.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *